16/01/2026
π€ RITUEL MANAPAKA HOHO REFA SABOTSY π€
π΄ Raha tinao hanambola foana ianao ao antrano
π΄ Raha tinao tsy ho foana ny kitapom bolanao
π«Άβ
π Ataovy fahazarana isaky ny Sabotsy maraina ny maka hoho tanana sy tongotra
β Tsy azo atao ny manapaka hoho amin 'ny nify fa mahatonga anao ho tsy masim bava izany
β Tsy azo ariana any anaty fanariam pako na wc ny hoho, atao anaty pot vonikazo na eny anjaridaina no anariana azy
β Miezaha mba eny antokotany na andavarangana no manapaka hoho fa tsy ao antrano mba tsy hampiditra olana.
ππ Zarazarao ho hitan 'ny namanao ππ
β₯οΈ Mirary soa eβ₯οΈ