06/08/2025
Miarahaba Tompoko. Io no atao hoe menadraharaha ; tena tsara ny manana azy ao an'trano satria, mahavonjy amin'ny aretina maro izy, no tsara indrindra amin'ny mitaiza kely.
Ireto tanisaiko ireto anisany ilaina azy sy vokatsoa azo avy aminy. Ary 💯% tena mandaitra :
- Ody grippe tena mandaitra izy ary mahafaka tanteraka ny kohoka.(Manala rehoka amin'ny Zazakely na lehibe ihany koa)
-Ody vay
-Ody fanaintainana amin'ny vatana rehetra
-Manala rivotra ihany koa
-Ody May
-Manala mangidihidy rehetra aminy vatana
-Ody farasisa
-Mahagaga anefa fa mahasitrana ny volo sola koa izy, ary mampatevina sy manalava volo; maro ny soa azo avy aminy fa ireo voatanisako ireo anisany, ary tena mandaitra 100%.
💌Mp izay mila ary Tompoko
_ Afaka manao livraison izahay
_ Afaka mandefa any aminy faritra ihany koa.