09/04/2026
Tsy zava-baovao intsony ny fitenenana mahazatra fa… Ny fihinanana sakafo voajanahary, tsy voahodina be, dia manampy betsaka amin’ny fitazonana fahasalamana tsara sy angovo mandritra ny andro. Efa nahatsapa ve ianao ho reraka na mavesatra vatana rehefa avy nihinana sakafo be menaka na mamy loatra?
Ireto avy ny sakafo atolotry ny coach mba hanatsarana ny fahasalamana sy ny fahatsapana tsara: zavoka, voanjo sy amandy, voasary makirana, paoma, akondro, epinara, ampongabendanitra ary brokoli. Sakafo tsotra nefa tena mahasoa — tena ilain’ny vatana sy ny saina!
Aza miandry harary vao hifehy tena e.
Mitomboa fahasalamana
Araho hatrany ny Pejy.