15/02/2026
๐จ ๐๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ค๐ฃ๐ ๐ฃ๐ค ๐ข๐๐จ๐ฎ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ ๐๐ผ๐๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฃ๐ค๐๐ค ?โ โค๏ธโ๐ฅ
๐จโโ๏ธ Valiny : TSY ny firaisana no mamonoโฆ fa ny OLANA MIAFINA AO AM-PO.
Rehefa manao firaisana ny olona, dia misy fiovana ao aminโny vatana:
โค๏ธ Mitombo ny fitemponโny fo
๐ฉธ Miakatra ny tosidra
๐ฅ Mitombo ny โadrรฉnalineโ
๐ Ho anโny olona SALAMA, tsy misy olana izany.
โ ๏ธ Fa raha misy aretim-po miafina, toy ny:
โข aretim-po tsy fantatra
โข tosidra ambony tsy voafehy
โข fahasimbanโny lalan-drร
dia mety hiteraka:
๐ฅ Arrรชt cardiaque tampoka
๐ Ny marina anefa:
โ
Tena vitsy dia vitsy n'y olona tratran'io.
โ
Ny firaisana ara-nofo aza dia tsara ho anโny fo raha salama
โค๏ธ Hafatra :
Ny tena zava-dehibe dia:
โ๏ธ Fantaro ny tosidranao
โ๏ธ Ataovy fitiliana ara-potoana
โ๏ธ Tandremo ny fahasalamanโny fo
โ Fantatrao ve ny tosidranao aminโizao fotoana izao ?
โค๏ธ Apetraho โENYโ raha efa nanao contrรดle ianao
๐ Zarao mba hampahafantarana ny hafa
Ny fahalalanaโฆ mamonjy aina.