10/03/2026
✨ Mbola misy toerana malalaka ho an'izay hianatra atelier Make-up amin'ny le 14 Mars izao fa aza tara misoratra anarana ah 💄
♥️ Afaka manatona mivantana aty amin'ny salon na manoratra anarana ao amin'ny Mp Izay ho avy 🥰
👉 Aza adino fa amin'ny 10h30 fidirana ary mifarana amizay ahaizanao ny cours
👉Ianarana avokoa ny étapes rehetra de A à Z amin’io fotoana io , séance iray ihany dia voafehinao ny tenanao manokana na débutants aza.
👉Paf 25.000Ar si 2 séances avec CERTIFICAT 100.000ar
Izahay no miantoka ny fitaovana rehetra fa ny blender ihany no vidinao 3.000ar
Tsy adino ihany koa mitondra cahier sy stylo handraisana note 📓🖋️
‼️Rehefa vita kosa ny fampianarana dia mivarotra ny fitaovana rehetra amin’ny vidiny mirary ho anareo mpianatra
Lieu de formation :
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 𝐈𝐧𝐟𝐨𝐬 & 𝐫𝐞𝐧𝐝𝐞𝐳-𝐯𝐨𝐮𝐬 : +261 34 56 275 04 / +261 33 04 160 46