Dépot Rabariarivo

Dépot Rabariarivo Fanafody : 033 11 512 35
Ankoatran’izay : 034 10 576 05

Iresaka momban’ny TAREHY indray dia ny masque. 14,000 Ariary daholo ny masque ato amintsika.
28/01/2026

Iresaka momban’ny TAREHY indray dia ny masque.

14,000 Ariary daholo ny masque ato amintsika.

Misy ANGADRANO 😮‍💨😮‍💨😮‍💨GRAS ny odidoha 😵😵😵Nefa ny tahony MAINA be 🥲Mampiasa menaka vao maika loza fa MANGIDIHIDY 😒 ?? C...
27/01/2026

Misy ANGADRANO 😮‍💨😮‍💨😮‍💨
GRAS ny odidoha 😵😵😵
Nefa ny tahony MAINA be 🥲
Mampiasa menaka vao maika loza fa MANGIDIHIDY 😒 ??

Crème coiffante VATIKA à base de citron, Arbre à thé et Amande no natao ho anao.

7,000 Ariary

Fampiasana azy ?
😍 Na atao soin avant Shampoing. Osorana tanteraka amin’ny volo maina dia avela ilona kely arak’izay tianao vao sasanao amin’ilay Shampoing citron VATIKA na izay Shampoing anananao.

Na ahosotra amin’ny volo lena avy nosasana. Atao 🥰 kelikely manomboka any amin’ny fotony hatrany amin’ny lohany.

27/01/2026

Karakarao amin’ny produit AZO ATOKISANA ny tarehinao.
Izany no antony nisafidianako ny Laboratoire MASOALA.

Dispo daholo dia toa ny mahazatra miditra MP raha te ahazo fanazavana misimisy kokoa na ijery izay sahaza ny oditrao. 😍

Hey lés CURLY 😍 Retour mamikely d’une cliente … une petite cliente 😍😍 … crème coiffante COCO VATIKA ! Ity proposeko foan...
25/01/2026

Hey lés CURLY 😍
Retour mamikely d’une cliente … une petite cliente 😍😍 … crème coiffante COCO VATIKA !
Ity proposeko foana atao leav’in ho anareo manana volo curly. 7,000 Ariary fotsiny.
Jejo kely ery ilay zaza e 😍😍😍

24/01/2026

Andao anao BAIN D’HUILE 🥰🥰🥰
Ity ilay video lasa hors caméra tamin’iny e ...
Mino aho fa mahay manao bain d’huile tsara daholo manomboka anio anh ...
Dispo daholo ireny fitaovana sy produit ireny 😍😍😍

MENATRA ve ianao satria misy fofona ratsy re amin’ny fivavianao? 😖🤢Sa MANGIDIHIDY na MAMAIVAY kely mihitsy aza indraindr...
24/01/2026

MENATRA ve ianao satria misy fofona ratsy re amin’ny fivavianao? 😖🤢
Sa MANGIDIHIDY na MAMAIVAY kely mihitsy aza indraindray? 😮‍💨😖
Na koa miteraka olana anaty fiainan’ny mpivady satria MAINA noho ny antony maro samihafa? 🔞😢🥶

Natao ho anao ity ! Savony vita gasy natokana ho an’izany. Vita gasy manarapenitra satria ny laboratoire MASOALA no mamokatra azy. tsy misy atahorana 😍
Tsotra ny fampiasana azy. Isasana toa ny savony rehetra, ⛔️TSY ATSOFOKA any anaty fivaviana 🚫🚫

isasana indray ka hatramin’ny indroa isan’andro ihany.

Prix : 16,000 Ariary
Livraison partout Madagascar

Manamafy, mampaniry, mampangirana nefa tsy manavesatra ny volonao 🥰🥰. HUILE VATIKA - Garlic : manalava - 8,000 Ar- Casto...
22/01/2026

Manamafy, mampaniry, mampangirana nefa tsy manavesatra ny volonao 🥰🥰.
HUILE VATIKA
- Garlic : manalava - 8,000 Ar
- Castor : manatevina - 12,000 Ar
- Coco : mampangirana sady manisy volume - 8,000 Ar

22/01/2026

Ny volo anie maniry foana e. Ny olana dia rehefa tsy voaharo tsara izy dia simba avy eo, tapatapaka sy vakivaky dia voatery tapahana indray 😭😭😭😭.
Niainako izany, 12 taona teo niezaka nanalava volo fa eeeeee ! Ity tena nety tamiko. Sady MORA.

Disponible daholo ireo produits ireo fa quantité limité.

30/12/2025

Resy lahatra zandrinay andoko volo dia nanararaotra nanao Unboxing an’ity coloration au Henné ity. 10,000 Ariary monja

Amin’ny alalan’ity sary mamikelin’ny Ambassadeur antsika ity no hirarianay fety sambatra ho anareo rehetra 🥰🥰Bisous de L...
25/12/2025

Amin’ny alalan’ity sary mamikelin’ny Ambassadeur antsika ity no hirarianay fety sambatra ho anareo rehetra 🥰🥰

Bisous de Loulou 😘

20/12/2025

Inona avy ny ao anatin’ilau crème épilatoire 8,000 Ariary ? 😱😱😱 Soin complet kay !!!

mp pour commander

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Telephone

+261341057605

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dépot Rabariarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Dépot Rabariarivo:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram