Réflexo𝐕𝐢𝐞

Réflexo𝐕𝐢𝐞 RéflexoVie propose des conseils naturels pour favoriser l’équilibre du corps et de l’esprit.
(14)

ReflexoVie est dédié à promouvoir le bien-être et la santé grâce à la réflexothérapie. Découvrez comment cette pratique peut améliorer votre qualité de vie, réduire le stress, et soulager les douleurs. Rejoignez notre communauté et explorez des conseils, des astuces et des témoignages inspirants.

Dépression" : Ireo fambara fa miha-ketraka ny olona iraylMisoko mangina ny fahaketrahana na antsoina hoe "dépression". M...
10/02/2026

Dépression" : Ireo fambara fa miha-ketraka ny olona iray
l
Misoko mangina ny fahaketrahana na antsoina hoe "dépression". Maromaro ireo fambaran'izany, nefa matetika tsy tsapan'ilay olona voakasika sy ny manodidina azy.

Tsy ny vatana ihany no mila fikolokoloana fa eo ihany koa ny saina. Tsy ampy araka izany ny sakafo ara-pahasalamana sy ny fanatanjahan-tena, satria tsy azo atao ambanin-javatra ny fahaizana mifehy fihetseham-po manoloana ny tranga samihafa.
Ireo fambaran'ny "dépression"
Maromaro ireo famantarana izay manaitra fa mizotra mankany amin'ny fahaketrahana ny olona iray.

-Rera-dava, na dia tsy miasa mafy aza. Mbola mitoetra ihany koa ny harerahana, na avy natory tsara aza ;
-Tsy mahatsiaro hafaliana intsony amin’ny zavatra nampifaly mahazatra na taloha ;
-Mitokana, tsy te hiresaka amin’olona. Tsy te hitantara na tsy mahita lazaina manoloana izay zava-mitranga. Mety hijanona eo anoloan'ny "écran" mba hamonoana eritreritra ;
-Be eritreritra be, matahotra, na mahatsiaro ho tsy misy ilana azy. Mitady lalana hanovana haingana ny asa na izay adidy iandraiketana ;
-Miova torimaso sy fahazotoan-komana (be loatra na mihena be);
-Lasa masiaka na kizitina na mora mitomany amin'ny zavatra tsy tokony hanohana ny fo akory.
Raha maharitra herinandro maromaro ireo soritr'aretina ireo, dia tsy “alahelo tsotra” intsony fa mety dépression na fahaketrahana.

Inona àry ireo fepetra tsara raisina ?
Tsy mora ny mitsabo ny fahaketrahana. Noho izany indrindra, tsy tokony avela ho lasa lavitra ireo fambara : raha vao misy soritr'aretina mampiahiahy dia tokony hanomboka ny fandraisana an-tanana. Matetika dia tsy vitan'ny fanohanana sy fampaherezan'ireo olona akaiky ny fanarenana ny olona tafalatsaka anaty fahaketrahana, ka ilàna ny fikarakaran'ny mpanam-pahaizana manokana. Raha avela hiitatra ireo fambara, mety ho tafalatsaka amin'ny fandraisana zava-mahadomelina na amin'ny famoizam-po ilay voakasika.
Tsara ny manamarika fa aretina ny "dépression" ka tsy vitavita hoazy ny fitsaboana. Miankina amin'ireo soritr'aretin'ny marary moa ny fandraisana an-tanana.

zarazarao Réflexo𝐕𝐢𝐞

09/02/2026

🦶 Réflexologie plantaire : une approche de bien-être 🦶

1️⃣ Une carte symbolique du corps
La réflexologie plantaire repose sur l’idée que certaines zones du pied correspondent à différents organes. Cette représentation est traditionnelle et symbolique, et non une image anatomique réelle.

2️⃣ Une pratique axée sur la détente
Le massage de ces points est utilisé pour favoriser la relaxation, relâcher les tensions et apporter une sensation générale de bien-être.

3️⃣ Pas une preuve scientifique
Les correspondances entre les zones du pied et les organes ne reposent pas sur une base scientifique solide. Les organes ne se situent pas dans le pied.

4️⃣ Un complément, pas un traitement
La réflexologie peut être utilisée comme technique de confort, mais elle ne remplace pas un diagnostic, un traitement ou un suivi médical.

5️⃣ Conseil de prudence
En cas de douleur persistante ou de problème de santé, consulter un professionnel de santé reste la meilleure décision.

09/02/2026

09/02/2026
09/02/2026

Suis la page et prends soin de ta santé 💚
Bien-être et équilibre au quotidien 🌿


08/02/2026

A Méditer .

08/02/2026

PROSTATE

VAKIO KA ZARAO🙏MITSABO KOHAKA EFA ELA LOATRA , CŒUR , INSOMNIE Ra Toa ianao Ka efa nikohaka efa ela bé anefa tsy mety si...
08/02/2026

VAKIO KA ZARAO🙏
MITSABO KOHAKA EFA ELA LOATRA , CŒUR , INSOMNIE

Ra Toa ianao Ka efa nikohaka efa ela bé anefa tsy mety sitrana .
Ela koa vao mahita torimaso .
Tsy mety masaka ilay kohaka nao Na zanakao anefa efa nanao izao karazana zavatra maro samy hafa izao ....

Mety amin'ny Olona manana olan'ny insomnie ( tsy mety mahita tory ) koa Izy ity
Marihiko fa misy olan'ny circulation sanguine matoa mitranga ilay aretina toy izany .
Tsaboina fotoana maharitra , anefa mahagaga fa miverina allez retour eo foana ilay olana ....

ZAVATRA ILAINA :

Laitue ( salade malefaka ny raviny ) miisa 8 amin'ilay moyen , Na 12 isa amin'ilay raviny kely iny

Miel ( Tantely ) niaoli , 1 sotro kely

Rano mangotraka 1/2 litatra .

FANAO AZY :

⌚ Ampangotrahina ny rano Dia arotsaka ao ilay ravina salade laitue .
Ary ampididina haingana ilay vilany satria infusion ilay atao .
Avela hilona 10 mn fotsiny io mba hivoahan'ny oligoéléments ao anatin'ilay ravina ...

Esorina ilay ravina rehefa Tonga ny Ora 10 mn > 12 mn monja .

Ampiana ilay Tantely 1 sotro Kely .

Haroina tsara hifangaro Ary Dia sotroina .
Hankafizina tsara .

Atao 21 andro izy ity .
Na Dia mahatsiaro efa sitrana aza .
Mba tsy hiverimberenan'ny olana ara pahasalamana .

FANAMARIHINA .

Marihina fa manasitrana FO mihintsy koa ny fanaovana azy ity .
Saingy ampiarahina amin'ny tongotra havia no mahazo manitsaka tany voalohany rehefa mifoha .
Mba ho solon'ny massage reflexo moa moa izany Antony fihetsika izay asaiko atao izany .
Torohay no zaraiko eto .
Fa kosa izahay efa manana fanafody efa vita ho an'izay handray vonona Hitsabo kohaka Na fo ....
Izay vita avy amin'ny fleurs sy voankazo isan-karazany

Adresse

Worldwide
Paris

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Réflexo𝐕𝐢𝐞 publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Type