19/07/2025
Manana fanaka na varavarana hazo tianao hovaina nefa sahirana?
Aza misalasala! Afaka manakalo fanaka amin'ny entana hafa izahay, toy ny:
📺 TV
💻 Ordinatera
📱 Téléphone
🍳 Kojakoja an-dakozia (raha fanaka mbola tsara).. sy ny sisa.
Hanamora ny fiainanao izahay amin’ny fifanarahana madio sy mazava. Misy fepetra tsotra arahina, fa azo ifampiresahana tsara.
tsara raha tonga dia miantso.
📍 Misy anay ao Isotry
📞 033 388 1211 / 038 501 1772