22/10/2025
🔥‼️ #𝗡𝗢𝗠𝗠𝗜𝗡𝗘𝗘 𝗛𝗢 #𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗡𝗧𝗢 𝗩𝗘𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗠𝗘𝗡𝗗𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗔𝗧𝗬 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗜 #𝗗𝗘𝗡𝗜𝗦𝗘
Tafiditra ao anatin’ireo nomminées ho mendrika indrindra aty Afrika Atsinanana (Best Female Artist in Eastern africa) i Denise.
📌Nizara ny hafaliany teo amin’ny pejiny moa ity mpanakanto malagasy ity, ary raha ny vaovao azo dia hisy voting hatramin’ny janoary 2026 izay vao fantatra ny hibata ny amboara.