15/10/2025
💚 Il existe des clients qui deviennent bien plus que des clients…
Suite à l’épreuve que nous avons traversée, Entreprise Jocelin Bâtiment, fidèle cliente de la Pharmacie du Roi – Tana Water Front, a tenu à nous témoigner son soutien d’une manière exceptionnelle. 💪🏽🤝
🗓️ Une réunion s’est tenue ce matin pour faire l’état des lieux et planifier les travaux. Dans un bel élan de solidarité, l’équipe de Jocelin Bâtiment s’est engagée à réaliser gratuitement 🎨 la peinture, 🔌 la révision de l’électricité et 🚰 de la plomberie. 🙏
Ce geste, à la fois humain et solidaire, nous touche profondément 🥹❤️
Merci à toute l’équipe pour votre bienveillance et votre générosité — vous redonnez foi en la solidarité entre entrepreneurs et citoyens. 💚👏
-----------------------------------------------------------------------------
💫 Misy mpanjifa izay lasa mihoatra noho ny maha-mpanjifa azy…
Taorian’ny fotoan-tsarotra nodiavinay dia naneho fihetsika tena nanaitra anay ny orinasa Jocelin Bâtiment, iray amin’ireo mpanjifa mahafatra-po an’ny Pharmacie du Roi – Tana Water Front, izay nanohana anay tamin'ny fihetsika tena miavaka. 🌟
🕊️ Nisy fivoriana natao androany maraina mba handinihana ny zava-nisy sy handaminana ny asa tokony hatao. Tamin’ny fitiavana sy firaisankina lehibe, dia nanolo-tena hanao maimaimpoana ny asa:
🎨 fandokoana, 🔌 fanarenana ny herinaratra, ary 🚰 ny fantson-drano ny ekipan’ny Jocelin Bâtiment.
Nampihetsim-po anay izao fihetsika sy fahafoizan-tena hananany izao 💖🙏
Misaotra betsaka ho an’ny ekipan’ny Jocelin Bâtiment amin’ny hatsaram-panahy sy ny fitiavana nasehonareo — tena mampiverina ny finoana amin’ny firaisankina eo amin’ny mpandraharaha sy ny mpanjifa izany. 🤗🌈
Mankasitraka eram-po sy eran-tsaina ho an'ireo izay nanampy sy mbola hanampy ihany koa. 🙏💖🤍
Elliott Jao Venant
Société Jaovenant
́