14/05/2025
Reradreraky ny asa sy ny andavanandro ve ianao ? Sa stressé lava ?
Mila massage ?
Izahay ato @ page Mikolo Aina Massage Thérapeutique dia afaka mandray anareo @ resaka massage (otra). Marihina fa massage tsy misy finition fa massage tsotra fotsiny ihany no ataonay.
Massage relaxant
Massage général (de la tête au pied)
Massage anti-stresse
Massage du dos
Massage faciale
Izahay dia manantona anareo any an-trano izany hoe à domicile aloha
Raha liana ianareo dia afaka manoratra ao @ mp maka rendez-vous
Manomboka @ 9ora maraina hatramin'ny 4ora hariva no mandray izahay.
Mirary soa tompoko