Tahina patis'soa

Tahina patis'soa Achat et formation presentielle & en ligne

Cc ato indray ary eTena tanaty Asa za ny 12h de io nataoko 13h io ny fisarihana 🙏Misaotra foana manohana ry zareo an🙏🙏😘😘
05/03/2026

Cc ato indray ary e
Tena tanaty Asa za ny 12h de io nataoko 13h io ny fisarihana 🙏

Misaotra foana manohana ry zareo an🙏🙏😘😘

Cc daholo 😊Inona vao2 sy maresaka?Izara Asa vita sy points de la semaine indray 🙏😘Rapitso 12h any alefako eto izay mahaz...
04/03/2026

Cc daholo 😊
Inona vao2 sy maresaka?
Izara Asa vita sy points de la semaine indray 🙏😘

Rapitso 12h any alefako eto izay mahazo

Misaotra anareo manohana hatrany
👉Mandray commande foana izahay
👉Disponible iany koa ny farine complète sy orge

Cc daholoNy anay koa ny ato antrano manao commande 😊  ony, de izao no vitan'ny Neny ho azyMba nanandrana ity    ity de n...
01/03/2026

Cc daholo
Ny anay koa ny ato antrano manao commande 😊
ony, de izao no vitan'ny Neny ho azy

Mba nanandrana ity ity de napiana koa ilay gâteau 😋

Mitomboa fahendrena zanak'i Dada sy Neny 🎉💋
Rafidinarivo Georges
Tahina Malala

01/03/2026

Anniversaire an'ingahy matoa
Rafaralahy koa tsy anaiky 💖💞

Izara Asa vita indray o😍👉Gâteau fruité déco en pâte à sucre 💖👉Cake Banane Complet sans sucre et sans huile pro-inflammat...
26/02/2026

Izara Asa vita indray o😍
👉Gâteau fruité déco en pâte à sucre 💖
👉Cake Banane Complet sans sucre et sans huile pro-inflammatoire
👉Macaron nalefa faritra sy an'ny revendeur

Mandray commande hatrany izahay
Alefako commentaire ny point de la semaine ❤️

Misaotra anareo rehetra mahatoky anay hatrany sy manohana

Cc👋, Izara Asa vita 🎂 🥧👉Gâteau personnalisé commestible👉 Quiche poulet👉 Macaron garnie ganache monté vanille 😋👉 Gâteau F...
19/02/2026

Cc👋, Izara Asa vita 🎂 🥧
👉Gâteau personnalisé commestible
👉 Quiche poulet
👉 Macaron garnie ganache monté vanille 😋
👉 Gâteau Forêt Noir 🍫

Mankasitraka anareo rehetra mahatoky anay hatrany

Mitohy mandray commande foana izahay
Mbola misy iany koa ny farine complète sy orge

Alefako commentaire ny point de la semaine

CC daholoEfa disponible ny farine d'orge ho an'ireo niandry anNy farine complète iany koaDe ianareo 3 mba midira mp amin...
16/02/2026

CC daholo
Efa disponible ny farine d'orge ho an'ireo niandry an
Ny farine complète iany koa

De ianareo 3 mba midira mp amin'ilay cadeau 🙏 🙏
Salomah
Tourmaline
Andréa Ranto

Hey! Ireto ny gagnants tamin'ny jeu antsikaAfaka miditra mp ianareo de manome contact miaraka amin'ny anarana misoratra ...
13/02/2026

Hey! Ireto ny gagnants tamin'ny jeu antsika

Afaka miditra mp ianareo de manome contact miaraka amin'ny anarana misoratra aminy

Manaova fety sambatra daholo💞 💋
Izahay moa Tsy nandray commande satria nitomber sabotsy ny 14

Mitohy mandray commande kosa ny amin'ny semaine ho avy 🙏 ❤️

Jeu Kely St Valentin ary eMitadiava mot 1 ao ilay izy en françaisManodidina ny cadeaux mety tsara ho an'ny mpifankatiaMa...
09/02/2026

Jeu Kely St Valentin ary e

Mitadiava mot 1 ao ilay izy en français
Manodidina ny cadeaux mety tsara ho an'ny mpifankatia

Mahita mot 1 ianao de tafiditra anaty mahazo cadeau
👉Mentionneo ny namana hilalao sy hi abonné ny page Tahina patis'soa
👉Mentionneo ao koa ilay olon-tianao Sao mba mahazo izay lettre itanao ao atao
👉Ataovy partage koa ny jeu antsika mba Samy iasa saina😊

💰5000ar ho an'olona 4💞
Zoma 12h atao ny tirage

Cc, izara Asa vita Kely alohaRahariva alefako eo ny jeu st Valentin ❤️Mankasitraka anareo rehetra hatrany manohana sy ma...
09/02/2026

Cc, izara Asa vita Kely aloha
Rahariva alefako eo ny jeu st Valentin ❤️

Mankasitraka anareo rehetra hatrany manohana sy mahatoky anay 💞

Mandray commande hatrany izahay, ny farine complète mbola misy foana

Félicitations Tiavintsoa Fitia gâteau 4prsMaria MariaTiavina Koloin'thya Fanantenana Rayss'ahIanareo roa mba miditra mp ...
03/02/2026

Félicitations Tiavintsoa Fitia gâteau 4prs
Maria Maria
Tiavina Koloin'thya Fanantenana Rayss'ah
Ianareo roa mba miditra mp fa misy credit Kely koa

Tena tapaka ny jiro aty de izao ny valin'ny lalao
Amin'ny manaraka atao vidéo amin'izay

Mankasitraka anareo manohana anay foana❤️💋

Cc😊! Izara asa vita indray 💞👉Nisy cake salé a base farine complète koa❤️👉Cake Banane Complet🍌👉Gâteau iany koa 🎂👉Quiche p...
03/02/2026

Cc😊! Izara asa vita indray 💞

👉Nisy cake salé a base farine complète koa❤️
👉Cake Banane Complet🍌
👉Gâteau iany koa 🎂
👉Quiche poulet 🥧

Alefako ao amin'ny commentaire ny point de la semaine, de après midi ataoko vidéo Kely n'y tirage ❤️

Ny farine complète misy foana an

Address

Rn2
Antananarivo

Telephone

+261346525213

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tahina patis'soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram