Rasazy Fy - Hebamme

Rasazy Fy - Hebamme Kontaktinformationen, Karte und Wegbeschreibungen, Kontaktformulare, Öffnungszeiten, Dienstleistungen, Bewertungen, Fotos, Videos und Ankündigungen von Rasazy Fy - Hebamme, Berlin.

Ny tontolon’i Rasazy Fy aty Allemagne 🇩🇪 tontolon‘ny Reny sy ny Zaza ary ny fiainana andavan’andro 👩‍⚕️

«Aucune femme ne doit mourir en donnant la vie»🤰🏼

🇲🇬🇩🇪🇫🇷🇨🇭🇻🇦🇬🇷🇪🇸🇵🇱🇮🇹🇦🇹🇵🇹🇺🇸🇨🇿🇧🇪🇸🇬🇲🇾🇲🇨🇯🇵 ✈️🌍

31/03/2026

Efa ao amin‘ny TikTok ilay video Fizarana 1 Mitady zaza,«Kinderwunsch» fa alefako eto rahariva rehefa mirava iny avokoa ry maman‘ny mbola ho avy🤰🏼

🇲🇬 🇩🇪

Hallo zusammen 🤗 Betsaka ny vehivavy sarotra mahazo zaza na tena tsy mety mahazo zaza amin’izao fotoana izao? 🤰🏼Inona av...
30/03/2026

Hallo zusammen 🤗 Betsaka ny vehivavy sarotra mahazo zaza na tena tsy mety mahazo zaza amin’izao fotoana izao? 🤰🏼

Inona avy ny mety antony? Inona no mba fikafika kely natoraly nanampy anareo maman hanampiana ireo maman’ny mbola ho avy?

Hizara video kely momban’io aho fa araho ny Pejy 🫶

Araho ny Pejinay Instagram https://www.instagram.com/geburt_in_berlin?igsh=MW9vY3E5MjQzM2djdA==
Araho ny Pejiko Instagram https://www.instagram.com/rasazy_fy_hebamme?igsh=MWJmbDMzb3VsbHEzbw==
Araho ny Pejiko TikTok https://www.tiktok.com/?_r=1&_t=ZG-94ixLri0fZZ

🇲🇬 🇩🇪

29/03/2026

Schönes Wochenende 💋

🇲🇬 🇩🇪

28/03/2026

Hallo zusammen 🤗 5.Vlog Japon dia ho alefako eto ko ny video Shopping Japon 🛍️ ataoko anaty commentaire ny lien an‘ireo Vlog teo aloha hatramin‘ny resaka Visa satria mbola Passport gasy noetina tany ✈️

Tsy mahafaty antoka ny makany na dia somary lafo ary 😍

🇲🇬 🇩🇪

27/03/2026

Rehefa ilay nolatsahan‘ny fanahy masina mba nanao manjamanja nefa miditra amin‘ny 6 sasany maraina 😫 Tsy isanan‘andro izy manao anio 🤣

🇩🇪 🇲🇬

26/03/2026

Story Time kely androany 😍 Bevohoka nampiterahako tany amin‘ilay hopitaly niasako taloha teto Berlin ihany no nampiterahako anio (OC),efa nihidy moa ilay hopitaly niasako io tamin’ny 2024 dia tamin‘ny 2024 aho nanao ny OC an‘izy ireo tamin’izany dia izao nifanena tampoka tato zay,efa hiomana hakany amin‘ny salle vita passation iny dia niarahaba an‘izy ireo aho no hoy izy ireo hoe tadidiko ianao fa ianao no namoaka ny zanakay tany Ludwigsfeld tamin’ny 2024 🤭 Hafaliana re izao fa mbola izaho ihany no mamoaka ilay olona kely farany ehhh! Fa dia vita soa ihany ehhh 🫶

🇲🇬 🇩🇪

Hallo zusammen 🤗 Androany aho nankalazana «Anniversaire» 2 be izao ehh!!! 🤰🏼 Androany ny daty nahaterahan‘ilay mamany di...
25/03/2026

Hallo zusammen 🤗 Androany aho nankalazana «Anniversaire» 2 be izao ehh!!! 🤰🏼 Androany ny daty nahaterahan‘ilay mamany dia androany koa no nampiterahako ilay olona kely,teraka «Voie Basse» mazava ho azy fa tsy hoe nomanina akory,fanomezana tsara indrindra tsisy ohatran‘ito kosa ehhh!! 😍

Mankalaza «Anniversaire» 2 be izao izany isantaona izy 3 mianaka kely ❤️

Tongasoa olona mamikely dia Arabaina tratran’ny tsingerintaona Livia 🎉

Araho ny Pejy Instagram anay https://www.instagram.com/geburt_in_berlin?igsh=MW9vY3E5MjQzM2djdA==

🇩🇪 Heute habe ich gleich zwei Geburtstage gefeiert!!! 🤰🏼
Heute ist nämlich der Geburtstag der Mama – und genau an diesem Tag wurde auch das kleine Baby geboren. Die Geburt war natürlich spontan und nicht geplant,das schönste Geschenk dass man sich wünschen kann 😍

Jetzt feiern sie jedes Jahr gemeinsam gleich doppelt – zu dritt als kleine Familie ❤️

Willkommen auf der Welt, kleines Wunder, und alles Gute zum Geburtstag, liebe Livia 🎉

Folgt uns auf Instagram https://www.instagram.com/geburt_in_berlin?igsh=MW9vY3E5MjQzM2djdA==

Das Foto wurde mit Erlaubnis geteilt 🫶

🇲🇬 🇩🇪

25/03/2026

Hallo zusammen 🤗 Konstanz Bodensee 🇩🇪 Toy ny hoe tanindrazana kely faharoa, rehefa misy fotoana iny moa dia makany foana mamangy rafozana sy ny namana rehetra iny 🫶

Schönen Tag wünsche ich euch ❤️

🇲🇬 🇩🇪

Adresse

Berlin

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Rasazy Fy - Hebamme erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Die Praxis Kontaktieren

Nachricht an Rasazy Fy - Hebamme senden:

Teilen

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram