31/12/2022
Eccoci ad un nuovo traguardo.. la strada davanti a noi è lunga ma tante cose sono state fatte con il vostro aiuto e sostegno. Grazie per essere stati accanto a noi e vi aspettiamo in un proficuo 2023
🇲🇬 Mifarana ity ny taona 2022, nisedrana ny mangidy, nifampizarana ny mamy ihany koa anefa. Sarotra ny làlana, mafy ny tolona, asa masina anefa no efa nekena ka dia natao sy mbola hatao am-pitiavana hatrany. Tsy mahavita tena irery anefa izahay, ary mety efa nandrindrim-baravarana raha tsy teo ianareo havana aman-tsakaiza sy mpiaramiombon’antoka samihafa nankahery sy nanohana hatrany tamin’ny lafiny marobe. Koa dia amin’ny fo feno fankasitrahana no ananterana ny fisaorana mitafotafo ho an’ny isam-batan’olona, isan-tokantrano, fikambanana, orinasa na ny eto Madagasikara na ny any ivelany, tamin’izay rehetra vitanareo ho fanasoavana ny mpiara-belona. Mirary koa izahay raha mirary ny mbola hifanohanantsika hatrany amin’ity taona vaovao 2023 mandom-baravarana ity. Enga anie isika rehetra samy ho mamy tian’ny vola, mangidy lavitry ny aretina, ho ampoky ny soa sy ny tsara hatrany, ka Ilay Andriamanitra Andriananahary izay mahalala ny ao am-po sy ny fikasana tsara rehetra no hahatanteraka azy ireny ka tsy hisy diso anjara. Soava ny tontolo andro dia samia hahatratra ny taona vaovao 2023 anaty fifaliana sy fahasalamana.
🇫🇷 L'année 2022 touche à sa fin. Il y a eu de la tristesse, mais aussi beaucoup de joie. La joie d’un devoir accompli grâce à toutes les mains tendues qui nous ont accompagnés tout au long de l’année et surtout dans les moments difficiles. Alors, c’est avec un cœur plein de reconnaissance que nous tenons à remercier tout un chacun, familles, amis, associations, sociétés et entreprises pour les soutiens physique, moral et financier. Nous vous adressons tous nos meilleurs vœux de santé, amour et prospérité pour cette nouvelle année 2023 qui pointe le bout de son nez. Nous comptons encore sur vous pour traverser ensemble cette nouvelle année.
🇮🇹 L'anno 2022 sta per finire. C'era tristezza, ma anche tanta gioia. La gioia di un dovere compiuto grazie a tutte le mani tese che ci hanno accompagnato durante tutto l'anno e soprattutto nei momenti difficili. Quindi, è con il cuore colmo di gratitudine che vorremmo ringraziare tutti, famiglie, amici, associazioni, aziende e tutti altri per il sostegno fisico, morale e finanziario. A tutti, i nostri migliori auguri di un felice anno nuovo 2023. Speriamo di cuore di fare ancora insieme questa nuova strada del 2023.
Association Tetezana MADA
Tetezana Onlus - Ponte tra Italia e Madagascar
MAIS Onlus et ses partenaires
Seniores Italia Lazio ODV
Diaspora Malagasy eto Italia
Metropolitana di Roma
onorario d'Italia ad Antananarivo
Commune Rurale Alasora Ofisialy & Fokontany Ambodivondava
SEIMad SA
Orientale
Rojo
Au nom de la grande famille de Tetezana : INFINIMENT MERCI.
Mino & Andry