Société de Chirurgie Maxillofaciale de Madagascar - SCMM

  • Home
  • Société de Chirurgie Maxillofaciale de Madagascar - SCMM

Société de Chirurgie Maxillofaciale de Madagascar - SCMM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Société de Chirurgie Maxillofaciale de Madagascar - SCMM, Medical and health, .

Misaotra ireo mpanohana, mpikarakara Sy mpandray anjara ary mpanotrona Maro izay miara-nisalahy nahavitana iny congrès i...
10/12/2025

Misaotra ireo mpanohana, mpikarakara Sy mpandray anjara ary mpanotrona Maro izay miara-nisalahy nahavitana iny congrès iny 🙏

11/11/2025
📢 VIe Congrès de la SCMM – Mahajanga 2025 📢🏥 23-24 octobre | Thème : "Stomatologie et Chirurgie Maxillo-faciale : état d...
30/05/2025

📢 VIe Congrès de la SCMM – Mahajanga 2025 📢

🏥 23-24 octobre | Thème : "Stomatologie et Chirurgie Maxillo-faciale : état des lieux"

💡 Vous souhaitez partager votre expertise ? Envoyez votre résumé avant le 19 septembre à 📩 congresmaxillomada@gmail.com

🔹 Infos & inscriptions 📞 0341763880 / 0341420120

Rejoignez-nous et partagez ! 🙌

J-11 Aza adino ny fotoanantsika amin'ny 26-27 septambra izao. Manam-pahaizana maro no ifampizara traikefa sy hanao fampi...
15/09/2024

J-11

Aza adino ny fotoanantsika amin'ny 26-27 septambra izao. Manam-pahaizana maro no ifampizara traikefa sy hanao fampiratiana ireo sehatra sahanin'ny tsirairay.

Tongava maro, ny fisoratana anarana dia manaraka ny rohy amin'ny QR-code etsy amin'ny sary.

Manantena ny fahatongavantsika maro ...
10/09/2022

Manantena ny fahatongavantsika maro ...

Manasa antsika rehetra hanatrika ity fivoriana siantifika mahakasika ny fandidina nify sy tarehy ary ativava ity amin'ny...
07/09/2022

Manasa antsika rehetra hanatrika ity fivoriana siantifika mahakasika ny fandidina nify sy tarehy ary ativava ity amin'ny faha-21 sy faha-22 amin'ity volana ity.

Address


401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Société de Chirurgie Maxillofaciale de Madagascar - SCMM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram