03/04/2026
🎉 PÂQUES MIARAKA AMIN’NY ANKA !
Ho fankalazana ny P***a, ANKA dia faly manasa antsika rehetra hiara-hifaly sy hifandray akaiky amin’ny hetsika maro hatao amin’ny toerana samihafa eto Atsimo Andrefana.
📍 ANAKAO
Alatsinainy @ 2 ora folakandro eny amin’ny plage Anakao (à préciser)
➡️ Fifaninanana dihy, tenue de plage, ary tombola lehibe ahazoana loka maro (TV écran plat, kit e-cooking, sns)
📍 MANGILY
Sabotsy 04 aprily @ 4 ora eny @ plage devant Moramora
➡️ Fifaninanana masonjoany, dihy ary course azakazaka + tombola lehibe
📍 ANKILILOAKA
Alahady 05 aprily @ 3 ora folakandro eo Ankililoaka
➡️ Course pousse-pousse + tombola lehibe eo amin’ny Commissariat
📍 AMBAHIKILY
Zoma, Sabotsy ary Alahady 03, 04, 05 Aprily eo amin’ny kianjan’ny CEG
➡️ Tournoi baolina kitra + tombola lehibe
🎁 Loka lehibe azo: TV écran plat, kit e-cooking sy maro hafa !
📌 Aza adino: manaova souscription ary mividiana crédit dia mahazo ticket tombola avy hatrany.
Raha mila fanazavana fanampiny dia manatona ny birao ANKA akaiky anao.
***aMiarakaAminANKA