Natural Biologic From madagascar

Natural Biologic From madagascar Huiles essentielles

Toamasina.Mivoaka fin du semaine.
08/01/2026

Toamasina.
Mivoaka fin du semaine.

🐒 VARIOLE DU SINGE na MPOX.Bonne année daholo alo eh.Miazakazaka be ny vaovao mikasika ity aretina ity.👉Ity misy vahaola...
01/01/2026

🐒 VARIOLE DU SINGE na MPOX.
Bonne année daholo alo eh.
Miazakazaka be ny vaovao mikasika ity aretina ity.

👉Ity misy vahaolana ho antsika 😊
Tsotra, mora ampiasaina, mahafeno ny fepetra aminy resaka bactéries sy virus.
Huile essentielle 8 be izao no mandrafitra azy.
Ampiasaina aminy tànana, vola, GAB, izay rehetra nandalovana fifampikasohona taminy olon-kafa.

Spray 100 ml
Prix : 11.000Ar
Contact : 0349491972
Livraison manerana ny nosy.

Ho antsika eto TOAMASINA.Atody en gros.PRIX MORAAAAAA.Contact : 0349491972
19/07/2025

Ho antsika eto TOAMASINA.
Atody en gros.
PRIX MORAAAAAA.
Contact : 0349491972

Ho anao mila tantely pur aza misalasala miantso na mandefa commande sur mp tompoko. NB : Vitsivitsy izy atoPrix 22.000Ar...
10/12/2024

Ho anao mila tantely pur aza misalasala miantso na mandefa commande sur mp tompoko.
NB : Vitsivitsy izy ato
Prix 22.000Ar
Contact : 0349491972

Formation pratique 2 jours ho antsika eto Majunga.👉 Savon solide efa tena tsara kalitao.👉 Savon liquide tena mandroatra ...
31/10/2024

Formation pratique 2 jours ho antsika eto Majunga.
👉 Savon solide efa tena tsara kalitao.
👉 Savon liquide tena mandroatra be.
👉 Peinture à l'eau
👉 Peinture à l'huile
👉 Enduit
👉 Savoka encaustique
Frais de formation mirary.

Mitady Alambic hofaina faritra Sud de Madagascar.
20/08/2024

Mitady Alambic hofaina faritra Sud de Madagascar.

Nosolonay huile essentielle ilay huile synthétique tao anatiny. Quantité 50ml.Parfum disponible : Ravintsara, Cotriodora...
07/08/2024

Nosolonay huile essentielle ilay huile synthétique tao anatiny.
Quantité 50ml.
Parfum disponible : Ravintsara, Cotriodora (oliva), Kininim-potsy.
Sady manitra ao an-trano, ny moka miala @ izao. Ny grippe sy koaka tsy mahita làlana hidirana mihintsy. 🥰🥰🥰
25.000Ar seulement

Finaritra ehhh.Raha manana ireto fiarovana sy fanafody ireto ianao dia azo antoka fa hanalavitra anao ny.GRIPPE, KOAHAKA...
10/06/2024

Finaritra ehhh.
Raha manana ireto fiarovana sy fanafody ireto ianao dia azo antoka fa hanalavitra anao ny.
GRIPPE, KOAHAKA, SERY, SEMPOTRA.

👉 4 AROMES dia fitambaran'ireo huile essentielle bio tena mahery (Mandravasarotra, Kininim-potsy, Ravintsara, Niouli).
Miaro sy manasitrana ireo tsy fahasalamana eo amin'ny taovam-pisefoana.
- 10ml : 10.000Ar
- 50ml : 30.000Ar

👉 SPRAY HYDROALCOOLIQUE dia mamono avy hatrany ireo viriosy manelingelina sy mpahazo ny taovam-pisefoana.
100ml : 10.000Ar
Aza misalasala fa betsaka ny efa nahita vokatra.

🚴 Livraison any amin'izay misy anao tompoko
☎️Contact : 0349491972

Ndao hianatra savons médicaux. Tsy ho ela.
03/05/2024

Ndao hianatra savons médicaux.
Tsy ho ela.

Address

AMBOHIMIRARY
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 05:00
Tuesday 08:30 - 05:00
Wednesday 08:30 - 05:00
Thursday 08:30 - 05:00
Friday 08:30 - 05:00

Telephone

+261349491972

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Natural Biologic From madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Natural Biologic From madagascar:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram