Natoraly Plus Antsohihy

Natoraly Plus Antsohihy Fitsaboana natoraly ,Miaraka amin'ireo karazana Massage ,034 87 679 90 . Efa maro no sitrana

โš ๏ธ Fisehonโ€™ny crise cardiaque Ireto ny signe ahafantarana fa manao crise cardiaque ny olona iray๐Ÿ‘‡๐Ÿ’” Fanaintainana aminโ€™ny...
15/02/2026

โš ๏ธ Fisehonโ€™ny crise cardiaque

Ireto ny signe ahafantarana fa manao crise cardiaque ny olona iray๐Ÿ‘‡

๐Ÿ’” Fanaintainana aminโ€™ny tratra:
โœจTsindry / mavesatra / marary ao an-tratra
โœจMety hiparitaka any aminโ€™ny sandry havia, hatoka, lamosina na valanorano

๐Ÿ˜ฎโ€๐Ÿ’จ Fahasemporana:
Sarotra miaina na dia tsy mihetsika aza

๐Ÿคข Soritrโ€™aretina hafa:
โ€ขMaloiloy / te-handoa
โ€ขHatsembohana mangatsiaka
โ€ขFanina / reraka tampoka
โ€ขFitemponโ€™ny fo tsy ara-dalร na

โš ๏ธ Aminโ€™ny vehivavy indraindray:
โ€ขReraka be tsy hay hoe nahoana
โ€ขMarary lamosina na hatoka
โ€ขMaloiloy

๐Ÿ’ก Fisorohana azo atao
โœจMihinร na voankazo & legioma ๐ŸŽ๐Ÿฅฆ
๐Ÿ™…Aza be sira sy menaka ๐Ÿง‚
โœจMandehana / mihetsika isanโ€™andro ๐Ÿšถโ€โ™€๏ธ
๐Ÿ™…Aza mifoka sigara ๐Ÿšญ
๐Ÿ™Eviteo ny stress ๐Ÿ˜Œ
๐Ÿ‘€Araho maso ny tension & cholestรฉrol

Efa sendran'izany vรฉ hianao dia inona no zavatra nataonao voalohany ?

Manatona tobipasalamana izay manakaiky anaoeindrindra.

โ“ โ€œ๐™๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™–๐™๐™ค ๐™ฃ๐™ค ๐™—๐™š๐™ซ๐™ค๐™๐™ค๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™š๐™›๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ค๐™ซ๐™ช๐™ก๐™–๐™ฉ๐™ž๐™ค๐™ฃ?โ€ Akory aby e๐Ÿ™‹ Betsaka ny vehivavy no gaga rehefa mitranga iz...
14/02/2026

โ“ โ€œ๐™๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™–๐™๐™ค ๐™ฃ๐™ค ๐™—๐™š๐™ซ๐™ค๐™๐™ค๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™š๐™›๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ค๐™ซ๐™ช๐™ก๐™–๐™ฉ๐™ž๐™ค๐™ฃ?โ€

Akory aby e๐Ÿ™‹
Betsaka ny vehivavy no gaga rehefa mitranga izany ๐Ÿค”
๐Ÿ‘‰ Ny ๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐ง๐š nefa dia izao :

๐Ÿ”น Tsy andro iray monja no maha-
โžก๏ธ Misy manodidina ny andro maha-

๐Ÿ”น ๐•๐ž๐ฅ๐จ๐ง๐š 3โ€“5 ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐š๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ฒ ๐ฏ๐š๐ญ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ž๐ก๐ข๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ง๐ฒ
โžก๏ธ Raha nisy 5 ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’๐’๐’‰๐’‚ ny ovulation, dia mbola mety hitranga ny fitondrana

๐Ÿ”น ๐Œ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐จ๐ฏ๐š ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฏ๐ฎ๐ฅ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง
โžก๏ธ vokatry ny , , tsy -tory na fihovahovanโ€™ny tsingerim-bolana

๐Ÿ”น ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐ง๐š ๐Ÿ๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ค๐š๐ฃ๐ฒ
- Fahadisoana izay be mpanao indrindra satria โ€œAra-tsiansa, ny dia manodidina ny 14 andro miverina mihemotra avy aminโ€™ny fotoana hiverenanโ€™ny fadim-bolana manaraka, fa tsy voatery ho andro faha-14 aorianโ€™ny fiandohanโ€™ny fadim-bolana.โ€

- ๐‘ด๐’Š๐’๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’•๐’“๐’‚๐’๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’†๐’•๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’•๐’”๐’Š๐’๐’ˆ๐’†๐’“๐’Š๐’Ž-๐’ƒ๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’‚๐’•๐’“๐’Š๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’๐’Œ๐’Šn๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’Š๐’›๐’‚๐’š ๐’Š๐’๐’‚๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚- 14 ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’ lazaina fa maha-lonaka iny.

๐Ÿ’ก ๐‘จ๐’›๐’ ๐’‚๐’•๐’‚๐’ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚ ๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’‚๐’“๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚-๐’Ž๐’‚๐’”๐’ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚-
๐Ÿ”ฎ

๐Ÿ’ก ๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’”ร  #๐’‡๐’Š๐’Ž๐’‚๐’Š๐’๐’ ๐’‡๐’‚ ๐’”๐’‚๐’…๐’š ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’“๐’ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’—๐’๐’‰๐’๐’Œ๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’Š๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’›๐’š ๐’๐’ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’“๐’ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’‚๐’“๐’†๐’•๐’Š๐’๐’‚ ๐’‚๐’›๐’ ๐’‚๐’—๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’“๐’‚-๐’๐’fo

Savon soa de manala tasy,ride sns...ka hoantsika manana olana aminy tarehy de, iareto misy vaha olana ho antsika.vokatra...
13/02/2026

Savon soa de manala tasy,ride sns...ka hoantsika manana olana aminy tarehy de, iareto misy vaha olana ho antsika.vokatra natoraly.

Manantona botika Natoraly plus Ambalabe fa vonona andray anao izahay,tsy izay iany ao aminay.manana vokatra maro isakarazany izay ka tongava mitsika na de anotany fotsiny aza.

Aza adino ny miabonnee ny page tsika.

Aza misalasala manantona ny botika Natoraly plus Ambalabe na koa miantso mivantana aminy 0348767990,,,na 0389832026.

Hoantsika zay manana olana aminy aretina maro samihafa de misy vaholana ho anao izahay aminy alalany produit Natoraly.na...
12/02/2026

Hoantsika zay manana olana aminy aretina maro samihafa de misy vaholana ho anao izahay aminy alalany produit Natoraly.na lahy na vavy.de afaka manantona mivantana aty aminy Natoraly plus Ambalabe na koa miantso mivantana aminy laharana 0389832026,0348767990,,,afaka koa enao miditra mp avy atrany fa vonona amaly anao ampitsikina sy ampitiavana be izahay.

Salama aby ve๐Ÿ™๐ŸŸจ Aretina Miparitaka sy Fizarana Fanafody NatoralyAminโ€™izao fotoana izao dia mihamaro hatrany ireo aretina...
11/02/2026

Salama aby ve๐Ÿ™

๐ŸŸจ Aretina Miparitaka sy Fizarana Fanafody Natoraly

Aminโ€™izao fotoana izao dia mihamaro hatrany ireo aretina miseho tampoka, ary mampalahelo fa ny ankamaroany dia mitarika fahafatesana.

Indro ary zarako aminareo fanafody natoraly iray tena mahery vaika:

Fanafody ho anโ€™ny PANCREAS (sarakaty) sy ody kakana voaporofo

AKORA ILAINA:

๐Ÿ‘‰ Sakamalaho 1 (vaventy)

๐Ÿ‘‰ Voasarimakirana 1 (citron)

๐Ÿ‘‰ Tongolo gasy 3 (hasiny)

๐Ÿ‘‰ Tongolo be (oignon) 1

FIKARAKARANA:

1. Diovy tsara ireo akora rehetra.

2. Atao mixeur miaraka aminโ€™ny rano antsasaky ny zinga.

3. Raha vita dia ampiana siramamy kely (tsy atao mamy be fa kely fotsiny hoenti-manala tsiro mangidy).

FOMBA FISOTROANA:

1 vera aminโ€™ny maraina

1 vera aminโ€™ny hariva

Atao mandritra ny 3 andro misesy.

VOKATRY NY FANAFODY:

๐Ÿ’“ Manamaivana ny fandidiana, manadio ny pancrรฉas (sarakaty), manala ny kakana ary tena mahasoa be aminโ€™ny vatana aminโ€™ny ankapobeny.
Efa nampiasainay taminโ€™ny tena fiainana izany โ€“ ka tsara zaraina!

Aza hadino fa ny fifampizarร na dia endrika fitiavana. Raha afaka manavotra ainโ€™olona iray aza dia efa fahombiazana lehibe izany. โค๏ธ

๐Ÿฉธ LALAN-DRร€ TSENTSINA, Rร€ โ€œMANDRY MALOTOโ€, โ— Tsy mikoriana tsara ao anaty vatanaโ€ฆ๐Ÿ‘‰ Miseho aminao ve ireto fambara ireto?...
10/02/2026

๐Ÿฉธ LALAN-DRร€ TSENTSINA, Rร€ โ€œMANDRY MALOTOโ€,
โ— Tsy mikoriana tsara ao anaty vatanaโ€ฆ

๐Ÿ‘‰ Miseho aminao ve ireto fambara ireto?
๐Ÿ˜ฃ Tananana sy tongotra mangatsiaka matetika
๐Ÿ˜ต Fanina, aretin-doha tsy mazava antony
๐Ÿ’ค Mora reraka, tsy misy herim-po
โค๏ธ Fitemponโ€™ny fo tsy milamina
๐Ÿฆต Fanaintainana aminโ€™ny tongotra na lohalika
๐Ÿ˜– Tongotra mivonto rehefa hariva
๐Ÿง  Fitadidiana miha-malemy, saina mavesatra
๐Ÿฉธ Tension miakatra na midina tampoka...

โš ๏ธ Raha 2 na mihoatra aminโ€™ireo no hitanaoโ€ฆ
โžก๏ธ Mety efa misy lalan-drร  tsentsina
โžก๏ธ Ra tsy mikoriana tsara ao anaty vatana
โžก๏ธ Ra โ€œmandry malotoโ€ manimba tsikelikely ny fahasalamana...

๐ŸŒฟ Ny vaovao tsara?
๐Ÿ‘‰ Misy vahaolana ato amin'ny NATORALY plus afaka:
โœ… Manadio lalan-drร 
โœ… Manatsara ny fikoriananโ€™ny ra
โœ… Mamerina hery sy fahasalamana
โœ… Manampy misoroka AVC sy aretim-po

โ“ Te hahalala ve ianao hoe inona avy ireo produit Natoraly mety amizany?

๐Ÿ“ฉ tonga manantona ny botika Natoraly plus Ambalabe ampitany volovo somary miakatrakely na koa miantso mivantana 0389832026,,,0348767990 na koa mandefa SMS fa vonona andray anao sy amaly ny antsoinao,sms nao izahay ato aminy natoraly plus Antsohihy.

๐ŸŒฟ Fahasalamana Natoraly, fiainana maharitra ๐ŸŒฟmaraka aminy Natoraly plus toujour salama.

Tena tsara ho an'ny fahasalaman'ny VOA (Reins) ny sakamalao. Miaro azy tsy ho tratran'ny inflammation ilay izy ary indri...
09/02/2026

Tena tsara ho an'ny fahasalaman'ny VOA (Reins) ny sakamalao. Miaro azy tsy ho tratran'ny inflammation ilay izy ary indrindra indrindra manampy ny voa hanary ireo poizina na loto ao anatintsika. Arak'izany dia manampy ny voa tsy ho reraka haingana sy ho salama tsara. Mampaela velona noho izanyโœ…

atao ilay izy, afaka hanina tsotra arakarak'izay mety aminaoโœ…



Aza adino miabonnee ny page tsika.

๐Ÿ’โ€โ™‚๏ธInona no mitranga raha mihinana voanjo cashew isan'andro mandritra ny iray volana ianao?๐Ÿ˜‹Tsy matsiro fotsiny ny voan...
08/02/2026

๐Ÿ’โ€โ™‚๏ธInona no mitranga raha mihinana voanjo cashew isan'andro mandritra ny iray volana ianao?

๐Ÿ˜‹Tsy matsiro fotsiny ny voanjo cashew; fa feno tombontsoa ara-pahasalamana ihany koa. Raha manapa-kevitra ny hihinana azy ireo isan'andro mandritra ny iray volana ianao dia ireto no mety ho tsapanao:

๐Ÿ‘Voalohany, hanatsara ny fahasalaman'ny fonao ianao.
๐Ÿ‘Manankarena asidra matavy tsy mahavoky ny voanjo cashew, izay afaka manampy amin'ny fampihenana ny kolesterola ratsy (LDL) sy ny fampitomboana ny kolesterola tsara (HDL). Izany dia afaka manampy amin'ny fampihenana ny mety hisian'ny aretim-po.

๐Ÿ‘Ankoatra izany, ny voanjo cashew dia loharano tsara amin'ny magnesium, izay mety hisy fiantraikany mivantana amin'ny haavon'ny angovonao.....
๐Ÿ‘Ny fihinanana magnesium ampy dia tena ilaina amin'ny fitazonana ny fiasan'ny hozatra sy ny nerveo tsara indrindra, ahafahanao mahatsiaro ho mavitrika kokoa isan'andro.

๐Ÿ‘Ho hitanao ihany koa ny fanatsarana ny hoditrao sy ny volonao....
๐Ÿ‘Satria manankarena zinc izy ireo, ireo voanjo ireo dia mampiroborobo ny fanamboarana sela sy ny hydration amin'ny hoditra, sady mandrisika ny fitomboan'ny volo ihany koa.

๐Ÿ‘Farany, raha olona tia mihinana tsakitsaky eo anelanelan'ny sakafo ianao, dia mety ho mpiara-dia aminao ny voanjo cashew....
๐Ÿ‘Manankarena proteinina sy fibre izy ireo, izay afaka manampy anao hahatsiaro ho voky ela kokoa ary mampihena ny faniriana.

๐Ÿ‘Koa, ny fampidirana voanjo cashew amin'ny sakafonao isan'andro dia mety ho fomba tsara hanohanana ny fahasalamanao amin'ny ankapobeny sady mankafy tsakitsaky matsiro.

Raha mitady hanatsara ny fahasalamanao sy ny fiainanao ianao dia manana torolร lana momba ny fahasalamana MAIMAIMPOANA ho anao aho.

Azonao alaina maimaim-poana izany > ETO

Zarazarao ho an'ny namanao fa mety maro mbola tsy mahafantatra, izay nahazo maimaim-poana aoka hizara maimaim-poana hoy ny sortra masina izay๐Ÿ™

Azadino no manaraka pejy Natoraly plus Antsohihy.

IRESAKA MOMBANY VAHOANA TSIKA ANDROANY. ๐ŸŒฟNy vahoana dia, afaka itsabona aretina maro,toiny maso,fo,sns...Hoantsika zay m...
07/02/2026

IRESAKA MOMBANY VAHOANA TSIKA ANDROANY.

๐ŸŒฟNy vahoana dia, afaka itsabona aretina maro,toiny maso,fo,sns...
Hoantsika zay manana olana aminy maso,mangidihidy mamatsipatsika,de manampy anao ity vahoana ity.
Otrany izany koa ny fo.manana olana aminy fo tsika de manampy be anao ity vahoana ity.
Raha mila fanasitra sy fanazavana be be koakoa de afaka miditra mp avy atrany na koa miantso mivantana 0389832026,na manantona mivantana aty aminy Natoraly plus Ambalabe ampitany volovo somary miakatrakely kely.

๐ŸŸจ FAMANTARANA MILAZA FA TSY AMPY RANO NY VATANAO Ny tsy fisotroana rano ampy dia mety hiteraka olana ara-pahasalamana ts...
06/02/2026

๐ŸŸจ FAMANTARANA MILAZA FA TSY AMPY RANO NY VATANAO
Ny tsy fisotroana rano ampy dia mety hiteraka olana ara-pahasalamana tsikelikely.

Famantarana hita matetika :
๐ŸŸข Mangetaheta matetika
๐ŸŸข Urine mavo maizina
๐ŸŸข Marary loha sy vizana
๐ŸŸข Maina ny vava sy molotra
๐ŸŸข Malemy ny vatana, miadana ny saina
๐ŸŸข Fitohanana
๐ŸŸข Hoditra very famirapiratana

Raha maharitra, mety hitarika :
๐ŸŸข Olanโ€™ny voa
๐ŸŸข Infection urinaire
๐ŸŸข Tosi-drร  miakatra
๐ŸŸข Havizanana mitaiza

TOROLALANA FOHY HISOROHANA :
๐ŸŸข Misotroa rano tsikelikely mandritra ny andro
๐ŸŸข Aza miandry hetaheta vao misotro
๐ŸŸข Ampitomboy ny rano rehefa mafana na miasa mafy
๐ŸŸข Mihinร na sakafo misy rano (voankazo, legioma)
๐ŸŸข Ahenao ny zava-pisotro mamy sy be cafรฉine
๐Ÿ‘‰ Rano = fanafody voajanahary voalohany
๐ŸŸข Rano = fanadiovana
๐ŸŸข Rano = fiarovana
๐ŸŸข Rano = aina
Raha mila fanazavana fanampiny de manatona botika Natoraly plus Ambalabe ampitany volovo somary miakatrakely na koa antsoy mivantana ny laharana 0389832026,0348767990

โค๏ธTOLOTRA HOAN'NY MPIFAKATIAโค๏ธ            Mafinaritra sy maha te ho tia ny mahita mpifankatia mahay mifampiaino sy mahay...
04/02/2026

โค๏ธTOLOTRA HOAN'NY MPIFAKATIAโค๏ธ

Mafinaritra sy maha te ho tia ny mahita mpifankatia mahay mifampiaino sy mahay mifanakalo hevitra eo anivonu fifankatiavana.
Ka aminy ity fankalazana fetiny pifankatia ty de misy cadeaux surprise๐ŸŽโค๏ธ omaniny Botika Natoraly plus eto Antsohihy ho antsika zay manjifa pack ato aminay.

Misy fepetra tsy maintsy arahana : nareo 2mitsame no miaraka manjifa produit ato aminay de mahazo a izay cadeaux surprise๐ŸŽ izay.

Raha mila fanazavana fanampiny de antsoy 0389832026, 0348767990 fa anome fanampiny pahazavana ho anao.
Botika Natoraly plus Antsohihy de mirary fety sambatra ho antsika pifankatia rehetra.

De andalo hanandratra ny maha malagasy atsika eeeeeeeeeeeโ™ฅ๏ธโ™ฅ๏ธโ™ฅ๏ธโ™ฅ๏ธโ™ฅ๏ธ

03/02/2026

โ€ผ๏ธโš ๏ธARETIN'ATY SY SAKAFO๐Ÿฅฆโ€ผ๏ธ Ny aty tsy maharary eo no eo ๐Ÿ˜ถ, fa rehefa miseho ny vokany dia efa lalina โš ๏ธ๐Ÿ’”.
Tsy dia hita avy hatrany ๐Ÿ‘€, fa misy fiantraikany lalina ๐Ÿง ๐Ÿ”ฅ sy mety hiafara ratsy โ›”๏ธ rehefa tsy voakarakara ny aretin'aty! ๐Ÿงก

Betsaka no tsy mihevitra firy ny aty, nefa izy no foibe fanodinana sy fanadiovana lehibe indrindra ao aminโ€™ny vatana ๐Ÿงช.
Raha reraka na marary ny aty dia miharatsy tsikelikely ny Fahasalamana manontolo.

Vakio tsara ร ry fa zaraiko aminareo ny asa lehibe ataonโ€™ny aty, ny antony mahatonga azy harary, ary ny sakafo miaro azy ๐Ÿงก.

๐Ÿง ๐Ÿ“ Famintinana tsotra sy fohy

๐Ÿ”ฐ Inona ny aty (foie) ?
๐Ÿ‘‰ Taova lehibe ao aminโ€™ny kibo havanana izy ๐Ÿงก
๐Ÿ‘‰ Izy no manivana sy manadio ny rร 
๐Ÿ‘‰ Izy no mitantana ny siramamy, tavy, protรฉine ary miady amin'ny "toxines" (singa manimba ny vatana)

๐Ÿ”ฐ Asa lehibe ataonโ€™ny aty :
โœ”๏ธ Manala toxines sy poizina ๐Ÿบ๐Ÿ’Š
โœ”๏ธ Mandrindra ny siramamy ao anaty rร  ๐Ÿฌ
โœ”๏ธ Mitahiry vitamines sy minรฉraux (A, D, B12, ferโ€ฆ) ๐Ÿง‚
โœ”๏ธ Mamokatra โ€œbileโ€ hanampy aminโ€™ny fandevonan-kanina ๐Ÿงˆ (bile = zavatra vokarin'ny aty mba handevona ny menaka/tavy)
โœ”๏ธ Manova tavy sy cholestรฉrol โš™๏ธ

๐Ÿ‘‰ Raha salama ny aty = miasa tsara ny taova hafa
๐Ÿ‘‰ Raha reraka ny aty = misy fiantraikany aminโ€™ny taova rehetra โš ๏ธ

๐Ÿ“‰ Aretina mahazo ny aty matetika :
โŒ Stรฉatose hรฉpatique (aty be tavy)
โŒ Hรฉpatite (viral, alcoolique, mรฉdicamenteuse)
โŒ Cirrhose (fahasimbana lalina sy maharitra)

โš ๏ธ Matetika dia tsy misy soritrโ€™aretina mazava izy ireo raha tsy efa mandroso ๐Ÿ˜ถ
Izay no maha โ€œaretina manginaโ€ ny aretinโ€™aty.

๐Ÿ—‚โš ๏ธ Antony mety hakarary ny aty:
โœ”๏ธ Toaka ๐Ÿบ (na dia โ€œkely fa matetikaโ€ aza)
โœ”๏ธ Sakafo be menaka ratsy ๐ŸŸ
โœ”๏ธ Sakafo mamy tafahoatra ๐Ÿฐ
โœ”๏ธ Fahatavezana โš–๏ธ
โœ”๏ธ Diabeta ๐Ÿฌ
โœ”๏ธ Fanafody raisina tsy misy toromarika ๐Ÿ’Š
โœ”๏ธ Cholestรฉrol ambony ๐Ÿงˆ

๐Ÿ‘‰ Ireo rehetra ireo dia manavesatra ny asanโ€™ny aty ka mahatonga azy ho reraka tsikelikely.

โ€ผ๏ธ๐Ÿฝ๏ธ SAKAFO โ€ผ๏ธ

โŒ Sakafo manimba ny aty (ahena na fadiana):
๐Ÿšซ Toaka ๐Ÿบ
๐Ÿšซ Sakafo nendasina matetika ๐ŸŸ
๐Ÿšซ Sakafo be siramamy ๐Ÿญ
๐Ÿšซ

Address

Ambalabe Est
Antsohihy
407

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261389569289

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Natoraly Plus Antsohihy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Natoraly Plus Antsohihy:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram