Madaplus La Conciergerie

Madaplus La Conciergerie La Diaspora Malagasy dans le 🌎

25/04/2026
13/04/2026

MITOHY NY TOLONA ✊🏻✊🏻

Koa satria tsy nohenoina izahay.

Ary hita sy tsapa izao fa ny Mafia no mibaiko ny firenena.

tsy hiemotra izahay manoloana ireo fisamborana ny namanay ✊🏻✊🏻

Tsy hangina intsony isika ✊🏻✊🏻
Tsy ho resin'ny Tahotra izahay ✊🏻✊🏻

Koa manentana ny rehetra Ndao hijoro .
Hamongotra ireo Mafia rehetra.

Asabotsy faha 18 Aprily 2026 Ambohijatovo



13/04/2026

MAYDAY MAYDAY 🔥
Tena tsara be oa ilay gratitude avy amin’i Colonel e 🔥
Raha misy zavatra manjo an’i Herizo dia tompon’andraikitra feno IANAREO mianakavy ao amin’ny fitondrana ireo 😌
FA ZAO ALOHA RY MPITOLONA ISANY TADIDIO

Figadrana sy Fampitahorana ary BRIGADE CRIMINELLE no miandry anareo avy amin’ny FANAVAOZANA raha vao miseho mahasahy miteniteny eo ianareo.

Motif: ATTEINTE A LA SURETE DE L’ETAT 😌 … ohatran’ny efa mahazatra fanaon’ny TEO ALOHA ihany 😂
Tadidio fa izay miantraika amin’i Miora, Dina, Nomena, Herizo dia mety hiantefa amintsika ireo koa raha tsy sakanana dieny izao io fomba ratsy io ✊🔥

NDAO, tsy fotoana hihemorana intsony izao 🔥 raha vitsy dia azony ampanginina fa rehefa MARO, iza no hahatohitra antsika ✊

02/04/2026

🇲🇬🇺🇸 CALLING USA DIASPORA 🇺🇸🇲🇬
ALSO LOVERS OF ALL THINGS MADAGASCAR!
WE ARE FUNDRAISING FOR TAMATAVE!

This event will be in Boston but you can still chip in from far to the cagnotte or buy tickets!

Lien tickets pour participer: https://bit.ly/tamataverelief

Join us for a fundraiser event celebrating Malagasy culture while supporting those affected in Tamatave:

🇲🇬 Authentic Malagasy Cuisine by
🎵 Malagasy Dance with Sylver Rochelin
🎤 Live Music featuring E-Mouzik’Art & award-winning artist

Where Your Support Goes:
Every dollar goes directly to relief and reconstruction through our trusted partner, Malagasy Women Empowerment (MWE) , working locally in Tamatave:

- $6 — Emergency Kit for 1 person
- $12 — Maternity & Mother’s Package
- $29 — Family Emergency Kit
- $116 — Roofing Pack to repair homes
- $290 — Full Reconstruction Pack

This is more than a fundraiser—it’s a celebration of resilience, culture, and community.

📍 Venue: The Multicultural Arts Center (MAC) in Cambridge, MA

📅 Date & Time: Sunday, April 19, 2026

🕐 Hours: Doors open at 2:00 PM – 6:00 PM

🎟️ Tickets: $100 (includes food and all entertainment)

Adresse

11Rue De Unna
Palaiseau
91120

Téléphone

+33777813212

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Madaplus La Conciergerie publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager