Dr Rasoatakalosoandro

Dr Rasoatakalosoandro Faly miarahaba antsika rehetra.Dr Rasoatakalosoandro. Vonona hifampizara amintsika ny mahasoa! Tongasoa eto amin'ny page Dr RASOATAKALOSOANDRO. Araho ary ny pejy.
(6)

Hifampizara amintsika ny soa momba ny fahasalamana.

Fasan'ny firaisam-po eny Anosiala Ambohidratrimo. Fotodrafitr'asa an'i Rajoelina.
28/04/2026

Fasan'ny firaisam-po eny Anosiala Ambohidratrimo. Fotodrafitr'asa an'i Rajoelina.

Mandalotsa tsihitany sa ina ro agnarany😁🇲🇬
28/04/2026

Mandalotsa tsihitany sa ina ro agnarany😁🇲🇬

28/04/2026

Hahazo laliga 2025-2026 i Real Madrid raha vitan'ny fitondrana io pelouse Barea io avant éliminatoire CAN 2027.

28/04/2026

Saika hadinoko, manomàna jus de papaye ianareo fans an'i PSG.
PSG 0-2 BAYERN MUNICH 🔵🔴

28/04/2026

Vaovao farany momba ny délestage ao😉

Mode Betsileo 🇲🇬 Tena manao ianareo sy ny IA ka 😂😭
28/04/2026

Mode Betsileo 🇲🇬 Tena manao ianareo sy ny IA ka 😂😭

Rà mandriaka tao Maevatanàna Olona 5 maty, nisy zaza nalaina takalon’ainaNitrangana fanafihana mitam-piadiana tao Ankija...
28/04/2026

Rà mandriaka tao Maevatanàna

Olona 5 maty, nisy zaza nalaina takalon’aina

Nitrangana fanafihana mitam-piadiana tao Ankijanitsivazay, kaominina Mahazomà, distrikan’i Maevatanàna, ny alin’ny 26 Aprily 2026. Jiolahy miisa 14 nirongo basy no nanafika, nitifitra hampihorohoroana ny mponina ary nandroba omby manodidina ny 40.

Nandritra ny fandosiran’izy ireo dia zazalahy iray no nalaina ho takalon’aina. Nanenjika avy hatrany ny fokonolona sy ny vatan-dehilahy, ka nisy fifandonana nahafatesana olona dimy.
Tonga nanampy ny zandary avy ao Bemokotrà, ka nisy fifampitifirana naharatra olona roa. Voavonjy soa aman-tsara ilay zazalahy nalaina an-keriny ary efa tafaverina amin’ny fianakaviany.

Mitohy ny fanenjehana ireo jiolahy tafaporitsaka, miaraka amin’ny fandraisan’anjaran’ny mpitandro filaminana sy ny miaramila eny an-toerana.

©Actu Mada 2k25

28/04/2026

Le resaka vidéo tany amin'ny salle teo. Na lahy na vavy rehefa mitondra charge mavesatra dia tsy maintsy ampiana izy mba tsy ho tra-doza.

28/04/2026

Miaramila nandroba Ambodihady... Fa inona loatra ity mahazo ity firenentsika ity e🤧

URGENT - Vonjy ainaIalana tsiny indrindra fa tena nangataka ny Ray amandreniny mba ho alefa eto ity antso ity :Ka miants...
28/04/2026

URGENT - Vonjy aina
Ialana tsiny indrindra fa tena nangataka ny Ray amandreniny mba ho alefa eto ity antso ity :
Ka miantso an'ireo mahalala tanàna rehetra fa tena Mila antsika ity Zaza ity
Tokiniaina Fanomezantsoa Joseph no anarany , 4 taona izy, avy ao Fokontany Tsiazompaniry kely izy, Kaominina ambanivohitra Merikanjaka
Very hevitra ny fianakaviana ary tena sahirana ankehitriny ka Mila fanampiantsika, erikerika mahatondra-drano.

Afaka miantso na mandefa vola amin'ity isika
Numéro MVOLA :+261 38 48 150 46 (Justin)
Misaotra antsika amin' ny fiaraha mientana

28/04/2026

Navoaka ny faritry ny sekoly Jery etsy amin'ny 67Ha ny filohan'ny FSM ABSOUARY SAÏD ARSÈNE.

28/04/2026

Hasiantsika torohevitra iray ho an'ireo vehivavy bevohoka indray androany 🇲🇬

Address

Hay Amal
Fez
30000

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Rasoatakalosoandro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share