Gileada Santé Tamatave

Gileada Santé Tamatave Gileada Santé dia oronasa manamboatra sy mivarotra fanampin-tsakafo manampy amin'ny fahasalama izay vita amin'ny zava-maniry 100% natoraly ary vita malagasy

20/07/2025


21/06/2025
📣📣📣📣🔥Allo! Allo! isika rehetra eto  . FOIRE de l'INDEPENDANCE manomboka ny 20 Jona hatramin'ny 25 Jona 2025. Tongava mar...
20/06/2025

📣📣📣📣🔥Allo! Allo! isika rehetra eto .

FOIRE de l'INDEPENDANCE manomboka ny 20 Jona hatramin'ny 25 Jona 2025.

Tongava maro eto amin'ny STAND GILEADA SANTE fa vonona hanome fahafaham-po ho anao izahay.

Ho avy ny Docteur filohan'ny Gileada hitsidika antsika

Hisy ny afaka hatao isan-karazany, ny amin'ny vidiny tena mirary ho fanampiana antsika amin'ny fahasalamana.

Hisy ny toro-hevitra ara-pahasalamana maimaimpoana amin'izany.

Tongava Maro!!!! N° 80 - 81 eo anoloan'ny "La MAIRIE" miatrika ny fety sy ny hoavy!!!

Contact: 0340411849

19/06/2025
Faly izahay manolotra antsika ny Vokatra "AntiCellulite" Vokatra 100% Natoraly avy amin'ny GILEADA Santé. AntiCelluliteM...
02/05/2025

Faly izahay manolotra antsika ny Vokatra "AntiCellulite" Vokatra 100% Natoraly avy amin'ny GILEADA Santé.
AntiCellulite
Manala tavy

Manolotra ny tsara indrindra ho antsika

Ity ary ny "Anjarasoa" 🔥🔥
02/05/2025

Ity ary ny "Anjarasoa" 🔥🔥

Faly izahay manolotra antsika ny Vokatra "AnjaraSoa" Vokatra 100% Natoraly avy amin'ny GILEADA Santé.
Fanampin-tsakafo
Aretin-koditra
Hémorroïdes
Aretin'ny tsinay
Constipation
Maladie du Foie
Manampy hatrany amin'ny fahasalamana
Manolotra sy tsara hatrany ho antsika.

21/02/2025

Ity indray ary ny Beroberoka

28/01/2025

Ho an'ireo misy olana @ Prostate, ity ny vahaolana ho anareo 🤩

28/01/2025

Ireo ary ny savony vokarintsika rehetra, 🤩🤩🤩😍
Alefaso ary ny commande 🥳

I've just reached 300 followers! Thank you for continuing support. I could never have made it without each one of you. 🙏...
27/01/2025

I've just reached 300 followers! Thank you for continuing support. I could never have made it without each one of you. 🙏🤗🎉

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Lyda Arnaud, Julio Adams, Cynthia Vognombita, Ëhb, Myriel...
15/01/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Lyda Arnaud, Julio Adams, Cynthia Vognombita, Ëhb, Myrielle Antonetta, Dousslly Tandrouy, Aynah Royanah

Address

Cité Haras Ankirihiry
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 07:00 - 20:00
Tuesday 07:00 - 20:00
Wednesday 07:00 - 20:00
Thursday 07:00 - 20:00
Friday 07:00 - 20:00
Saturday 07:00 - 20:00

Telephone

+261389254208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gileada Santé Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram