𝐀𝐡𝐲 𝐏𝐞𝐣𝐲 𝐛𝐲 𝐑.𝐑

𝐀𝐡𝐲 𝐏𝐞𝐣𝐲 𝐛𝐲 𝐑.𝐑 Tongasoa🥰

Abonne-toi🤭

😚
26/10/2025

😚

Heyyy, vous aimez prendre soin de vos visages et de vos lèvres?🫦
ÇA Y EST💃On a des articles qui pourraient vous intéresser🥰

STAY TUNNED🩷 et surtout Abonnez-vous😘

‼️RESA-DOHA/RESA-BOLO🥰Ahoana moa ilay fiteny? Ny tarehy moa no ratsy dia ny volo no aholakolana?😂Ianareo koa ve liana sy...
21/09/2025

‼️RESA-DOHA/RESA-BOLO🥰
Ahoana moa ilay fiteny? Ny tarehy moa no ratsy dia ny volo no aholakolana?😂

Ianareo koa ve liana sy tia mikarakara ny volon-doha? Toa ahy? (rehefa manam-potoana😆). Mandany tapa-kandro mihintsy hanasana an'io volo io sy hanaovana an'izao karazana soin rehetra izao🤧 Aza miala lavitra ary e, atombontsika any amin'ny fanombohana mihintsy mantsy ity resaka ity dia ny fanasana loha izany 😋

Sady hisy vokatra milay kely ho avoakan'ny Vokatra Artizanaly tsy ho ela an🥰
Araho ny pejintsika dia mandra-pitafa indray🤗😘

𝐀𝐡𝐲 𝐏𝐞𝐣𝐲 𝐛𝐲 𝐑.𝐑

⛔𝐂𝐨𝐮𝐜𝐨𝐮 𝐥𝐞𝐬 𝐠𝐞𝐧𝐬!!!!!!!!🤗😂 Tratrasoa avokoa ny mpanaraka ny pejy🥰Satria moa izany efa ela ity astuce crème hydratante it...
24/08/2025

⛔𝐂𝐨𝐮𝐜𝐨𝐮 𝐥𝐞𝐬 𝐠𝐞𝐧𝐬!!!!!!!!🤗😂
Tratrasoa avokoa ny mpanaraka ny pejy🥰
Satria moa izany efa ela ity astuce crème hydratante ity no tokony nalefa dia fikafika 2 be izao no omena antsika androany💃

🌺Fikafika voalohany dia mampiasa an'ireo akora hitantsika eo amin'ny sary 1 ireo: empoana (atsonika😅) ny huile coco raha mafy be, tsy atao ranony be akory fa atao malemilemy. Dia avy hatrany dia afangaro avokoa ny akora rehetra (huile coco, tantely, vahona).
👉Sasana madio tsara ny tanana amin'ny rano matimaty dia endrasana maina na fafana moramora dia massena tsara amin'ilay crème dia alona dia kobanina amin'ny rano matimaty. Amin'ny hariva no tena mety manao azy.

🌺Fikafika faharoa kosa dia mampiasa cire d'abeille, vaseline, huile végétale izay hanananao (olive, coco, amande douce), ary glycérine végétale. Atsonika amin'ny bain marie ny cire dia avy hatrany dia afangaro avokoa ny akora rehetra👌
👉Sasana foana ny tanana mialohan'ny application dia massena kely. Afaka alona kely 10-15 min dia kobanina amin'ny rano matimaty fa tena mety amin'ity crème ity dia ny entina matory🙃

‼️INONA NO FIKAFIKA TENA MAHALIANA ANAREO❓❓ VOLO, VATANA, TAREHY⁉️
Efa kely sisa dia hizara vokatra mahafinaritra kely ny pejy fa manasa antsika foana hanaraka ny 𝐀𝐡𝐲 𝐏𝐞𝐣𝐲 𝐛𝐲 𝐑.𝐑 💖

Soava ny alina dia mirary fahombiazana hatrany🥰

‼️COUCOU LES GENS👋💕Iodikodina kely eto amin'ny resaka tanana aloha isika🥰Hanolotra fikafika kely indray isika hamandinan...
26/05/2025

‼️COUCOU LES GENS👋💕

Iodikodina kely eto amin'ny resaka tanana aloha isika🥰
Hanolotra fikafika kely indray isika hamandinana ny tanantsika amin'izao ririnina izao🤗

Aza miala ary e😍 Abonnez-vous😘

😮‍💨 Vita ihany😅Arabaina izany i Mïary Fitiavana fa nahazo ny FIRST GIVEAWAY antsika🎊🥂 Ao amin'ny story ny capture an'ila...
25/05/2025

😮‍💨 Vita ihany😅
Arabaina izany i Mïary Fitiavana fa nahazo ny FIRST GIVEAWAY antsika🎊🥂 Ao amin'ny story ny capture an'ilay tirage an😌

Afaka tonga mp ianao oh❤️

Mirary fiadanam-po sy fahasoavana be dia be an'ny mpanaraka ny 𝐀𝐡𝐲 𝐏𝐞𝐣𝐲a❤️

Coucou les gens👋 rahampitso ilay izy an, mbola afaka mandray anjara daholo❤️Abonnez-vous😘
23/05/2025

Coucou les gens👋 rahampitso ilay izy an, mbola afaka mandray anjara daholo❤️
Abonnez-vous😘

‼️GOMMAGE À LÈVRES💋💄 Ireto avy aza ny Akora ilaintsika🤗🍀 Siramamy (1 c.às): manala ny sela maty (exfoliant naturel)🍀Tant...
15/05/2025

‼️GOMMAGE À LÈVRES💋💄

Ireto avy aza ny Akora ilaintsika🤗

🍀 Siramamy (1 c.às): manala ny sela maty (exfoliant naturel)

🍀Tantely (1 c.à.c) : Manasitrana sy manalefaka ny molotra. Antibactérien sy hydratant naturel ihany koa.

🍀Menaka coco na olive (1 c.à.c): manome hamandoana sy manalefaka ny molotra. Hisorohana ny amin'ny fahamainana.

🌺TANDREMO an,in-droa isan-kerinandro ihany no manao azy sao vao maika mandratra ny molotra indray. Afangaro tsara dia kosehina moramora ny molotra, kobanina ranomafana avy eo❤️

Efa ireo amin'ny sary fanehoana ireo fatran'ny Akora rehetra🥰
Amin'ny manaraka 𝐀𝐡𝐲 𝐏𝐞𝐣𝐲
Abonnez-vous😘

‼️RESAKA MOLOTRA IHANY OH💋💋Araka ny efa ny nampafahantarin'ny pejy antsika dia ny gommage à lèvres no soin voalohany ind...
15/05/2025

‼️RESAKA MOLOTRA IHANY OH💋💋

Araka ny efa ny nampafahantarin'ny pejy antsika dia ny gommage à lèvres no soin voalohany indrindra atao amin'ny molotra👌

Rahalina ny pejy dia hanome recette tsotra ho antsika
̀vres Abonnez-vous😘

‼️FIRST GIVEAWAY 🤗💕Eny ary e, jeu crédit kely aloha no hanombohantsika azy🥰🌺Ireto avy ary ny condition:👉Asiana réaction ...
14/05/2025

‼️FIRST GIVEAWAY 🤗💕
Eny ary e, jeu crédit kely aloha no hanombohantsika azy🥰

🌺Ireto avy ary ny condition:
👉Asiana réaction ity pub ity
👉Mi-s'abonner an'ny page 𝐀𝐡𝐲 𝐏𝐞𝐣𝐲
👉Miantso namana5 hilalao ao amin'ny commentaire
👉Partage en mode public an'ity post ity

Aza adino ny capture d'écran hoe efa abonné ianao😁

🍀SAMEDI 24 MAI isika no manao fisarihana

Abonnez-vous😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝐀𝐡𝐲 𝐏𝐞𝐣𝐲 𝐛𝐲 𝐑.𝐑 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram