FMMI

FMMI ✨Fikambanan'ny Mpianatra Mpitsabo avy any amin'ny Faritra Itasy

📍"IZAY MITAMBATRA VATO"

@ 06:30 Ilay FIHAINGANA Rahampitso ry zanak'Itasy ka aza Tara 🥳📌 eo @ HJRA ny Fotoanantsika ✅ Samia Mitondrà Sakafo saha...
13/03/2026

@ 06:30 Ilay FIHAINGANA Rahampitso ry zanak'Itasy ka aza Tara 🥳

📌 eo @ HJRA ny Fotoanantsika

✅ Samia Mitondrà Sakafo sahaza ary vola 10.000 ar (Fidirana Eny an-toerana, frais Mandroso sy Miverina)

07/03/2026

Araho hatramin'ny farany fa mety hahasoa anao

Insuffisance rénale

" Tsy fahavitan'ny voa(rein) tsara ny asany"
.

🥳 ARY RAHA MAMPITOVY AKANJO DAHOLO TSIKA @ 14 MARS 2026 ?🥳Tena mibika be anie ny Zanak'Itasy Mpianatra ho MPITSABO miara...
05/03/2026

🥳 ARY RAHA MAMPITOVY AKANJO DAHOLO TSIKA @ 14 MARS 2026 ?🥳

Tena mibika be anie ny Zanak'Itasy Mpianatra ho MPITSABO miaraka Amin'ity T-shirt ity eh 😍

Sady 20.000 ar fotsiny dia Mahazo T-shirt de qualité no mahazo Badge FMMI 🙏

📍Alefaso mp ny commande sy ny Taille anareo


🖼️ : Pià Tinazò & Amboara Nal'soa

📷 Tiamihary Tsiaro

🌳🌳🌳  Ny fikambananana MAFAMI avy amin'ny faritanin' Antananarivo dia faly manasa antsika rehetra ho tonga hamboly hazo s...
05/03/2026

🌳🌳🌳



Ny fikambananana MAFAMI avy amin'ny faritanin' Antananarivo dia faly manasa antsika rehetra ho tonga hamboly hazo sy hanadio ny Sabotsy 07 Martsa 2026 hoavy izao,

Hiaraka hifanome tanana isika Mpianatra avy any amin'ny faritra Itasy,

📍📩 Toerana: Université d' Antananarivo Ankatso

⏰⏳ Fotoana : Sabotsy 07 Martsa 2026 amin'ny 09 Ora 30 maraina

" NY ARIVOLAHY TSY MATY INDRAY ANDRO "

: Mpianatra Ambaratonga ambony, mpiasa, mpandraharaha, maintimolaly avy amin'ny Faritanin' Antananarivo MIray

🥳 ANDAO HISINDA ANY VONTOVORONA RY MPIANATRA HO MPITSABO ZANAK'ITASY 🎉✅ Midirà Mp avy hatrany raha hisoratra anarana : I...
01/03/2026

🥳 ANDAO HISINDA ANY VONTOVORONA RY MPIANATRA HO MPITSABO ZANAK'ITASY 🎉

✅ Midirà Mp avy hatrany raha hisoratra anarana : IM/NOM ET PRÉNOMS/ MENTION ET ANNÉE D'ÉTUDE

✅ Afaka manaraka ity fandaminana ity ihany koa :

📌PACES, L2 Ary 7 ème année : Rmj Denis
📌LFalisoa Fitiavana Ranivoarimanjatojato
📌4 ème année : Mi Sa
📌5 ème anAtrika Notiavina Rafanorenantsoaantsoa
📌6 ème aAndoniavo Rakotondramananaamanana
📌 PARAMED (parcours confoHaingo Sasandy Sasandy
📌 VETO : Nokasaina Rakotoarison
📌PHARMACIE : Eric Henintsoa

‼️ Date Farany fisoratana anarana : ALAROBIA 11 MARS 2026 ‼️

Ho an'izay mbola tara tany,Tena farany ity Fandoavana Agence Comptable sy dépôt de dossiers
19/02/2026

Ho an'izay mbola tara tany,
Tena farany ity

Fandoavana Agence Comptable sy dépôt de dossiers

Hydrocéphalie Azo tsaboina tsara raha tratra ara-potoana,Tsy mosavy io akory Dr Zo Harimbonona
11/02/2026

Hydrocéphalie

Azo tsaboina tsara raha tratra ara-potoana,

Tsy mosavy io akory

Dr Zo Harimbonona

Faly Miarahaba antsika rehetra ary mirary soa.
Androany isika dia hiresaka manokana ny antsoina hoe HYDROCEPHALIE

Inona no atao hoe hydrocéphalie (zaza be loha) ?

Hydrocéphalie dia fitomboan’ny ranon-doha (liquide céphalo-rachidien) ao anaty atidoha.
Ity rano ity dia ilaina hiaro ny atidoha, fa rehefa tsy mivezivezy ara-dalàna izy dia mitombo ary manindry ny atidoha ka miteraka « séquelles » sy mety mahafaty

👶 Amin’ny zaza madinika
Famantarana tokony hahamaika:
• Mitombo haingana ny refin’ny loha
• Loha lehibe tsy mifanaraka amin’ny vatana
• Fontanelle na lohamalemy mibontsina
• Mandoa matetika
• Mitomany tsy ara-dalàna, mifanintona
• Misy fahatarana
⚠️ Tsy tokony atao tsinontsinona ny loha mihalehibe tampoka.

🧑 Amin’ny ankizy lehibe sy olon-dehibe
• Aretin’andoha mafy sy maharitra
• Mandoa matetika
• Tsy mahay mandeha tsara
• Rendremana foana na tsy mahatsiaro tena na mifanintona mihitsy aza
• Loha mihalehibe

🏥 Ahoana ny fitsaboana ?

Ny fitsaboana dia ataon’ny mpitsabo manampahaizana manokana na ny neurochirurgien.
🔹 Fametrahana dérivation ventriculo-péritonéale (DVP)
🔹 Dérivation ventriculaire externe (maika)
🔹 Fandidiana amin’ny alalan’ny endoscope
Kanefa kosa mila tediavina ny antony nahatonga azy.

🚨 Nahoana no mila manatona haingana ?
Raha tara ny fitsaboana dia mety hiteraka:
• Fahasimban’ny atidoha maharitra
• Fahasembanana
• Tsy fahatsiarovantena
• Fahafatesana

Tadidio fa azo tsaboina tsara ny hydrocéphalie raha tratra ara-potoana.
Rehefa voatsabo ara-potoana dia afaka miaina ohatra ny olona rehetra ny zaza.

🧠 Ny fahasalaman’ny atidoha dia andraikitry ny rehetra.

Zo Harimbonona

11/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nie Razafintsalama, Sylvia Ranoroarisoa, Léonard Juliot, Rajaonarivony Riantsoa, Frédéric Mamisoa, Harimanda Ramarovao, Elinath Nomena Hasina, Hérvé Andrianarivo, Ah Khimy, Mampionona Rotsy, Mino Ravaonindrina, Relly Jibs, Aldon Understand, Muriella Njaka, Mahate Hotia, Aina Tsito, Mirado Rafalinirina, Ianja Yolat, Nandraina Rz, Ræh Tax's, Mih Hoty, Minosoa Ericka, Ilaina Fandresena Ran, Duré Andry, Nambinina Rafa, Tide Uta, Tsiky Cassiah, Antso Randry, Christaliot Rabe, Muriah Ratovoarimanana, Anjara Randriamanampy, Rakoto Tantsaha, Vazo Razafiarimanana

10/02/2026
A tous les étudiants à la Faculté de Médecine [PACES à 6emeA]Retardataires    * Agence Comptable : 09/02/26   * Dépôt de...
06/02/2026

A tous les étudiants à la Faculté de Médecine [PACES à 6emeA]

Retardataires
* Agence Comptable : 09/02/26
* Dépôt de dossiers : 11 au 20 Février 2026

05/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lila Nirinael, Hasiniony Mitia, Rantomalala Randria, Ydennek Dy, Ranaivoarisoa Haritsara Notahina

Salle de cours 3 ème Année sy 5 ème Année MH
05/02/2026

Salle de cours 3 ème Année sy 5 ème Année MH

Address

Itasy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMMI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram