S 25 SOYA

S 25 SOYA S 25 SOYA
PRODUITS, TRANSPORT, LOCATION, SNACK, CLINIC, RESTO, OFFRE D' EMPLOI ...
Whatsapp 📞: 034 50 241 09 S 25 Soya, A help for us

‼️TOLOTR' ASA MAIKA HO AN' IZAY MAHAY MIVAROTRA‼️🙏Mba ataovy partage ho an' ireo tanora maro hafa mitady asa azafady tom...
09/02/2026

‼️TOLOTR' ASA MAIKA HO AN' IZAY MAHAY MIVAROTRA‼️
🙏Mba ataovy partage ho an' ireo tanora maro hafa mitady asa azafady tompoko raha tsy mifanandrify amin' ny talentanao ity tolotr' asa ity 😚
------------------------------------------------------------------
📌Hivarotra sy handresy lahatra no mission antsika aloha
📌Hitety tany maro eto Antananarivo sy manerana an' i Madagasikara
📌Mahazo indemnités tsara rehefa mission
📌Misy formation maimaim-poana sady iantohana fitaovana sy déplacement isan' andro
📌Efa misy coach mandray an-tanana anao hatrany mandritra ny asa
💪Mety ho lasa coach ihany koa ianao raha mahafeno fepetra😊
-------------------------------------------------------------------
✅Olona mahay miserasera sy mandresy lahatra ihany no tena mety
✅Olona mavitrika sy salama tsara ary afaka mandehandeha
✅Tsara raha olona tia mifandray amin' olona maro sady tia mitety Faritany hafa
------------------------------------------------------------------
♨️Produits tsara sy manara-penitra no ho aparitaka manerana ny Nosy
❤️Ekipa matihanina sy mavitrika no hiara-hiasa aminao
------------------------------------------------------------------
👍Raha heverinao fa ho vitanao izany asa izany ary dia tongava manao entretien aloha
🏦Ankadilalana Mahamasina ampitan' ny Plaque Chapelle Militaire
📁Mitondrà CV sy demande d' emploi
🗓️Alatsinainy hatramin' ny Alakamisy amin' ny 9ora maraina ihany
☎️Miantsoa ny034 50 241 09 rehefa tonga eny raha tsy mahita toerana
❌Voafetra ny toerana fa izay tonga aloha ihany no hahazo tombony

😊MISY HO AN NY OLONA REHETRA NY PRODUITS S 25 SOYA‼️+++++++++++++++++++++++++++++++📌Misy mahazo cadeau, misy maka en gro...
09/02/2026

😊MISY HO AN NY OLONA REHETRA NY PRODUITS S 25 SOYA‼️
+++++++++++++++++++++++++++++++
📌Misy mahazo cadeau, misy maka en gros, misy mandray anjara, misy manontany fotsiny, ireo équipe commercial ihany koa tena motivée tsara mitondra ny vokatra eny anivontsika eny e ‼️
-----------------------------------------------------------------

😊FA MANINONA ARY IZY 2 KELY TSY MISARAKA @ CROK' SOYA E⁉️📌Crok soya dia tsakotsako matsiro vita avy amin' ny farine de s...
08/02/2026

😊FA MANINONA ARY IZY 2 KELY TSY MISARAKA @ CROK' SOYA E⁉️
📌Crok soya dia tsakotsako matsiro vita avy amin' ny farine de soja eto Madagasikara
📌A base de beurre no nanaovana ny pate-ny, tena misy atody sy singa maro
📌Bé otrikaina sady tsara tsiro
👍Tsy aleo ve goûter mahasoa be otrikaina sy matsiro no omena ny ankizy e⁉️
👇Alatsako ao ny sary reelle.
🙏MP na 0345024109 dia anateranay naiza naiza (any an-dafy io sary io zao fa tonganay foana ❤️😘)

COOKIES 🍪 A BASE DE FARINE DE SOJA (Vita Malagasy 100%)Tsara tsiro, bé otrikaina, protéines, calories, calcium🍪Produits ...
06/02/2026

COOKIES 🍪 A BASE DE FARINE DE SOJA (Vita Malagasy 100%)
Tsara tsiro, bé otrikaina, protéines, calories, calcium
🍪Produits manaraka fenitra Cookies amerikana
😚Faly ery ny mpianakavy ❤️

☺️ CADEAU CADEAU AM' ZAY: MAHAZOA CROK ' SOYA (1) ‼️‼️TOLOTRA ZOMA 6 FEVRIER 2026 IHANY IO ‼️---------------------------...
05/02/2026

☺️ CADEAU CADEAU AM' ZAY: MAHAZOA CROK ' SOYA (1) ‼️
‼️TOLOTRA ZOMA 6 FEVRIER 2026 IHANY IO ‼️
---------------------------------------------------------
♨️Hanome cadeau izahay, mividy produits +25 000Ar ianao dia mahazo Soya Crok anankiray (au beurre na pimenté)
💯Livraison gratuite io, commercial sariaka be no alefanay any, tolotra manan-kery ny Zoma 6 febroary ihany aloha
----------------------------------------------------------
✅MP na miantso ny 034 50 241 09
----------------------------------------------------------

🎁CLIENT SARIAKA SADY MPANOHANA📌😊Faly ery ny commercial rehefa sendra  ny client sady sariaka no cool no mahafinaritra, s...
05/02/2026

🎁CLIENT SARIAKA SADY MPANOHANA📌
😊Faly ery ny commercial rehefa sendra ny client sady sariaka no cool no mahafinaritra, sady mpanohana ny Vita Malagasy ❤️
😊Mankasitraka anareo tompoko 🙏🙏🙏
Minou Ritah Rakotoarisoa

‼️ANOSY MAHAMASINA ANALAKELY ANTANINARENINA ny animation de vente androany‼️📌Animation de vente goavana androany. Efa su...
05/02/2026

‼️ANOSY MAHAMASINA ANALAKELY ANTANINARENINA ny animation de vente androany‼️
📌Animation de vente goavana androany. Efa sur terrain eny ny commerciaux S25SOYA😊
🎁Misy surprise kely foana an ‼️

05/02/2026
‼️URGENT ‼️ANIMATION DE VENTEANOSY ANOSIBE ANOSIZATO... 📌💯Lasa eny daholo ekipa manao animation de vente sur terrain iza...
04/02/2026

‼️URGENT ‼️ANIMATION DE VENTE
ANOSY ANOSIBE ANOSIZATO... 📌
💯Lasa eny daholo ekipa manao animation de vente sur terrain izao e✋ Produits alefako anaty comment ao 👇
🎁Raha manao commande izao ianao dia gratuite ny livraison raha manodidina an ireo no misy anao sady mahazo cadeau kely surprise 😊❤️

‼️ MITADY "COMMERCIAUX SUR TERRAIN" 60 isa eto Tana ‼️💪OLONA VONONA HIVAROTRA SY HANDRESY LAHATRA❗️---------------------...
04/02/2026

‼️ MITADY "COMMERCIAUX SUR TERRAIN" 60 isa eto Tana ‼️
💪OLONA VONONA HIVAROTRA SY HANDRESY LAHATRA❗️
--------------------------------------------------------------
✅Hitety toerana maro manerana an' i Madagasikara isika
✅Hivarotra vokatra manara-penitra amin' ny mpanjifa avy hatrany
✅Hiaraka amin' ny ekipa tanora mavitrika sy matihanina
✅Misy formation sy coaching maimaim-poana
---------------------------------------------------------------
🏢Ankadilalana Mahamasina ampitan' ny Plaque Chapelle Militaire Ankadilalana, Gendarme Ankadilalana dia miakatra kely
📆Alatsinay hatramin' ny Alakamisy amin' ny 9ora maraina ihany
📁CV sy demande d' emploi no entina
📌Miantsoa ny 034 50 241 09 rehefa tonga eny
🙏Afaka mitondra namana maro dia mba zarao amin' ny hafa ilay tolotra mba hanampy azy ireo ity asa ity
----------------------------------------------------------------
NB: ❌TANDREMO NY MPISANDOKA FA TSY MANDOA VOLA MIDITRA MIASA ATO AMINAY ❌
----------------------------------------------------------------
̀domicile

🍪Cookies🍪 vita Malagasy manaraka fenitra amerikana. Produit unique eto Mada ity‼️ 🌿A base de farine de soja, tsara tsiro...
03/02/2026

🍪Cookies🍪 vita Malagasy manaraka fenitra amerikana. Produit unique eto Mada ity‼️
🌿A base de farine de soja, tsara tsiro nefa bé otrikaina, calories, calcium, protéines...
😊Aleo mba sakafo manara-penitra amin' izao no hohanina e. 🙏
‼️Ohatran ny ahoana ny tsirony ⁉️
😚Manandrana ihany vao heno😚

🙋‍♂️ANIMATION DE VENTE-TSIKA ANDROANY❤️ 🔰AMBOHIMANARINA-ANDRANOMENA💯Vita Malagasy fa ankafizin ny vazaha. vokatra manara...
03/02/2026

🙋‍♂️ANIMATION DE VENTE-TSIKA ANDROANY❤️
🔰AMBOHIMANARINA-ANDRANOMENA
💯Vita Malagasy fa ankafizin ny vazaha. vokatra manara-penitra
✅Alatsaho anaty commentaire ny toerana misy anao, halefanay ao koa ny produits diponibles rehetra
✅Izay manao commande androany anatin' io axe io izao dia gratuite ny livraison
🙏MP na 034 50 241 09 fa omenay fahafaham-po e
---------------------------------------------------------
̀domicile

Address

Ankadilalana Mahamasina En Face Chapelle Militaire
Antananarivo
101

Telephone

+261345024109

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S 25 SOYA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to S 25 SOYA:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram