15/03/2026
โ ๏ธ IREO FAMANTARANA 7 VOALOHANY AMINโNY OLANA AMINโNY IZAY TSY TOKONY HOHADINOINA
Ny prostate dia taova kely ao aminโny lehilahy, saingy mety hiteraka olana rehefa mihalehibe na misy aretina. Matetika anefa ny famantarana voalohany dia malefaka ka tsy dia tsikaritra.
๐จโโ๏ธ Ireto misy famantarana 7 tokony ho fantatra :
๐น 1๏ธโฃ Mi-p**i matetika
Indrindra rehefa mifoha imbetsaka aminโny alina hi-p**i.
๐น 2๏ธโฃ Sarotra ny manomboka p**i
Mahatsapa hoe miadana na sarotra ny fivoahanโny p**i.
๐น 3๏ธโฃ Malemy ny fikoriananโny p**i
Tsy matanjaka toy ny taloha ny fikorianany.
๐น 4๏ธโฃ Mahatsapa hoe mbola misy p**i tavela
Na dia avy ni-p**i aza dia mahatsapa tsy mbola foana tsara ny tatavia.
๐น 5๏ธโฃ Miverimberina te hi-p**i
Indraindray te hi-p**i matetika ao anatinโny fotoana fohy.
๐น 6๏ธโฃ Misy fanaintainana rehefa mi-p**i
Mety hahatsapa fanaintainana.
๐น 7๏ธโฃ Misy ra aminโny p**i (indraindray)
Io dia famantarana tokony hampanahy ka mila manatona dokotera.
โ ๏ธ Zava-dehibe :
Raha mahatsikaritra iray na maromaro aminโireo famantarana ireo, dia tsara manatona dokotera haingana mba hanaovana fitiliana.
Ny fitiliana aloha dia manampy @ fisoroana olana lehibe aminโny prostate.
โโโโโโโโโโโโโโโ
๐ฌ Fanontaniana :
๐ฝ Mifoha mi-p**i matetika be ve ianao ( na ny vadinao) @ alina ?
Valio aminโny commentaire ๐