Tanora Mandroso

Tanora Mandroso Service & Ventes

Quand deux riches sont au balcon d’un immeuble, le type de discussion qu’ils ont c’est : wahooo belle vue d’ici…Mais deu...
03/02/2024

Quand deux riches sont au balcon d’un immeuble, le type de discussion qu’ils ont c’est : wahooo belle vue d’ici…
Mais deux pauvres c’est : si on te donne 3 millions de sauter, tu vas sauter?

Efa niditra ny taona vaovao 2024 ry zareo any Nouvelle Zélande nanomboka tamin'ny 2 ora tolakandro ora aty Madagasikara
31/12/2023

Efa niditra ny taona vaovao 2024 ry zareo any Nouvelle Zélande nanomboka tamin'ny 2 ora tolakandro ora aty Madagasikara

😱HAFAKELY : Fasana misy "QR code" any Japon.Rehefa mi scanner an'ilay QR code ianao dia afaka mahita sary sy vidéo mamin...
28/12/2023

😱HAFAKELY : Fasana misy "QR code" any Japon.

Rehefa mi scanner an'ilay QR code ianao dia afaka mahita sary sy vidéo mamintina ny fiainan'ilay nodimandry. Afaka hita ao koa ny mombamomba azy feno, ary afaka izy no nisafidy "mialoha" an'ireo momba azy aseho ao ireo.


© DreamTeam

Bonsoir à tous Biographie du jour, C'est lui qui rame au rythme de la bachatta, le jeune homme a sorti un album et est t...
26/11/2023

Bonsoir à tous Biographie du jour, C'est lui qui rame au rythme de la bachatta, le jeune homme a sorti un album et est très important dans la scène artistique malgache,
Il est l'un des artistes les plus influents au Fianarantso, par exemple 1-Dila, 2-Mila anao, 3-Pejy vaovao etc.... Voici le lien pour suivre la page https📣👉://www.facebook.com/ainjohmg
avec la collaboration de studio et RJ image AiAin'Joh TojoniainaoAin'Joh Tojoniainaontact rapide:034.92.411/60

Amin'ny Alatsinainy izao amin'ny 08 ora alina no handeha amin'ny TVM sy ny RNM ny adi-hevitra voalohany karakarain'ny CE...
05/11/2023

Amin'ny Alatsinainy izao amin'ny 08 ora alina no handeha amin'ny TVM sy ny RNM ny adi-hevitra voalohany karakarain'ny CENI hifanandrinan'ny Kandida Andry Rajoelina, ny Kandida Sendrison Raderanirina sy ny Kandida Siteny Randrianasoloniaiko.

Toy izao ny TOMBANA mikasika ny fandaniana nataon'ireo kandidà manao fampielezan-kevitra sy hetsika politika navoakan'ny...
01/11/2023

Toy izao ny TOMBANA mikasika ny fandaniana nataon'ireo kandidà manao fampielezan-kevitra sy hetsika politika navoakan'ny Transparency International Initiative Madagascar :

Fandaniana fototra, tsy misy ny karaman'ny artista mpihira na mpanentana, niainga tamin'ny :

Hofana angindimby sy fiaramanidina
Akanjo/elo/kasikety/fehitenda/koveta....'
Hofana fiarakodia
Hofana fanamafisampeo sy haingon-tsehatra
Doka amin'ny haino vaky jery

Tomban'ny vola lanin'ny kandidà :

⭕ Andry Rajoelina - Kandida n°3 :
3 200 609 220 Ariary

⭕Daniela Raderanirina - Kandida n°11: 28 043 036 Ariary

⭕ Siteny Randrianasoloniaiko Kandida n°13 : 2 898 765 600 Ariary

⭕ Vondron'ireo Kandidà 10 :
1 133 800 000 Ariary

Rédaction ©️ Chasse-info

Mendrika izyTsy hisy havita mandrakizay ny zava-bitany🫡Feno ny maha mpanao baolina kitra matihanina azy Ireo milaza fa t...
31/10/2023

Mendrika izy
Tsy hisy havita mandrakizay ny zava-bitany🫡
Feno ny maha mpanao baolina kitra matihanina azy
Ireo milaza fa tsy mendrika izy na koa milaza fa tsy mahay baolina izy, milaza fa kolikoly ny nahazoany ireny rehetra ireny dia olona mpijery résumé sy comm’s,pub ,tantaraina fa tsy mandalina ny Lalao nataony hatramizay .
Tapitra.
📣Antonio JL

Ireto no Hackers tena dangereux indrindra amin'izao fotoana izao, ireo voasoratra eo ambanin'ny sariny avy ny zavatra ef...
29/10/2023

Ireto no Hackers tena dangereux indrindra amin'izao fotoana izao, ireo voasoratra eo ambanin'ny sariny avy ny zavatra efa nataony.

‼️RAHA EFA 18 SY 35 taona EO IANAO HO ANAO ITYToy ny tsingerina ny fiainana ary tsy misy toerana ho an’ny fahadisoana. T...
28/10/2023

‼️RAHA EFA 18 SY 35 taona EO IANAO
HO ANAO ITY

Toy ny tsingerina ny fiainana ary tsy misy toerana ho an’ny fahadisoana. Tsy miverina intsony ny fotoana lasa. Raha mbola tanora ianao ary mamaky ahy izao dia fantaro fa misy dingana lehibe 04 ny fiainana:

🔶️ DINGANA 1 - Ny MARAINA (0-25 taona)
Dingana amin'ny fahadisoana azo atao, izany hoe Na mbola manao adisoana ianao dia mbola atao fihomehezana.

🔶️ DINGANA 2 - Ny MIDI (26 - 50 taona)
Dingana fahatsiarovan-tena sy fananganana ny fiainany. Raha ao anatin'io dingana io ianao ary mbola tsy manana vina dia tsy fantatrao tsara izay halehanao. Fantaro fa mihazakazaka mankany amin'ny fahaverezanao ianao.

🔶️DINGANA 3 - NY TOLAKANDRO (50-75 taona)
Dingana hankafizana ny zavatra naorina. Io ny fotoana hankafizan’ny olona ny asany sy hiomanana amin’ny fifandimbiasana amin’ny zanany.

🔶️DINGANA 4 - NY alina (+76 taona)
Dingana voalohany hiomanana hiala amin'izao tontolo izao sady hifaly amin'ny taranany. Amin'ity dingana ity dia misy safidy roa: na ny iray mifaly na ny iray maty noho ny nenina.

Ao anatiny DINGANA FAHA FIRY IANAO ZAO???
MIFANARAKA TOKOA VE NY TOERANA MISY ANAO?

🔸️🔶️🔶️©️ Pejy Mi Rado

OMENA KARAMA AMIN'NY FATORIANAAny USA, ny matory dia volaTranom-barotra iray mivarotra kidoro dia mandray vehivavy mba h...
15/10/2023

OMENA KARAMA AMIN'NY FATORIANA

Any USA, ny matory dia vola
Tranom-barotra iray mivarotra kidoro dia mandray vehivavy mba hatory fotsiny mandritra ny tontolo andro
ireo dia nalaina sy omena vola arakaraka ny ora natoriana vitany

Nofiko iray tokony hisy eto Madagasikara
Tanora Mandroso

🚨  à propos des footballeurs africains...   : 🗣️ « l’Afrique ne remporte pas de coupe du monde parce que les joueurs afr...
05/10/2023

🚨 à propos des footballeurs africains...

: 🗣️ « l’Afrique ne remporte pas de coupe du monde parce que les joueurs africains jouent pour l’Europe. C est la différence avec nous le Brésil, peu importe où on est formé on préfère défendre le maillot de notre pays. C est la raison pour laquelle on a gagné 5 coupes du monde. Les Footballeurs Africains doivent être fiers de défendre leur pays peut importe où ils sont formés. je trouve que les footballeurs africains changent beaucoup des nationalité, choisissent de jouer pour les pays de l'Europe et c'est ça qui défavorise l'Afrique à ne pas remporter la coupe du monde
Regardez Eto'o, Drogba, Mikel essien , ou Sadio Mane ils ont tous laissé leur emprunte dans le football pourtant ils ont joué pour leur pays d origine. Les autres africains devraient s’en inspirer et je suis sur que l Afrique gagnera une coupe du monde »
📢TanTanora Mandroso

⚠️‼️TANDREMO⛔️ Mila tena mitandria isika amin’ireo ankizy mijery ecran telephone matetika.Miteraka aretimaso io, ary met...
26/09/2023

⚠️‼️TANDREMO
⛔️ Mila tena mitandria isika amin’ireo ankizy mijery ecran telephone matetika.
Miteraka aretimaso io, ary mety hiafara amin’ny fahatapahan’ny lalandra majinika anaty maso. Tsy mbola zakan’ny mason’ny zaza ny herin’ny hazavan’ny ecran telephone maharitra ka mety hiafara amin’ny fahajambana tanteraka ho an’ny ankizy aza raha tsy mitandrina isika lehibe.

📛 Ny an’ny zareo Sinoa izao dia tena noferan’ny Fanjakana tanteraka mihintsy ny fampiasan’ny ankizy telephone.

Zarao ary identifier-o ireo ray amandreny manana zanaka ho fampitandremana azy ireo ‼️⁉️

Hafatra avy amin’ny Pejy : Centre Médical & Dentisterie Innovation - Nanisana (araho io pejy io fa misy torohevitra fahasalamana maro)
Mandroso

‼️Gasy tia toaka, nandefa hafatra ho an'ny vondrona ny zandary. "Ianareo "fikambanan'ny tia toaka" tokony hampiarahina a...
25/09/2023

‼️Gasy tia toaka, nandefa hafatra ho an'ny vondrona ny zandary.
"Ianareo "fikambanan'ny tia toaka" tokony hampiarahina amin'ny "fikambanan'ny mahalala onona". io no famoahana nataon'ny CIRGN Antananarivo izao ariva izao. Tsy te hahita izahay hoe hitsangana koa ny groupe "gasy tia rongony". Dia hanao fihaonam-be sy fiaraha-mi🚬. Hoy ihany izy ireo. Tsara ho marihina fa vondrona "Gasy tia ..." maromaro no hita ato anatin'ny tambazotran-tserasera sosialy, eo ny gasy tia Saka, ny gasy tia moka, fa mbola ny Gasy tia Toaka no nanao fihaonambe nakotrokotroka voalohany.

🎙TaTanora Mandroso

💼 Hevitra momba ny fandraharahana izay miteraka fahombiazana 💡 Ny fandraharahana dia momba ny fanavaozana sy ny vina.  A...
23/09/2023

💼 Hevitra momba ny fandraharahana izay miteraka fahombiazana 💡
Ny fandraharahana dia momba ny fanavaozana sy ny vina. Amin'izao vanim-potoana nomerika izao, tadiavo ny fironana farany, ny tantaram-pahombiazana ary ny hevitra manova lalao hanentanana ny dianao amin'ny fandraharahana. Na pro efa za-draharaha ianao na vao manomboka, ny lahatsoratray dia hitazona anao ho aingam-panahy sy hampahafantarina anao. 🌐

🌱 Fampandrosoana manokana ho anao tsaratsara kokoa 🌟
Ampidiro ny tenanao fa mendrika izany ianao! Ianaro ny fomba hahatratrarana ny tanjonao, hampitombo ny fahatokisanao ary hiaina ny fiainanao tsara indrindra. Ny toro-hevitra momba ny fampandrosoana manokana sy ny loharanon-kevitray dia hanome hery anao ho lasa kinova tsara indrindra ho anao. 🙌

Miaraha aminay amin'ity dia mahafinaritra amin'ny fitomboana, fianarana ary fanomezana hery ity. Asio j'aime ny pejy, araho hatrany ary ndao hiara-hizotra amin'ny lalan'ny fahombiazana. Zarao amin'ny namanao izay noana fahalalana sy fahombiazana ihany koa ity lahatsoratra ity! 🌠

-boky Orinasa manokana

Gourde Mignon classique portable en Promo✨-Mitazona hafanana tsara.-Bakoly ny ao anatinyNB:0 ariary ny LivraisonPromo à ...
04/09/2023

Gourde Mignon classique portable en Promo✨
-Mitazona hafanana tsara.
-Bakoly ny ao anatiny
NB:0 ariary ny Livraison
Promo à 17.000 Ar
📞: 032.74.683.20, 0342625609
Livraison partout à Madagascar à partir de 0Ar 🇲🇬

La cuisine est l'art de transformer les ingrédients en sourires."Romazava 😊🤤🤤 tsis raha mikatrapoaiky 😊😊🤤
01/09/2023

La cuisine est l'art de transformer les ingrédients en sourires."
Romazava 😊🤤🤤 tsis raha mikatrapoaiky 😊😊🤤

Address

Fianarantsoa

Telephone

+261344465297

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Mandroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Tanora Mandroso:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram