DECO en Pack

DECO en Pack Décoration à base de ballons
Tout événement sera décoré avec notre superbe ballons et des ballons Millar gonflable. Installation assuré
034 92 235 30

👉Ho tsenaintsika amin'ny alalan'ny ireto "décoration à base de ballons" mafatifaty kely ireto ny andro nahaterahan'ilay ...
15/12/2024

👉Ho tsenaintsika amin'ny alalan'ny ireto "décoration à base de ballons" mafatifaty kely ireto ny andro nahaterahan'ilay Jesosy Kristy Tompo.
👉Afaka atao ao antrano, any ampiangonana, eny anjaridaina....
✅Prix et détail sur chaque photo en commentaire.
✅Installation discutable
☎️034 92 235 30
🚛Livraison Antananarivo et Province

👉Ireto indray ny modely vaovao ho fankalazana ny andro nahaterahatsika izay tena mandanja tokoa❤️👉Vidiny : 40 000ar monj...
16/11/2024

👉Ireto indray ny modely vaovao ho fankalazana ny andro nahaterahatsika izay tena mandanja tokoa❤️
👉Vidiny : 40 000ar monja👈
✅Afaka manao "surprise" ho an'lay olona akaiky anao ianao ary izahay dia afaka manao ny "installation" tsara amin'ny vidiny mirary ho an'rehetra😉🎁
☎️ 034 92 235 30
🚚Livraison Antananarivo et Province
✅Détails sur chaque photo🎊🎁

👉Tsara kokoa ny manomana "surprise" kely ho an'ny ireo olona akaiky anao   ny "sexe" ny zanakao amin'ny alalan'ireto déc...
01/08/2024

👉Tsara kokoa ny manomana "surprise" kely ho an'ny ireo olona akaiky anao ny "sexe" ny zanakao amin'ny alalan'ireto décoration mafatifaty kely ireto🥳🎊🎈🎁 ho anareo reny rehetra izay mitondra vohoka. Fanomanana sahady ny fahatongavan'zazakely sy manala ny fintaintananao ihany koa🎊🎁🎈
☎️034 92 235 30
🚛Livraison Antananarivo et Province
➡️Détails et prix sur les commentaires de chaque photo.

Ireto indray ny modely vaovao ny p**y "happy birthday masqué" amin'ny vidiny mirary izay 33000ar fotsiny :➡️13 lettre ha...
12/05/2024

Ireto indray ny modely vaovao ny p**y "happy birthday masqué" amin'ny vidiny mirary izay 33000ar fotsiny :
➡️13 lettre happy birthday
➡️10 ballons au choix
➡️ 2 minies étoile ou 2 ballons ronde disco ou 2 ballons GM à motif make-up.
➡️1 masque brillant
➡️1 bombe confettis
➡️1 bougie fontaine
☎️034 92 235 30
🚛Livraison Antananarivo et Province

Déco en Pack dia faly miarahaba antsika rehetra ato amin'ny Pejy nahatratra ity taona vaovao ity😘Vaovao ny Taona dia tol...
16/01/2024

Déco en Pack dia faly miarahaba antsika rehetra ato amin'ny Pejy nahatratra ity taona vaovao ity😘
Vaovao ny Taona dia tolotra vaovao ihany koa no atolotra ho anareo mpanjifa hajaina🤗
👉"Pack happy birthday en thème sport":
-13 lettre bannière happy birthday
-10 ballons couleur au choix
-1 rideaux métalliques
-1 ballons gonflable Gm métalliques sous forme sport.
-1 ruban
Vidiny: 30000ar
🏢Andravoahangy Mahavoky près station Shell et Pharmacie de Mahavoky
☎️0349223530
🚚Antananarivo et Province

👉Ireto ary fa tonga ny modely "PACK NOËL" ho anareo miandry fatratra.Araraoty fa voafetra ihany izy ireto👉Vidiny: 28000a...
09/12/2023

👉Ireto ary fa tonga ny modely "PACK NOËL" ho anareo miandry fatratra.
Araraoty fa voafetra ihany izy ireto
👉Vidiny: 28000ar sy 50000ar
🏢 Boutique à Andravoangy Mahavoky près Station Shell et Pharmacie de Mahavoky
☎️034 92 235 30
🚚 Livraison Antananarivo et Province
Prix d'installation apart et discutable

Ireto indray ny tolotra momban'ny "Pack décoration Baptême" na ho an'ny zazakely na ho an'ny olon-dehibe. Surprizy ho an...
19/11/2023

Ireto indray ny tolotra momban'ny "Pack décoration Baptême" na ho an'ny zazakely na ho an'ny olon-dehibe. Surprizy ho an'lay olona akaiky anao izay afaka atao tsara amin'io andro iray io.
Prix: 58000ar avokoa
Prix d'installation apart et discutable
🏢 Boutique à Andravoangy Mahavoky près Station Shell et Pharmacie de Mahavoky.
🚚 Livraison à Antananarivo et Province.
☎️034 92 235 30

👉Omena fahafam-po ihany koa ny zatovo vavy kely amin'ny alalan'ireto pack anniversaire modely vaovao horonantsara izay f...
19/10/2023

👉Omena fahafam-po ihany koa ny zatovo vavy kely amin'ny alalan'ireto pack anniversaire modely vaovao horonantsara izay fantadaza ankehitriny manerantany dia i Barbie.
✅Aza tara ary fa voafetra ihany izy ireto anh
👉Vidiny : 40000ar👈
🏢Boutique Andravoangy Mahavoky près Station Shell et Pharmacie de Mahavoky, repère rond point Andravoangy solomaso
📞034 92 235 30

Ho fanomezana fahafam-po ny zanaka amin'ny Tsingerin-taona nahaterahany, ande hanao surprise azy ireo amin'ny "Pack déco...
17/10/2023

Ho fanomezana fahafam-po ny zanaka amin'ny Tsingerin-taona nahaterahany, ande hanao surprise azy ireo amin'ny "Pack décoration Dessin Animé Enfant" vaovao ireto isika:
Prix: 38000ar avokoa amin'ny modely rehetra.
👉Garçon:
✅Babyboss, Patte Patrouille, Naruto
,Sonic.
👉Fille:
✅Moana, Licorne, Winie.P, Sirène
, Princesse Disney, Reine de neige.
👉Offre limité👈
Détails eo ambanin'ny sary tsirairay ao amin'ny commentaire
🏢Boutique : Andravoangy Mahavoky près Station Shell et Pharmacie de Mahavoky, repère rond point Andravoangy solomaso.
📞034 92 235 30
Livraison Antananarivo et Province

Ato indray ny modely décorations "Maintso ny fanantenana"!! Loko izay mampifandray ny Malagasy tsivakivolo. Mety atao am...
09/10/2023

Ato indray ny modely décorations "Maintso ny fanantenana"!! Loko izay mampifandray ny Malagasy tsivakivolo. Mety atao amin'izay lanonana isakarazany na Tsingerin-taona, na mariazy, Batisa, Batemy...etc
0349223530
Boutique: Andravoangy Mahavoky près Station Shell et Pharmacie de Mahavoky repère rond point Andravoangy Solomaso.

Modely P**y Tsingerin-taona vaovao miaraka amin'ny "Bougie magique" mirehitra ho azy rehefa vonoina:👉49pieces 28000Ar👈✅1...
24/09/2023

Modely P**y Tsingerin-taona vaovao miaraka amin'ny "Bougie magique" mirehitra ho azy rehefa vonoina:
👉49pieces 28000Ar👈
✅13 lettres happy birthday bannière
✅25 ballons latex
✅10 bougie tige gâteaux magique
✅1 champagne gonflable GM
🏢Visible à Andravoahangy rond point solomaso près station Shell et Pharmacie de Mahavoky.
☎️034 92 235 30
🚚Livraison Antananarivo et Province

Ireto indray ny P**y "Tsingerin-taona" ho an'ny rehetra na kely, na lehibe, na dadabe, na nenibe:👉30 pièces 30000Ar👈✅13 ...
24/09/2023

Ireto indray ny P**y "Tsingerin-taona" ho an'ny rehetra na kely, na lehibe, na dadabe, na nenibe:
👉30 pièces 30000Ar👈
✅13 lettres gonflable happy birthday
✅10 ballons latex
✅4 ballons conffetis
✅2 cœur ou étoiles gonflable
✅1 rideaux métalliques (1m/2m)
Visible à Andravoahangy solomaso rond point vers Mahavoky à côté Station Shell et Pharmacie de Mahavoky.
☎️034 92 235 30
Livraison Antananarivo et Province

Address

Andravoahangy Mahavoky Près Station Shell
Antananarivo
101

Telephone

+261344656379

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DECO en Pack posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram