Fahasalamana ho AnAo

Fahasalamana ho AnAo Infirmiere a Domicile ou a l'hopital

04/07/2024

Coucouuu daoly 😘😘
Ela2 ts heno fa nisy olana kely page fa iverina izy zao ary itondra zava-baovao be 😍❤
Ka manasa anao anaraka tsy tapaka pejy 😘

Miarahaba oh 😊Ho anao io indrindra ity, *Mitady olona hanao garde ve ianao ka sahirana fa tsy misy afaka manao?*Na hikar...
11/08/2022

Miarahaba oh 😊
Ho anao io indrindra ity,
*Mitady olona hanao garde ve ianao ka sahirana fa tsy misy afaka manao?
*Na hikarakara marary ao an trano?
*Be antitra sy ny olona manana fahasembanana?
Tonga hamaha ny olonao izahay 😊
Afaka manao izany rehetra izany izahay ka raha liana ianao dia afaka mandefa hafatra miafina fa ho valinay ny hetaheta anao.

Afaka manao ireto izahay:

Address

Meteo Ampasampito
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fahasalamana ho AnAo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Fahasalamana ho AnAo:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram