INF Sam

INF Sam 🖐️Salama e ❤️
izahay dia infirmière vonona hiasa ho anao

25/09/2025

Encore ????

25/09/2025

💔💔💔

Hita tany ho any... tena ilaina ny rano hisasana pepeta 😊 Ary tena ilaina ny pepeta tsara sasa 😊Ny tsy fanasana pepeta d...
24/09/2025

Hita tany ho any...
tena ilaina ny rano hisasana pepeta 😊
Ary tena ilaina ny pepeta tsara sasa 😊
Ny tsy fanasana pepeta dia mahatonga fofona maimbo, tsy mapahazo Aina,
antoky ny fahasalamana daholo izany re a 😊

Maninona Ary za tsy MBA manao otrzao 😭😂🤣 Fa vo mitakisina amiko ref za MBA Liana am zavatra hafa iny d halako 🤣 Tonga d ...
23/09/2025

Maninona Ary za tsy MBA manao otrzao 😭😂🤣
Fa vo mitakisina amiko ref za MBA Liana am zavatra hafa iny d halako 🤣 Tonga d mbay Ary f tsy map concentre 🤣

Préservatif buccal, ho anao tia micro sy tsy micro 🍌
22/09/2025

Préservatif buccal, ho anao tia micro sy tsy micro
🍌

22/09/2025

Coucou 😊 ity indray izao no vaovao malaza
Misy ity serviettes hygiéniques ity dia lasa miteraka infection Ilay izy, lasa manao saignements anormaux, lasa tsy miteraka intsony mandrakzay, betsaka koa ireo Aretina hoentiny atsika vehivahy....
N'y vita gasy aloha atreto Mbola tsy misy inon'inona ka aleo ihany mividy vita gasy

22/09/2025

coucou .... Hiresaka momba ny Serviette hygiénique indray isika... jereo aloha ny vidéo

19/09/2025

fadio ny manala Zaza 😮‍💨 aleo manao fanabeazanaina kia🥰

19/09/2025

izany daholo zoa izay Marary tato o ato : Marary vavony, d idiran'ny Rivotra bé🥴

19/09/2025

lasa aretin'ny bé sy ny maro indray Zao Ilay idiran'ny Rivotra an 😮‍💨🥴

Address

Tanjombato
Antananarivo

Telephone

+261327669484

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when INF Sam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram