24/05/2022
🌿FANOMEZANA HO AN’I NENY🌿
Ny Maison de Santé Soa Natiora dia manolotra fanomezana maimaim-poana ho an’ny neny rehetra ny tolak’andron’ny 29 Mey 2022.
Ny « massothérapie » sy ny « réflexothéraphie » ary ny fizaham-pahasalamana (consultation) dia ho maimaim-poana amin’io fotoana io
Dia hisy ny varotra « Pack fête des mères » vokarin’ny IMRA
Tongava fa ho karakaraina tsara i neny 🌿❤️