13/07/2022
🏅Mitady olona hiasa🏅
☘ Raha mahafeno ireto fepetra ireto ianao de midiry mp .
📌Feno 18 taona miotra
📌Efa miasa na mbola tsy niasa
📌Mazoto sy matotra tsara
☘Afaka atao vadinasa tsara anefa raha efa miasa enao
☘Ny karama farany ambany 100000ar , miankina @ fahazotonao iany koa anefa no mety iakarany.
🌿Ny fahazotonao iaradalana aminay de efa fandrosona lehibe ho anao . Raha liana ka mahafeno ireo fepetra ireo dia tongava MP (fanazavana fanampiny).🌿
Send a message to learn more