Pharmacie Analavory

Pharmacie Analavory Farmasia anatin'ny Groupe Metropole by WAKA, vonona ny hanome fahafaham-po anao sy hanome torohevitra mifanaraka amin'ny filร nao.

Manana ireo "produits parapharmaceutiques" natao ho an'ny mpianakavy. ๐Ÿค—

๐Ÿฃ๐Ÿšจ MISOKATRA ANDROANY NY "CHASSES AUX OEUFS"๐Ÿšจ๐ŸฃTsy vazivazy intsony fa efa ao ny atody  ๐Ÿ‘€Ary misy loka tena mahafinaritra...
03/04/2026

๐Ÿฃ๐Ÿšจ MISOKATRA ANDROANY NY "CHASSES AUX OEUFS"๐Ÿšจ๐Ÿฃ

Tsy vazivazy intsony fa efa ao ny atody ๐Ÿ‘€
Ary misy loka tena mahafinaritra ao anatiny ๐ŸŽ

๐Ÿ‘‰ -5% ?
๐Ÿ‘‰ -10% ?
๐Ÿ‘‰ "Echantillon" maimaim-poana ?

Miankina aminโ€™izay hitanao izany ๐Ÿ˜

๐ŸŽฏ Fitsipika tokana : tongava anio sy rahampitso 04 Aprily ary andramo ny vintanao eto aminโ€™ny farmasia
Satria enyโ€ฆ izay tonga aloha no mahazo tombony kokoa ๐Ÿƒโ€โ™€๏ธ๐Ÿ’จ

Inona ร ry no andrasanao ? ๐Ÿ˜„

๐Ÿฃ ๐Œ๐ข๐š๐ฏ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ž๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐š๐ฌ๐ค๐š ๐š๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐š ! ๐Ÿซ๐ŸŽAhoana raha atao lalao ny fanomezana ? ๐Ÿ‘€Amin'ny 03 Aprily , misy fa...
02/04/2026

๐Ÿฃ ๐Œ๐ข๐š๐ฏ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ž๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐š๐ฌ๐ค๐š ๐š๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐š ! ๐Ÿซ๐ŸŽ

Ahoana raha atao lalao ny fanomezana ? ๐Ÿ‘€
Amin'ny 03 Aprily , misy fanomezana miafina eny rehetra enyโ€ฆ ary miankina aminao ny hahita azy !

๐ŸŽ "Goodies"
๐ŸŽ Fihenam-bidy ihany koa

Rehefa mandalo eny amin'ny farmasia dia afaka milalao miaraka aminay โ€ฆ ka sokafy tsara ny masonao dia tsapaho ny vintanao ๐Ÿ€

๐Ÿ‘‰ Tongava amin'ny 03 Aprily raha handray anjara !

๐Ÿ’™ ๐€๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ฎ๐ญ๐ข๐ฌ๐ฆ๐žAnio, miara-mientana isika hanohana ireo olona manana autisme.Samy m...
02/04/2026

๐Ÿ’™ ๐€๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ฎ๐ญ๐ข๐ฌ๐ฆ๐ž

Anio, miara-mientana isika hanohana ireo olona manana autisme.

Samy manana mampiavaka azy ny tsirairay, samy manana ny tanjany, ny fanambiny ary ny fomba fijeriny.
Aoka isika hanamafy hatrany ny fandraisana an-tanana ary ho fahatsaram-panahy aminโ€™ny rehetra amin'ny fiainana andavanandro.

๐Ÿ‘• Anio, manaova akanjo manga ho mariky ny fanohanana sy fandraisana anjara aminโ€™ny fanentanana momba ny autisme.

๐Ÿ’™
----------------------------------------------
๐Ÿ’™ ๐‰๐จ๐ฎ๐ซ๐ง๐žฬ๐ž ๐ฆ๐จ๐ง๐๐ข๐š๐ฅ๐ž ๐๐ž ๐ฌ๐ž๐ง๐ฌ๐ข๐›๐ข๐ฅ๐ข๐ฌ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐šฬ€ ๐ฅโ€™๐š๐ฎ๐ญ๐ข๐ฌ๐ฆ๐ž

Aujourdโ€™hui, nous nous unissons pour mieux comprendre, accepter et soutenir les personnes atteintes de troubles du spectre de lโ€™autisme.

Chaque personne est unique, avec ses forces, ses dรฉfis et sa maniรจre de voir le monde. Favorisons ensemble lโ€™inclusion, lโ€™รฉcoute et la bienveillance au quotidien.

๐Ÿ‘• Porter du bleu, cโ€™est montrer son soutien et participer ร  une meilleure sensibilisation ร  lโ€™autisme.

๐Ÿ’™

โœจ๐“๐จ๐ง๐ ๐š ๐ข๐ญ๐ฒ ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฌ๐š๐ง๐š๐จ - ๐๐ซ๐ข๐ฏ๐ž-๐ข๐ง ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐š ! Tsy voatery midina amin'ny fiara intsony rehefa manjifa at...
01/04/2026

โœจ๐“๐จ๐ง๐ ๐š ๐ข๐ญ๐ฒ ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฌ๐š๐ง๐š๐จ - ๐๐ซ๐ข๐ฏ๐ž-๐ข๐ง ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐š !

Tsy voatery midina amin'ny fiara intsony rehefa manjifa ato amin'ny farmasia fa eo ambaravarana ihany ! ๐Ÿฅฐ

Ieny ! Lainga ihany izany fa mandray anareo foana ny farmasia na andro na alina ary misokatra 24h/24 ๐Ÿšจ

โ˜€๏ธ Arovy isanโ€™andro ny hoditrao !Misy " crรจme solaire " maro ato aminay ho anareo izay andeha lavitra ! miaro aminโ€™ny ta...
27/03/2026

โ˜€๏ธ Arovy isanโ€™andro ny hoditrao !
Misy " crรจme solaire " maro ato aminay ho anareo izay andeha lavitra ! miaro aminโ€™ny tasy sy ny masoandro ary miaro amin'ny fahanterana.
Tongava ato aminay hisafidy izay mety aminโ€™ny hoditrao.

Fihenam-bidy fa tsisy hoe.... ๐Ÿ˜‚Hatramin'ny -10% ny entana voafatina ato amin'ny farmasia ! ๐Ÿ˜Ieny latsaky ny 10% !!Ararao...
25/03/2026

Fihenam-bidy fa tsisy hoe.... ๐Ÿ˜‚
Hatramin'ny -10% ny entana voafatina ato amin'ny farmasia ! ๐Ÿ˜
Ieny latsaky ny 10% !!
Araraoty ary fa sao misy mahasoa anao ihany ๐Ÿ˜Š๐Ÿฅฐ

Mora reraka ve ny hoditrao ?Misy vokatra maro ato amin'ny farmasia ho anโ€™ny hoditra mora reraka ( peau sensible ) Vokatr...
23/03/2026

Mora reraka ve ny hoditrao ?
Misy vokatra maro ato amin'ny farmasia ho anโ€™ny hoditra mora reraka ( peau sensible ) Vokatra mampitony, miaro ary manamandina.

Tongava ao aminโ€™ny farmasia hijery ireo vokatra mety amin'ny hoditrao.

๐Ÿ’™๐Ÿ’› Journรฉe mondiale de la trisomie 21 ๐ŸงฆAujourdโ€™hui, nous mettons ร  lโ€™honneur la diffรฉrence, la tolรฉrance et lโ€™inclusion....
21/03/2026

๐Ÿ’™๐Ÿ’› Journรฉe mondiale de la trisomie 21 ๐Ÿงฆ

Aujourdโ€™hui, nous mettons ร  lโ€™honneur la diffรฉrence, la tolรฉrance et lโ€™inclusion.
Un petit geste symbolique, comme porter des chaussettes dรฉpareillรฉes, permet de rappeler que chaque personne est unique et prรฉcieuse ๐Ÿ’›

ร€ la pharmacie, nous restons engagรฉs pour une santรฉ accessible ร  tous, dans le respect et la bienveillance.

Miavaka ny marary tsirairay ato aminay ! Ary ao anaty tsiambaratelo no handraisana anareo !Tongava ato amin'ny farmasia ...
20/03/2026

Miavaka ny marary tsirairay ato aminay !
Ary ao anaty tsiambaratelo no handraisana anareo !
Tongava ato amin'ny farmasia Analavory raha toa ka mila fanafody na mila torohevitra ๐Ÿ˜Š
๐Ÿ“ Farmasia Analavory , misokatra 24h/24h , ny alatsinainy atramin'ny alahady

Arahabaina nahatratra ny taom-baovao Malagasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ โœจMandrosoa hasina daholo ๐Ÿฅฐ
19/03/2026

Arahabaina nahatratra ny taom-baovao Malagasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ โœจ
Mandrosoa hasina daholo ๐Ÿฅฐ

Ny fahasalamanao no laharam-pahamehanay ๐ŸฅฐNy farmasia Analavory, dia misokatra ho anao  mandritra ny 24h24 ny alatsinainy...
18/03/2026

Ny fahasalamanao no laharam-pahamehanay ๐Ÿฅฐ
Ny farmasia Analavory, dia misokatra ho anao mandritra ny 24h24 ny alatsinainy atramin'ny alahady !
Raha mila torohevitra na fanafody dia eo foana izahay !
๐Ÿ“ Farmasia Analavory

Address

Firavaha Analavory
Analavory
117ANTANANARIVO

Telephone

+261321210107

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie Analavory posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram