APED Mg

APED Mg Aide aux personnes en difficulté. (APED)

06/11/2025

Manana ny tsy salama kanefa tsy manam-potoana @ fikarakarana nohon'ny adidy sy andraikitra maro samihafa ?

Misy fotoana koa isika tokony hanao garde eny @ hopitaly nefa reraka sy tsy ampy fotoana raha maharitra ela ilay izy.

Ao ihany koa ireo izay te hikarakara ao an-trano fa mila olona manana traikefa manokana ny @ izany....

👉 Noho ireo situation ireo indrindra no nahatonga ny APED hanolotra vaha-olana ho anao : AGENT DE COMPAGNIE izay aide soignant avokoa efa voahofana manokana @ fikarakarana marary, ny zokiolona. Mahay mi-s'adapte tsara @ fomba firesahana @ izy ireo sy afaka ho namany hanala fahanginana ary hikarakara azy. Ireto avy no afaka ataon'ny Agent de compagnie ato aminay :

Mampandro sy mampiakanjo
Manome fanafody sy manao injection / pansement raha ilaina
Mijery ny paramètre raha ilaina izany isan'andro
Mahay secourisme rehetra
Mitondra azy miala voly, mande mivoaka
Manolo couche, manasa
Manao ny sakafony sy manome sakafo azy
Sns...

Afaka miasa na andro iray monja aza, na alina iray monja aza, na contrat à court terme na à long terme dia afaka atao avokoa.

Mandritra ity mois de Novembre ity izahay dia manana offre Black November hahafahantsika mahazo fihenambidy - 30% sur le tarif

Plus d'information : 038 57 992 68
Bureau : Ampandrana

31/07/2025

Manana ny tsy salama kanefa mba te handeha vacance na maro ny adidy sahanina ?

Et si vous pouvez partir tranquillement et laisser votre bien aimé entre nos mains, tout en lui assurant bienveillance, sécurité et présence à domicile ?

Notre service d’agent de compagnie à domicile vous rassure :
✔️accompagnement de votre proche au quotidien
✔️veille au confort et au bien-être
✔️présence rassurante jour et/ou nuit
✔️Aide aux repas - prise de médicament - toilette - do**he - conversation - jeux - promenade - etc

Nos services seront effectués par des aides soignantes bien formés et expérimentés :
✔️véritable sens humain
✔️écoute et vigilance constante
✔️intervention au premier secours en cas de malaise

🎁 Offre spéciale vacances : Remise de 30% sur toutes nos prestations mensuelles.
📌offre valable jusqu’au 10 septembre.
📞appelez nous dès maintenant au 0385799268 ou venez directement en privé ou à notre bureau Ankorondrano.

27/06/2025

Manana marary any an-trano na any amin'ny Hopitaly ve ianao ?Sahirana ianao mandamina ny fotoananao noho ny asa sy ny tokantrano izay tsy maintsy enjehina ihany koa ? Mahatsiaro reraka ihany koa ka te hiala sasatra kely amin'izao vacances izao ?

👉 APED no vahaolana ho anao
✅ Agent de santé manana traikefa sy voahofana manokana no alefanay hiasa ho anao, afaka miandry marary eny amin'ny Hopitaly na mikarakara ny momba ny marary rehetra any an-trano
✅ Azo antoka tanteraka , mahasolo-tena anao 100% amin'ny andraikitra tokony ataonao amin'ny marary
✅ Afaka amin'ny fotoana rehetra (24h/24) ary afaka amin'ny fotoana maharitra ihany koa. Kilasy mody na kilasy mandry ho an'ny marary any antrano.
✅ Natao ihany koa hanampiana anao manana ireny raiaman-dreny lehibe, marefo, mila namana sy fikarakarana manokana ireny ihany koa ny service APED.

Contact : 0385799268

27/03/2025

Iza avy ilay manana olona ilàna fikarakarana manokana ? Na marary manaraka soin any antrano na any amin'ny hopitaly ?

Kanefa.... Tsy manana fotoana ianao, maro loatra ireo adidy maro samihafa eo amin'ny fiainana... Ary tsy hifanomezan-tsiny izany.

APED dia manolotra vahaolana ho anao :

👉 Agent de compagnie afaka ho namana , hikarakara sy hitaiza ireo Zokiolona marefo na olona mila izany na koa hoe olona tsy salama mila arahina foana na mila soin à domicile, mampandro, manome fanafody, mampisakafo sns.... Mila namana hampifalifaly azy izy ireny mba hampatsara haingana ny fahasalamany 😊

Ny mampiavaka anay ?
👉Agent de Santé no hiasa ho anao; certifié, tsara hofana sy manana traikiefa
👉 Misy contrat hifanaovan'ny Aped aminao mirakitra ny assurance rehetra
👉 Andraikitray hatramin'ny farany ny fitondratenan'ireo personnel alefanay
👉 Olona mifanaraka tsara amin'ny attente-nao no alefanay
👉 Afaka ampifanarahana tsara amin'ny fotoana rehetra mety aminao ny ora sy andro iasana

✅ Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso ny 0385799268 na mandefa MP avy hatrany.

Address

Antanimena
Antanimena
101

Telephone

+261389415853

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when APED Mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to APED Mg:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram