Anah' Créa

Anah' Créa 💛 Des créations faites main, uniques et délicates, pour donner une touche de douceur et d'élégance à ton quotidien. 🪡

26/09/2025

😥😥

Iza daholo ilay mikarakara baptême, mariage, fiançailles ao??🤩Misy bon plan mety tsara aminareo ty,🤩Te hanisy haingo mia...
24/09/2025

Iza daholo ilay mikarakara baptême, mariage, fiançailles ao??🤩

Misy bon plan mety tsara aminareo ty,🤩
Te hanisy haingo miavaka ny événement anao ve ianao?🥰
Izahay afaka manao

COEUR ❤️ ou FLEUR🌹 ?choisissez en commentaire
10/09/2025

COEUR ❤️ ou FLEUR🌹 ?

choisissez en commentaire

14/08/2025

Omaly hariva, nikarakara ny sakafonay i Neny, efa vizana tanteraky ny tontolo andro.

Narosony ny sakafo nony vita. Tsikaritro avy hatrany fa may ny laoka.

Nijery tsara an'i Dada aho ary niandry azy hanao fanamarihana saingy tsy niteny izy fa nihinana ampitsikiana no nanontany ahy raha nahafinaritra ny tontolo androko. I Neny etsy andaniny nialatsiny taminy oe may tao ilay laoka fa variana kely izy. Tsara ary ilay izy hoy i Dada sady nihinana tsy nihambahamba ihany.

Nony avy nisakafo kelikely, samy namonjy ny efitra fatoriana izahay mianakavy. Fomban'i Dada no mandalo mirary torimaso mamy ho anay alohan'ny hatory.

Tsy naharitra aho fa nanontany azy : Dada! Tena tian'Dada izany tokoa ve ilay laoka may be teo?. Noraisiny ny tànako ka hoy izy : "Hitanao, tena mafy t@ reninao ny tontolo androny androany, tena vizaka izy nefa mbola tsy maintsy nikarakara ny sakafontsika. Ka nahoana indray isika no hanome tsiny azy. Ny laoka may azo nihafiana fa raha nanakiana teo dia mety nampalaelo sy nandratra ny fony"

Zao no hafatra:
Mianara mankafy sy mankasitraka izay ataon'ny olona na dia tsy tonga lafatra aza izany fa ilay ezaka sy ilay finiavany nanao ilay zavatra no raiso ho zava-dehibe. Aza adinoina fa tsy misy olona tonga lafatra!

Zarao mba ho hitan'ireo olona tsy mba mahay mankasitraka mihitsy fa dia manakiana foana rehefa misy zavatra tsy mety kely.

Mirary tontolo andro feno fifaliana ho antsika rehetra

(Tantara hindrana)

07/08/2025

Henonareo ve ilay horohoron-tany teo ? Niorohoro kely koa ny foko teo😅

27/05/2025

Zao izany ilay fiarovana mahagaga ataon' Andriamanitra. Tena mahagaga

✅Aza adino ary ilay fotonantsika amin'ny Asabotsy zao e !
-hahitanao toro-hevitra mahagaga😊 ara-pahasalamana indrindra ho anao efa tapi-dalan-kaleha tamin'ny fitsaboina

✅Midira ao amin'ny mp maka ny andinindininy rehetra

Soa Lalandava !!

24/05/2025

Bon week-end

04/03/2025

Tsy maintsy tafita ianao🫵
Tohizo hatrany hatrany ny ezaka, fadio ny mi-abandonne
Za mino fa vitanao io😊

12/10/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ravaka Andriane, Ravo Andriah'myah, Zhara Hazel, Nirintsoa Hasina, Prya Masoandro, Anjara Tina Olivia, Ny Aina, Rasoanirina Tsantatra, Andrianina Randriamiaritsoa, Keyronne Anyah, Fanilo Victorià

09/09/2024

Akory aby e👋

Elaela tsy nifankahita isika e😊
Ity ary misy vidéo iray atolotra ho anareo, izay anisan'ny tena mandresy lahatra hoe "fa maninona isika no mifidy ny produits Forever Living Products"

Mijere finaritra ary dia aza adino ny mizara ny page an !!!


STICK LEVRE FOREVER..Soin pour les lèvres, convient aux lèvres sèches, déshydratées, sensibilisées ou abîmées par les ag...
27/08/2024

STICK LEVRE FOREVER..

Soin pour les lèvres, convient aux lèvres sèches, déshydratées, sensibilisées ou abîmées par les agressions extérieures ou les traitements internes.

L'HYDRATATION AVANT TOUT La première règle qui concerne les soins des lèvres est : la partie sensible de vos lèvres réclame un maximum d'hydratation. Utilisez le stick de soins des lèvres Forever Aloe Lips qui régule le taux d'hydratation de vos lèvres : après l'avoir essayé pour la première fois, vous ne pourrez plus vous en passer. Le soin des lèvres à l'Aloe Vera laisse sur les lèvres une incroyable sensation de douceur. Just try it !

LE SOIN VARIÉ POUR LA PEAUChaque zone de la peau se réjouit d'un soin supplémentaire: Aloe Lips est aussi utile en cas de ridules ou de piqûres d'insectes. Avec le label de qualité TRÈS BON décerné par l'Institut Dermatest®, convient aux enfants et est prêt à être utilisé partout, un produit de soin pour les lèvres que vous allez apprécier !
POUR LES MOMENTS MAGIQUES ...... de la vie. Les essences précieuses d'Aloe Lips de Forever accentuent votre sourire avec toute la force de la nature, par tous les temps, au soleil, en cas de vent, de froid ou de sécheresse. Des lèvres câlines pour elle et pour lui, pour toute la famille, un fidèle compagnon !

L'association de gel d’Aloe Vera stabilisé, de Jojoba et de cires naturelles (abeille, candelilla, carnauba) confère au Stick Aloe Lèvres des fonctions protectrices, hydratantes* et réparatrices pour les lèvres même les plus abîmées qui retrouvent confort et souplesse. Il contribue à maintenir une bonne nutrition des lèvres qui restent souples et belles
Hydratant*, il maintient un taux d’humidité cutanée optimal pour assurer la souplesse et la douceur des lèvres.
Réparateur, il favorise la réparation des tissus endommagés et le renouvellement de l'épiderme agressé et des lèvres desséchées.

Protecteur, il aide à lutter contre la déshydratation et protège des agressions externes (vent, climatisation…).
Nourrissant, il apporte les éléments essentiels (cires naturelles) pour maintenir une bonne nutrition des tissus nécessaire au confort des lèvres.

Notre stick de soin des lèvres haut de gamme accentue votre sourire à tout moment de la journée et en toute saison.


Address

Antananarivo
101

Telephone

+261380875380

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anah' Créa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram