S24 WebtV

S24 WebtV " Ravoravo fa Malagasy ❤️ 🇲🇬 "

‼️MIFOHAZA AMIN’IZAY NY MATORY! ‼️Ny zavaboahary tsirairay dia nomen’ilay   ny hasina sy ny toerana sahaza azy avy.Nisy ...
07/03/2026

‼️MIFOHAZA AMIN’IZAY NY MATORY! ‼️

Ny zavaboahary tsirairay dia nomen’ilay ny hasina sy ny toerana sahaza azy avy.
Nisy lamina napetrany mba hampirindra ny fiarahamonina sy hiantohana ny fifanajana.

Fahiny fahagola teto Madagasikara 🇲🇬 dia nisy rafitra mazava teo amin’ny fiarahamonina:

✅️ Ray aman-dreny
✅️ Zoky
✅️ Zandry
✅️ Zanaka

➡️ Ny Ray aman-dreny miahy sy mitarika ny Zanaka.
➡️ Ny Zanaka mankatoa sy manaja ny Ray aman-dreniny.
➡️ Ny Zoky miaro sy mikarakara ny Zandry.
➡️ Ny Zandry manaja sy manampy ny Zoky.

⚠️ Rehefa tsy eo intsony ny Ray aman-dreny, ny Zoky no misolo toerana, manohy ny fiarovana sy fikarakarana ny Zandry.
Izany no soatoavina nampijoro ny firaisankinantsika Malagasy hatramin’izay ❤️ 🇲🇬.

Saingy tatỳ aoriana…
Nony tonga ny , dia nikorontana tsikelikely ilay lamina. Nivadika ambony ambany ny fiarahamonina.

Ankehitriny aza, ny ho an’ny Zokiolona sy ny mitaiza kely eny amin’ny fiara fitateram-bahoaka dia saika tsy hita intsony.

✅️ Kanefa isika rehetra samy nahatsapa fa lehibe ireo.
🤔 Koa maninona no avelantsika ho very tanteraka ❓️

⚡️ Mbola tsy tara!‼️
Mifohaza amin'izay ny matory 👋
Andeha isika hiara-hamerina ny hasin’ny fiarahamonina Malagasy ❤️🇲🇬

✅️ Manentana ny Tomponandraikitra mahefa handray andraikitra:
hamerina sy hiaro ireo sy lamina nahafantarana antsika 🇲🇬 ireo.

👉 Tsy sarotra izany, ary tsy mitaky vola be.
Didy mazava, fanapahan-kevitra feno fahendrena, ary fampiharana hentitra dia efa afaka manova zavatra maro.

Maro ny olona mangetaheta, tsy vitsy no efa resy lahatra.
Anjaranareo ny manohy.

Raha resy lahatra ianao:
👉 Zarao ity ranty ity mba hampifoha ny sain’ny maro.

-------
S24 WebtV
Ravoravo fa Malagasy ❤️🇲🇬

‼️RAVORAVO FA MALAGASY 🇲🇬❤️ ‼️️👉 Fomba       hita tany ho any... ✅️ Mety ho toy izao koa ve no nanamboarana ireny  'NY N...
28/02/2026

‼️RAVORAVO FA MALAGASY 🇲🇬❤️ ‼️

️👉 Fomba hita tany ho any...

✅️ Mety ho toy izao koa ve no nanamboarana ireny 'NY NTAOLO ireny 🤔❓️
👉 https://www.facebook.com/share/p/1BAmjPBYYC/

❓️
---------
Betakely Tahiry
Malagasy ve ianao
S24 WebtV

‼️VAOVAO MAFANA AVY ANY IVELANY  ‼️⚡️    an-dry zareo   ny  , nisy fipoahana tany Téhéran io maraina io, ary nanamafy iz...
28/02/2026

‼️VAOVAO MAFANA AVY ANY IVELANY ‼️

⚡️ an-dry zareo ny , nisy fipoahana tany Téhéran io maraina io, ary nanamafy izany ny Mpitondra Iranianina...

Arahantsika eto ihany ny fivoaran'ny vaovao...

📷: Al Jazeera English

‼️'NDAO HITADY NY VERY...‼️Aoka hazava, fa ny volana ALAHAMADY dia netindreo Arabo teto👉Efa nisy mponina teo dia Gola sy...
22/02/2026

‼️'NDAO HITADY NY VERY...‼️

Aoka hazava, fa ny volana ALAHAMADY dia netindreo Arabo teto

👉Efa nisy mponina teo dia Gola sy vazimba, ary manana ny fanisany koa
👉Indrisy fa noho ireo ARABO izay hoe mahay manoratra, dia nanjary lasa fampiasana mandraka ankehitrny ny hoe ALAHAMADY hatraminy ALOHOTSY
👉NY GOLA n'a VAZIMBA anefa dia efa nanana filaza azy
👉SAKAVE (tany) fiatombohany taona (izany hoe lohataona), mifarana SAKAMASAY (afo)
🇵🇱SAKAVE io no tena izy fiatombohany taona
Volana Gola vazimba
👉SAKAVE (septambra)
👉VOLAMBITA (octobra)
👉ASARAMANITRA (novambra)
👉ASARAMANTSINA (desambra)
👉VATRAVATRA (janoary)
👉FAOSA (febroary)
👉HATSIA (martsa)
👉VOLASIRA (aprily)
👉ASOTRY (may)
👉VOLAMAKA (jona)
👉HIAHIA (jolay)
👉SAKAMASAY (aogositra)
🇵🇱Ny vitana tsirairay dia misy vitana telo (3),hafa mameno azy, na manarina azy

👉SAKAVE (tany)
👉VOLASIRA (afo)
👉ASARAMANITRA (rivotra)
👉VOLAMAKA (rano)

Dia samby hotahin janahary aby sika rehetra

Ranty nidramina: L'homme Noir Mandrava Sarotra
-----------
?
-----------
S24 WebtV
Ravoravo fa Malagasy ❤️🇲🇬

‼️'NDAO TAKARINA...‼️NY HEVITRA NOFONOSIN'NY  ...teo amin’ny Ntaolo Malagasy ❤️ 🇲🇬 ❓️✅️ Toy ireo firenena maro maneranta...
14/02/2026

‼️'NDAO TAKARINA...‼️

NY HEVITRA NOFONOSIN'NY ...teo amin’ny Ntaolo Malagasy ❤️ 🇲🇬 ❓️

✅️ Toy ireo firenena maro manerantany dia nanana ny nampiavaka antsika ihany koa isika Malagasy ❤️🇲🇬 teo amin’ny fomba fitafy....Isan'izany ny fisalorana !

FOTSY TSY MISY PENTINA E....‼️

✅️ Fahiny tokoa mantsy dia..., tsy lahy, tsy vavy fa dia...nisalotra avokoa, na an-tsaha, na an-tanana, ary araka ny dia nanaraka izany ihany koa ny fiaraha-monina!

Nanjaka ny Fihavanana ary nifanome voninahitra ny tsirairay.

🤔 Eo indrindra no mahalasa ny fisainana hoe:
INONA TOKOA RE NO TSIAMBARATELO tao ambadik'ireny fitafy ireny e❓️

‼️
ao amin’ny izay fantatrao 👇👇👇

S24 WebtV
Ravoravo fa Malagasy ❤️🇲🇬

10/02/2026
  sy   antsika MALAGASY Mpiray Tanindrazana rehetra miatrika izao Rivodoza   izao.Samià Tahian' Andriamanitra ‼️Ekipa S2...
10/02/2026

sy antsika MALAGASY Mpiray Tanindrazana rehetra miatrika izao Rivodoza izao.

Samià Tahian' Andriamanitra ‼️
Ekipa S24 WebtV

09/02/2026

‼️ : 30 taona nanaovana tantsoroka ireo olona mitondra ny tsimokaretina VIH/SIDA eto Madagasikara.

👉 Araho hatramin’ny farany ny resadresaka nifanaovana tamin'i Dr Esther RARIVOHARILALA, Mpandrindra Teknika Nasionalin'ny Fikambanana.

: Fandaharana ara-pahasalamana vokarin'ny Ekipa S24WebTv. Serasera: 034 92 736 21

‼️'NDAO TAKARINA...‼️TAMBOHON'NY NTAOLO....Inona no tsiambaratelony?✅️ Isan'ny fahaiza-manao, nampiavaka ny Ntaolo Razan...
08/02/2026

‼️'NDAO TAKARINA...‼️

TAMBOHON'NY NTAOLO....Inona no tsiambaratelony?

✅️ Isan'ny fahaiza-manao, nampiavaka ny Ntaolo Razantsika ❤️🇲🇬 izay tokony hotrandrahantsika ankehitriny.

✅️ Misy miantso ihany koa hoe , ‼️
Raha ara-tantara dia tany ho any amin’ny faraparan'ny vanimpotoana nanjakan' ny Mpanjaka Andrianampoinimerina tany no nahazo vahana ny fananganana azy ireny.

Maro amin'izy ireny anefa no mbola sy tsara...ankehitriny

'Ndao takarina....inona no ❓️
Asehoy ny hevitrao ‼️
--------
S24 WebtV
Ravoravo fa Malagasy ❤️ 🇲🇬

‼️RAVORAVO FA MALAGASY  ❤️ 🇲🇬 ✅️ Hanao andrana hanamory Formule 1 (F1) any Dubai i Iaro Ramamonjisoa 🏁🏆 Izy moa dia Mpan...
03/02/2026

‼️RAVORAVO FA MALAGASY ❤️ 🇲🇬

✅️ Hanao andrana hanamory Formule 1 (F1) any Dubai i Iaro Ramamonjisoa 🏁

🏆 Izy moa dia Mpanamory Malagasy sangany tao amin’ny Gran Turismo.

Loharanom-baovao: Launch Control MG

01/02/2026

ADY AMIN'NY VIH/SIDA

Ho arahantsika tsy hoe ela eto amin'ny pejy, ny resadresaka nifanaovana tamin'i Dr RARIVOHARILALA Esther, Mpandrindra Teknika Nasiônaly ny Fikambanana "Réseau Association des Femmes Samaritaines" (Réseau ASFA).

Mandritra izany no hampahafantarany amintsika mikasika ny tantaran'ny VIH/SIDA teto Madagasikara ary ireo ezaka nataon'ny fikambanana tamin'ny fanohanana ireo vondron'olona marefo...antsoina hoe sy .

: Fandaharana ara-pahasalamana vokarin'ny Ekipa S24WebTv- Serasera: 034 92 736 21

𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 | 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗞𝗔𝗙𝗢 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗞𝗔𝗙𝗢 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡...
25/01/2026

𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 | 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗞𝗔𝗙𝗢 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗞𝗔𝗙𝗢 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔

Nahazo laboratoara vaovao ACSSQDA ny Faritra Atsinanana, ho fanamafisana ny fanarahamaso ny kalitao sy ny fiarovana ara-pahasalamana amin’ny sakafo sy ny vokatra avy aminy.

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy tany Toamasina, ny Asabotsy 24 Janoary 2026, izany fotodrafitrasa izany, notarihin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kôlônely RANDRIANIRINA Michaël, notronin-dRamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr. MAGNANA Monira, ireo mpikambana sasany ao amin’ny Governemanta, ary ireo manam-pahefana sivily sy miaramila isan-tsokajiny.

Ny andinindininy: https://www.facebook.com/share/p/1E2Pg9QzDY/

Tombony lehibe ho an’ny Fahasalamam-bahoaka ny fahazoana izao laboratoara izao, satria ahafahana misoroka mialoha ireo aretina mety ho azo avy amin’ny sakafo, ary manaramaso akaiky ny kalitaon’ireo sakafo amidy eny amin’ny mpanjinjara sy mpamongady.

Tsara ny mampahatsiahy fa ny ACSSQDA no tompon’andraikitra amin’ny fanomezana ny “Certificat de consommabilité” ho an’ireo vokatra mifandraika amin’ny sakafo, alohan’ny hivarotana azy ireny amin'ny Mpanjifa.

Araho hatrany ny pejintsika
S24 WebtV - Ravoravo fa Malagasy
Sary: Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261334998637

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S24 WebtV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to S24 WebtV:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram