21/09/2025
Lilia massage à domicil Tamatave
Sajio Jay's Plamedi
_Reraka ve enao?
_Tsy mahita tory?
_Marary nerfs sciatique ?
_Misy courbatures bé ve ?
N'y tsara aminao nanao Massage 💆
😊Mandray Massage isan'andro zahay TOMPOKO
❇️Relaxant (pression doux)
❇️ Tonique (pression mafy)
❇️ Déstressant(Massage faciale)
Mampahita tory,mampitony n'y loha maharary.
‼️Araraoty ary ny weekend e ,na rehefa tsy miasa ⛱️iny mba manala vizana kely 😁
Mandefasa SMS💬
Mandefasa Mp
Antsoy n'y 0340950727
☎️0326425895
Service à domicile
Frais de déplacement 4.000ar