Soavelo Mpitsabo Tokana

Soavelo Mpitsabo Tokana MPITSABO SY MPIKARAKARA KARAZANA OLANA TOY NY:
FITIAVANA OLONTINA NA VADY , VAROTRA TSY MANDE.
0346622543 / 0323994194 Dady lahy

Miezaky mitady raha mahasoa sy tsara kokoa ho anareo foana  Afaka miditra mp ato na miantso ireo mila fikarakarana 03466...
01/10/2024

Miezaky mitady raha mahasoa sy tsara kokoa ho anareo foana



Afaka miditra mp ato na miantso ireo mila fikarakarana 0346622543 /0323994194

Aza mifanamavo fa samia manamasina ny azy , Samia miandro ny rano mety amin'ny Samia manao izay maha tsara azy Samia mat...
28/09/2023

Aza mifanamavo fa samia manamasina ny azy ,
Samia miandro ny rano mety amin'ny
Samia manao izay maha tsara azy
Samia matoky izay fiaro fa itany fa maharo azy
Samia mitsabo amin'ny izay itany fa mahatsabo azy 🙏

Indrindra manaova zavatra amin'ny fo sy ny fitiavana ary faharetana dia hahomby foana enao 🙏

0346622543/0323994194

Tsara hasina aby o 🔴RAHAMPITSO  ALAROBIA VO MIVERINA MANDRAY MIVANTANA INDRAY AHO . KA HIALANA TSINY HO ANIZAY NAKA REND...
08/08/2023

Tsara hasina aby o

🔴RAHAMPITSO ALAROBIA VO MIVERINA MANDRAY MIVANTANA INDRAY AHO . KA HIALANA TSINY HO ANIZAY NAKA RENDEZ VOUS OMALY SY ANDROANY.

☎️MIANTSO MIALOHA HATRANY ALOHANY HOAVY .

MANDRAY A DISTANCE FOANA IHANY KOA 🔮🗝️
Whtsapp +261346622543 / 0346622543 / 0323994194

Ho an'izay naka Rendez vous ireny aleo mamerina miantso ihany alohany hoavy na rehefa eny andalana mba mconfirme miantso...
29/07/2023

Ho an'izay naka Rendez vous ireny aleo mamerina miantso ihany alohany hoavy na rehefa eny andalana mba mconfirme miantso kely. dia ho anareo naka rendez vous amiko ireny sy nanome fotoana ahy ireny , ka tsy tonga na tsy matotra t@fotoana nifanomezana nefa sady tsy niantso no tsy niteny mp na message dia aza gaga raha somary ho sairana anareo vo hahazo fotoana amiko indray. Aleo mba mifanaja tsara foana

MANDRAY A DISTANCE FOANA IHANY KOA AHO HO AN'IREO ALAVITRA (FARITANY , NA ANY IVELANY REHETRA )


0346622543 / 0323994194
Whatsapp: +261346622543

04/06/2023

Miarahaba ny Reny rehetra amin'izao fetinareo izao ❤️❤️.
Ho ela velona anareo ❤️❤️

 🙏🙏Hajao izay no lazaina Dia aza alefa alavitra ny saina Aza kivy na mitarainafa mbola hoavy ilay maraina ☀️🙏🙏 Hoento am...
02/06/2023

🙏🙏
Hajao izay no lazaina
Dia aza alefa alavitra ny saina
Aza kivy na mitaraina
fa mbola hoavy ilay maraina ☀️🙏🙏

Hoento amin'ny tsara ny vina sy ny zavatra ataonao dia hivaly tsara ihany zany. Ny zavatra rehetra dia afaka hoentina hanasoa avokoa fa miankina amin'ny toetsaina sy ny fatahorana Zanahary ny razana io , fa ny mpanenjika iny tsy maintsy ao hafara foana. Tsy ratsy ny fombandrazana fa noezahina naratsiana foana, kanefa misy ny ratsy fa misy koa ny tsara , otrany fiangonana ihany io e . Tsara ny fomba malagasy raha tsy anao ratsy olona enao fa ny vatanao sy ny olanao no karakarainao .


Ampiakaro vintana anao fa aza miandry ny tsy afaka ,
Fahasambarana io tsy tonga hoazy fa mila hambolena
Vavaka tsy arahana asa zany havako zavapoana 🙏

🔐🇲🇬

Madio sy aradalana tsara ny fitsaboana . Ho an'ireo izay mila izany na mivantana na a Distance . Nif/stat: laharam-pamantarana ara-ketra /6011676951 (Impôt)

0346622543 / 0323994194 / 0343312021
Whatsapp: +261346622543

Faly miarahaba atsika rehetra amizao fetiny mpifankatia zao♥️ . Mba hizara vaovao kely vo maraina a🙏🙏Eo amin'ny fitsaboa...
14/02/2023

Faly miarahaba atsika rehetra amizao fetiny mpifankatia zao♥️ .
Mba hizara vaovao kely vo maraina a🙏🙏

Eo amin'ny fitsaboana dia aitana karazana olona maro fa tsy ho tanisaiko eto aby fa ity aloha no ho zaraiko satria ity no mafinaritra ahy vo maraina eo , misy ny mahay mankasitraka foana na dia mbola eo andalampitsaboana ary izy dia manatena ary manana finoana fa tsy taitaitra be fahatany , fa manaraka ny zavatra lazaina azy izy dia Manana finoana ngeza be sy fanantenana diacm zao ny valiny 🙏♥️. Mitsabo amin'ny fo♥️ . Satria ny fitavana sy ny fitsaboana dia iray ihany samy mahavelo satry samy fitiavana no zaraina ao , finoana sy fanantenana mafonja no mipetraka ao , fa tsy hoe androany aho mino fa rahampitso aho dia efa mihena sahady ny finoako ny zavatra natao , ho anao izay efa nandalo teto amiko aza mora kivy raha sendra ao anatiny sedra goavana enao . Ny anjarany ny hafa tsy ho anjaranao zany . Ary ny anjaranao tsy ho lasany hafa zany .Velomy ny fanantenana ao anatinao dia oitanao fa hazava izay rehetra ataonao . Zanahary mitahy 🙏🙏

Mandrosoa hasina aby . 💟SOAVELO🇲🇬🇲🇬

Contacte. 0346622543, 0343312021, 0323994194

Tsinambolana isika zao andro fanaremana tsara ho any olana rehetra , na ihany koa mila fiaro na ny fandroitana sns...Mak...
22/01/2023

Tsinambolana isika zao andro fanaremana tsara ho any olana rehetra , na ihany koa mila fiaro na ny fandroitana sns...

Maka toka tsikily sy sikily soa fa mila fasoavana 🙏💫.
Mitohy ny fitsaboana fa Zanahary no tompony ny hery sy ny hasina fa isika tsy kivy miezaka sy mangataka 🙏🕯️

Izay manompo tsy very anjara .

Mandrosoa hasina tsika aby .


0346622543 / 0343312021/ 0323994194

02/01/2023

Arabaina isika rehetra amizao taona vaovao izao . Mirary ny soa ny tsara hatrany dia mba ho taona ny fahombiazana ity taona ity , ary ho lavitra ny aretina sy ny loza fa mba ho taona zina 🙏🙏🙏

Mande ny Déblocage 🔒🔑🔓💰sady miasa ny Fandroitana arabarotra 🧲🧲...💰🙏🙏    Mandrosoa hasiny aby .  ☎️0346622543 . 034331202...
27/12/2022

Mande ny Déblocage 🔒🔑🔓💰sady miasa ny Fandroitana arabarotra 🧲🧲...💰🙏🙏




Mandrosoa hasiny aby .

☎️0346622543 . 0343312021 . 0323994194

Izay mitsabo ihany no sitrana🕯️ ... Izay mitady ihany no maita 🕯️...Izay manapinoana tsy maintsy tsara resultat🕯️Indrind...
23/11/2022

Izay mitsabo ihany no sitrana🕯️ ...
Izay mitady ihany no maita 🕯️...
Izay manapinoana tsy maintsy tsara resultat🕯️
Indrindra hajao ny zavatra ampiasaina ho anireo mampiasa

Tedavo ny fahombiazana fa tsy ny fahombiazana akory no hitady anao .

Mbola hoavy ilay Maraina ,matoa misy ny olana dia misy koa zay ny vaholana 🔑🔑

Mandrosoa hasina aby 🙏🙏


Contacte ho anizy sendra mila ahy 0346622543 / 0323994194 / 0343312021

Address

Antananarivo

Telephone

+261343312021

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soavelo Mpitsabo Tokana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram