31/03/2026
🩷Coucou Fy Astina🩷
😍 Une fille de 4 ans qui est passionnée de cuisine.
😍 Raha ny logique no jerena dia maximum de concentration zaza 4 ans dia 10min à 15min dia miova zavatra atao, kanefa i Fy dia mahavita manao atelier cuisine 1h30 tsy misy pause,
😍 Dia gaga izahay hoe 4 mois izay nanaovany activité fa tsy niova atelier mihitsy izy fa tena passioné be amin'ity mahandro ity.
😍 I Fy ko tsy dia tia manandrana sakafo fa tena tiany ny mahita ny zavatra vitany aseho Maman sy entina mody, mamii anie ee zany🩷
😍 Tianay be mahita zanakareo manana faharetana amin'ny zavatra tena tiany, na firy taona na firy taona dia manana ny place-ny ato aminay
😘 Bisous Fy😘
Zazà Lovers Zazà Channel