TeeMots

TeeMots Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TeeMots, Antananarivo.

Teemots :
🌸Je partage ici
🌿des mots, des moments et des choses qui me font du bien.
🌿Des livres qui me motivent
🌿Je parle ici aussi de ce qui me dérange.

🌿Rire, aimer, s’inspirer 😄

🌸💌Porte tes mots, ton style, ton humeur.

C'est Lundiii 😊😀😀Nouvelle semaine… nouvelle énergie ! ⚡🌼 Come on 😘😘Une nouvelle semaine.De nouvelles chances.De nouveaux...
16/03/2026

C'est Lundiii 😊😀😀

Nouvelle semaine… nouvelle énergie ! ⚡

🌼 Come on 😘😘

Une nouvelle semaine.De nouvelles chances.
De nouveaux pas vers tes rêves.💪😊
Même si c’est difficile de commencer, Come on… on y va !

💬 Et vous avec quel mot commences-tu ta semaine ?





🌿Aza lanilaniana foana  amin'ny zavatra tsy mahasoa ny énergie anao ❤️🌼Izay zavatra na olona mendrika handaniana azy iha...
15/03/2026

🌿Aza lanilaniana foana amin'ny zavatra tsy mahasoa ny énergie anao ❤️

🌼Izay zavatra na olona mendrika handaniana azy ihany hampiasana azy

💌Lanio aminao ,amin'ny projet anao ,amin'ny zavatra tianao sy mahasoa anao.




🛑Ianareo ve manana namana ? Inona no atao oe tena namana aminareo ?💌💌❤️‍🩹Amiko ny tena nanama 👉 Dia misintona anao hiaka...
14/03/2026

🛑Ianareo ve manana namana ? Inona no atao oe tena namana aminareo ?

💌💌❤️‍🩹Amiko ny tena nanama

👉 Dia misintona anao hiakatra ,hahatratra tanjona
👉Manohana anao amin'ny zavatra ataonao
👉Manitsy anao aty ambadika raha misy hadisoanao
👉Eo foana hoanao na ratsy na tsara
👉Tsy mamoaka ny secret anao na sanatria handatsa anao amin'izany

💌Betsaka ny olona miteny oe za tsy tia namana ,non tsy oe ny olonadrehetra no ratsy fa ianao fotsiny indraindray no mila misafidy tsara 😉

Mirary soa dia manaova faran'erinandro mahafinaritra indray oo🥰



́sincère

🛑Fa maninona misy olona tsy tena oe manana zavatra be na manambola be sy manakarena fa sambatra ??👉Satria mahay mankasit...
13/03/2026

🛑Fa maninona misy olona tsy tena oe manana zavatra be na manambola be sy manakarena fa sambatra ??

👉Satria mahay mankasitraka izy

🌿 Maka fotoana hisaorana fotsiny na amin'ny zavatra kely io na zavatra ngeza dia ho hitanao ny vokany
🌿Raha tsy mahita zavatra isaorana ianao dia ahita fotsiny fa misy ao ,na zavatra kely aza

🌼🌼Manaova Zoma mahafinaritra

💌 Inona zavatra nahafaly anao tamin'ity erinandro ity ?

Ps: Nahavita nilancer an'ity pageko ty 😘





🌿Têtue ? Non. Déterminée.🩵🩵 Mot du jour : TêtueParfois, les gens disent que tu es têtue.Mais ce qu’ils ne savent pas, c’...
12/03/2026

🌿Têtue ? Non. Déterminée.

🩵🩵 Mot du jour : Têtue

Parfois, les gens disent que tu es têtue.
Mais ce qu’ils ne savent pas, c’est que tu es simplement déterminée.

🌿Entre être têtue et être déterminée, la différence est simple :
👉la détermination, c’est croire en ce que l’on fait et ne pas abandonner.

Alors laisse les gens juger… et continue d’avancer. 💪
Passe une belle journée



🌼Et si aujourd’hui, tu choisissais de ne pas abandonner ?💌Choisissons notre mot du jour : 🌿🌿L’espoir ✨ L’espoir, c’est l...
11/03/2026

🌼Et si aujourd’hui, tu choisissais de ne pas abandonner ?

💌Choisissons notre mot du jour :

🌿🌿L’espoir

✨ L’espoir, c’est la petite lumière qui continue de briller, même quand tout semble sombre.

✅ N'oubliez pas que tant qu’il y a de l’espoir, il y a un chemin.😉

Alefa foana ❤️






🌸🌸Mot du jour : ""Patience""🌿Avant, je n’aimais pas ce mot.Parce que je déteste attendre.Tena tsy manana patience mihits...
10/03/2026

🌸🌸Mot du jour : ""Patience""

🌿Avant, je n’aimais pas ce mot.Parce que je déteste attendre.Tena tsy manana patience mihitsy za e 😂

☝️Mais la vie m’apprend que les plus belles choses prennent du temps.Et ouiii😉

Aujourd’hui, j’apprends la patience❤️

✨Ary ianareo ve mahay miandry😃

Mot du jour : SANTÉ🌿La santé est notre première richesse.Prendre soin de son corps, de son esprit et de son cœur, c’est ...
09/03/2026

Mot du jour : SANTÉ

🌿La santé est notre première richesse.

Prendre soin de son corps, de son esprit et de son cœur, c’est se donner la chance de vivre pleinement chaque jour.

🌸 Femme forte 🌸Io ny mot du jour androany 🥰🥰Natokana hoan'ny vehivavy izy ity Soyez fières de votre force, de votre cour...
07/03/2026

🌸 Femme forte 🌸

Io ny mot du jour androany 🥰🥰

Natokana hoan'ny vehivavy izy ity

Soyez fières de votre force, de votre courage et de votre valeur.

Soyez fortes, pour vous et pour vos rêves. ✨




🛑Et si aujourd’hui on choisissait la sérénité ?😉🌸🌸Mot du jour : SérénitéMoi, je choisis ce mot aujourd’hui.La vie nous m...
06/03/2026

🛑Et si aujourd’hui on choisissait la sérénité ?😉

🌸🌸Mot du jour : Sérénité

Moi, je choisis ce mot aujourd’hui.

La vie nous met parfois face à la fatigue, aux défis et aux imprévus… surtout rehefa handeha hiasa 😀

Mais la sérénité nous rappelle une chose importante :respirer, rester calme et rester calme 😄😄

Fa za moa indraindray tsy tena calme izay 😅

Alors, on relève le défi 🥰

Qui choisit la sérénité avec moi aujourd’hui?

🌼Misy fotoana, teny kely iray  dia afaka mampiova ny tontolo andronao.✅Ary raha ianao mihitsy no misafidy ny teny tianao...
05/03/2026

🌼Misy fotoana, teny kely iray dia afaka mampiova ny tontolo andronao.

✅Ary raha ianao mihitsy no misafidy ny teny tianao hiainana mandritra ny andronao ?

Mirary tontolo Andro mahafinaritra




Zavatra telo afaka ataonao  hahasambatra anao amin’ity herinandro ity ✨Mot du jour: Sambatra 1️⃣ Manaova zavatra kely ho...
02/03/2026

Zavatra telo afaka ataonao hahasambatra anao amin’ity herinandro ity ✨

Mot du jour: Sambatra

1️⃣ Manaova zavatra kely ho anao – zavatra iray mampifaly ny fonao.

2️⃣ Mankasitraka ny zava-bitanao – na dia kely aza ny dingana vitanao.

3️⃣ Mizara teny fampaherezana, tsiky, na fanampiana na kely aza

Mirary herinan'andro mahafinaritra feno hasambarana hoanao🩷

Misy tanjona manokana ve ianao amin'ity herinan'andro ity?

Aza adino manaraka ny page
TeeMots

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TeeMots posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram