Santé Naturelle Mioty Soa

Santé Naturelle Mioty Soa Mitsabo ny aretina rehetra @ alalany zava-maniry et produits naturels Ary massage (otra)(Conseil et

🌔🪴REFLEXOTHERAPIE & MASSAGETHERAPIE🌖 ( a DOMICILE )AFAKA MANAO" DÉPLACEMENT" ▶Ho antsika manana ireto olana ireto :Rera-...
07/09/2022

🌔🪴REFLEXOTHERAPIE & MASSAGETHERAPIE🌖
( a DOMICILE )
AFAKA MANAO" DÉPLACEMENT"
▶Ho antsika manana ireto olana ireto :
Rera-dava .
✔Marary lamosina .
✔Manao" stress ".
✔Marary "nerf sciatique "
✔Marary tongotra .

➡AFAKA MANDRAY ANAO IZAHAY ,
➡TONGA DIA MIANTSO ANAO MANAO RENDEZ-VOUS 🔹
Tél:0343334498ou 0334529106

🔷ARETIN-DAMOSINA ou ANDILANA ou Valahana (nerfs sciatique)Maro tokoa ireo olona mijaly @ ity aretina ity izay manaitaina...
01/07/2022

🔷ARETIN-DAMOSINA ou ANDILANA ou Valahana (nerfs sciatique)
Maro tokoa ireo olona mijaly @ ity aretina ity izay manaitaina sy mapanorisory mintsy 😏😡 ary mety tsy hoafaka madeha mintsy aza manasa nao hamaky ity publication ity ary hizara izany any @ namanao raha mahasoa .

🛑FOMBA FIHESONY❤️:

✔️Maheno marary eo @ fotom-pe havia sy havanana rehefa mipetraka na mintsagana ela lotra na matory iny.
✔️Misy manaikitra toy misy tsilo Ary lany courant ao @ Lamosina havia na havanana ka mamaly any @ ratsam-bata na ambany havia na havanana .
✔️Ravao madeha tongotra ela 2 Dia misy marary ao @ fotom-pe havia na havanana Ary Mila tsy ho afa-mamindra.
✔️Marary fitombenana Ary mamaivay any anatiny any..

▶️IREO ATONY MAHATONGA AZY❤️:

✔️Faharariana ao @ vanitaolan-damosina ilay atao hoe "disque intervertébrale"
✔️Faha Simbana na tsy fahatombanan'ny taoladamosina hatr@ mbolakel.
✔️Fibotsinana avy @ gaz na fermentation, intoxications,na fahabetsahany Kakana na aretina hafa...
✔️Surpoids hatavezana bé lohatra.
✔️Faux mouvement ( mety ho voaketoka disque lombaires fakany nerf sciatique ka miteraka fanaitainana mafy aty @ Lamosina ka hatrany @ lohan-tongontra (irritation du nerf sciatique)
✔️vehivavy bevoka mavesatra lotra Zaza ao akibo ka manidry Lamosina ary mahatonga disque lombaires hanindry nerf sciatique.
,✔️ Fanaovana firaisana ara-nofo mihoapefy matetika lotra izay miteraka faharariny Lamosina.
✔️Tsy fahampiany calcium sy ireo minéraux samy hafa ilainy vatana.
✔️Fahavizanana sy fanaviana Ary tsy fahampiany hery mamelona taolana (diminution de la densité osseuse)

▶️ SOLUTION ❤️
➡️ Manaova fanazaratena ao anaty rano (Aquagym)
✔️Manao fanatanjahatena malefaka isan'andro izay Manampy fanalefahakozatra (régénération des nerfs).
➡️Ahenao ny lanja satria mitombo 22,6kg ny tsindry eo @ valahana sy lohalika raha mihoatra 4,5 kg lajanao (poids normal raha 1,60 de tokony tsy ihoatra 60kg MBA tsy hanimba sy hakarary vanitaolan-damosina.
✔️manao evoka @ romarin sy kinimpotsy matetika
✔️Lanjalajaina firaisana ara nofo izay miteraka aretina maro raha mihoapefy ( 2 fois par semaine)
✔️Manao fanatanjahatena malefaka isanadro Indrindra fa lomano.
✔️Ahenao vesatra zakaina tandremo tsara tsy manao faux mouvement.
✔️Raha nerf sciatique ilay manaitaina Dia manao : jus manta poireau 2+ cannelle 2 sotro kely+ sakamalao toy fanodro sy ovy roa antambatra ireo mixena anaty rano Ray litatra Dia atao rano fisotro
Na koa:
Maka :1/2kg d'oignons
:1/2kg d'ail
:2L d'eau
PRÉPARATION
Tetehina Ary vohasana ilay oignons sy ail Ary ➡️
Ampagotrahana miaraka izy roa pendant 15 minute @ afo malefaka Ary esorina avieo.
Misotroa 3 fois par jour maraina atoandro ariva 1 verra isaka misotro Ary mijanona rehefa sitrana

Azo atao tsara manao massage rehefa tratrany nerf sciatique tena malaky tokoa Ary efficace vetyvety☺️
❌❌ Tandremo nefa fa Mila olona mahay tsara alay massage ratsy zany vomay hitombo douleur 😔☺️
Izahay ato Santé Naturelle Mioty Soa Dia MANASITRANA aretina rehetra @ massage sy produits naturels koa midira mp raha Liana na miantso 0343334498 toerana misy anay ANTALAHA (tanambao) Ary SAMBAVA☺️
Asio j'aime page Ary zarao @ namana fa ohezahatsika zaraina gratuit ireo astuces MANASITRANA aretina rehetra ☺️
🖊️ Naturelle Mioty Soa.

Manasitrana aretim-po(💔)    Maro tokoa ireo olona mijaly @ aretim-po amin'ny Zao fotoana izao indro Ary misy fanafody na...
26/06/2022

Manasitrana aretim-po(💔)

Maro tokoa ireo olona mijaly @ aretim-po amin'ny Zao fotoana izao indro Ary misy fanafody natoraly tena madaitra tokoa zaraintsika:

✔️Ny fijanonan'ny fo no miteraka fiatoany fikorianan'ny lalan-drà,izay antsoina hoe arrêt cardio-circulatoire ka Mila famonjena haingana .

Raha misy manana aretim-po Dia Ireto no atao fa hiala Io mavesatra amin'ny fo nao Io.

🛑 Akondro masaka tsara sy rano

Maka Akondro iray masaka tsara sy rano Ray Vera ,Tetehina ilay Akondro Ary arotsaka ao anty rano Ray vera Ary saromana tsara avieo , avela hilona madritrany Alina Ary sotroina le marina vao mifoha tsy mbola misakafo iny.traitement 7 jours atao
misesy tsy Mila tapahana +aza adino no mivavaka mangataka fahasalamana amin'Andriamanitra.)

🛑Voatabia (tomates) masaka tsara+ Tantely kely

Maka tomates🍅 masaka tsara roa
Dia avieo mixena anaty robot miaraka @ rano kely + Tantely Ray sotro lehibe ( tsy asina siramamy) Dia avieo tatavanina tsara dia atao anaty vera madio tsara .
Traitement :2 semaine ary sotroina maraina vao mifoha Ary ny ariva alohany atory
Fanamarihana: isakany hisotro Dia manamboatra vaovao hatrany.

⬅️Samy traitement naturel manasitra fo na anjaranao misafidy ary mety hoany olona misy palpitations daholo ireo Ary zarao @ namanao fa mahasoa ny hafa dia aza adino manaraka page fa ezahatsika ho zaraina eto daholo ireo fanafody natoraly manasitrana ny aretina rehetra🙃😉🥰
Izahay ihany koa dia manao massage reflexiologie afaka Manampy anao manasitrana ny aretim-po ☺️ lieu Antalaha (AntanambSanté Naturelle Mioty Soaioty Soa

Address

Antalaha Antanambao
Antalaha

Telephone

+261343334498

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Santé Naturelle Mioty Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Santé Naturelle Mioty Soa:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram