Mr Soavelo Mpitsabo voyant tokana

Mr Soavelo Mpitsabo voyant tokana 🇲🇬🇲🇬
AFAKA MAMAHA OLANA ARAMPITIAVANA
ASA MIKORONTANA, VAROTRA TSY MANDEHA,MANALA MOSAVY,0346622543/0323994194 .MANDRAY MIVANTANA SY A DISTANCE .

Whatsapp 0346622543

Aradalàna sy azo antoka . NIF/STAT : 6011676951

Hisaorana Zanahary fa tongasoa eto Antananarivo indray ny tenako 🙏🙏Tsy mipody afara 🥰🙏 .
25/08/2025

Hisaorana Zanahary fa tongasoa eto Antananarivo indray ny tenako 🙏🙏
Tsy mipody afara 🥰🙏 .

Sakamalaho sy havozo io e. Samy manana ny hanitra hoazy🙏🙏🗝️🇲🇬Samia manaja ny fombany Mandrosoa hasina aby. 🙏🙏✡️✡️☪️☪️  ....
04/07/2025

Sakamalaho sy havozo io e. Samy manana ny hanitra hoazy🙏🙏🗝️🇲🇬

Samia manaja ny fombany

Mandrosoa hasina aby. 🙏🙏✡️✡️☪️☪️ .

Afaka mandray a distance ho anireo zay tsy afaka manantona mivantana
Mandray mivantana ihany koa .

Contacte. 0346622543 /0323994194

Miarahaba ,  Aza adino ny maka rendez vous mialoha ho anareo zay hanantona mivantana . Ka mila fikarakarana olana arampi...
14/05/2025

Miarahaba , Aza adino ny maka rendez vous mialoha ho anareo zay hanantona mivantana .
Ka mila fikarakarana olana arampitiavana , asa , varotra , aretina sns....

Mbola misy foana ihany koa ny ranomanitra misintona arabola 💢



Contacte. Whatsapp 0346622543 / 0323994194

NY FANDROROTA NA FISINTONA DIA NATAO MBA AMPANDEHA NY VAROTRA . INDRINDRA MBA AMPIROBOROBO NY ASA FITEDAVANA . MANALA IR...
25/03/2025

NY FANDROROTA NA FISINTONA DIA NATAO MBA AMPANDEHA NY VAROTRA .
INDRINDRA MBA AMPIROBOROBO NY ASA FITEDAVANA . MANALA IREO SOPATRA SY BLOCAGE ARABOLA REHETRA ✳️🔱



Contacte : 0346622543 / 0323994194 . Mandray mivantana sy a distance

Fotoana zao!Fanala ny sakana ratsy rehetra amin'ny fiainana .Fanamafisana ny fiaro ary fanala ny aretina ratsy rehetra.
17/03/2025

Fotoana zao!
Fanala ny sakana ratsy rehetra amin'ny fiainana .
Fanamafisana ny fiaro ary fanala ny aretina ratsy rehetra.

💥🙏🔱
08/03/2025

💥🙏🔱

Vakio atramin'ny farany . Asa masina amiko ny fanasitranana olona sy ny fanapiana olona iray amin'ny olana izay mety mahazo azy. Betsaka ny miteny hoe ratsy ny fomba gasy , satry vo teraka izy dia efa nalentika tao antsainy hoe ratsy io dia lasa zay foana . Fa androany aho ampafantatra anao ny tena marina

Ho valiko eto zay androany!

>Ratsy ve dia avita anasitrana olo marary mafy izay aretiny efa tsy hita panafany ireny ?

>Ratsy ve dia Anambatra tokatrano n'olona nisy nandrava sy nisy nisopatra ?

>Ratsy ve dia afaka manampy olona amin'ny asany sy ny fitedavany sns... ?

Fa iza amilay milaza ho masina sy mendrika no mavita izany ? Fantaro fa matoa zay ny olona iray mamonjy mpitsabo gasy dia efa tsy zakany zany ny olana mahazo azy , fa raha vitany vavaka iny efa tsy namonjy mpitsabo gasy izy . tsara ny mivavaka ary tsy laviko zany fa ny vavaka tsy arahana asa tompoko dia zavapoana . Ary misy amin'ny ireo mpitondra fivavahana ireo dia efa mahatsapa anizany mihintsy fa tsy hiteny anaran'olona aho fa namako akaiky izy .

Tsy midika akory izany hoe tsara daholy rehefa fomba gasy fa Anjaranao no mamakafaka ny mpitsabo andehananao . Safidy ny fiainana. Satry misy koa ny te andoto ilay fomba malagasy dia atao daholo ny fomba rehetra hanimbana azy kanefa io tsy ho simba izany satry Malagasy enao vo kristianina fa tsy Krisitianina enao vo malagasy . Ary ny Razanao naitanao masoandro . izay ilay hoe Tanindrazana sns , fa amin'ny manaraka iny hidirako lalindalina kokoa ,

Otrany fiangonana ihany io Tsy izay Fiangonana rehetra akory dia mety sy mendrika avokoa fa misy koa ny mivaralila sy manao zavatra tsy mety mihintsy .fa misy kosa nefa ny tena mande amin'ny fahamarinana. Tsy izay milanja baiboly akory dia midika fa manao ny marina sy mendrika avokoa fa mbola misy fanavahana ao . Miankina amin'ny toetsaina sy ny fahazarana io .

Amaranako azy dia ny Zavatra rehetra dia afaka manasoa sy manatsara rehefa zay ny hitondranao azy . fa tsy midika hoe ratsy i Rakoto dia ho ratsy koa zany i Rabea . Mila mizatra manao ny tsara isika , Ny olona mendrika amiko dia ny manana fo madio ary lavitry ny fiatsarambelatsia sy ny faminganana namana.
Mandrosoa hasina aby 🙏

19/02/2025

TANDREMO IHANY ZAY HO ATAO HO NAMANA FA MISY IZY IRENY IHANY NO MANIMBA ANAO HOENTINY FIALONANA SY NY FAHAZARANDRATSY . 🔱🔱

Mr SOAVELO mpitsabo nentimpaharazana dia afaka mitsabo :⚛️Tokatrano mikorontana , misedra olana arampitiavana matetika ⚛...
31/01/2025

Mr SOAVELO mpitsabo nentimpaharazana dia afaka mitsabo :

⚛️Tokatrano mikorontana , misedra olana arampitiavana matetika
⚛️Varotra tsy mande na asa mikorontana
⚛️Mitsabo aretina rehetra vokatriny mosavy na sarotra mahazo zaza
⚛️Mikarakara vintana mikorontana sy afaka manome fiaro sy fandroitambola

Afaka manao fitsaboana a DISTANCE ho anireo tsy afaka manantona ary afaka mandray mivantana

🔴Aza adino ny miantso mialoha ho an'ireo hanantona mivantana
CONTACTE: 0346622543 / 0323994194 . Whatsapp +261346622543 (ANTANANARIVO)
NIF / STAT . N°60116769510

🚫  Vero notaingenam-pody , tsy folaka fa nilefitra -Olo koa fa hitanao tsy mamaly anao aza manao vava mahery -Olo koa fa...
20/01/2025

🚫 Vero notaingenam-pody , tsy folaka fa nilefitra

-Olo koa fa hitanao tsy mamaly anao aza manao vava mahery
-Olo koa fa nanaiky nitarainanao tamin'ny problem anao jiaby apres anao naita soa tsy nanaja izy
-Olo fa tsy mamaly anao nefa anao manompa azy
-Tsy tsara ny mifamaly ratsy ary an'Andriamanitra sy ny razana no mitsara fa kosa misy ny tsiny ary tena misy!
-Narary enao najainao ny fady nasoavinao ny aody . Sitrana enao narianao amin'ny toerana maloto ny aody , nohaninao ny fady rehetra fa vita ny nilaina azy . Tandremo fa misy ny tsiny hoy aho 🛑

‼️Tandremo ry havako fa tany ity boribory e. Ny olombelo mety mahay mandefitra fa ny Zanahary kabaro hafa zay‼️

Aza mitsipa_doha laka nitana
Aza manao toy ny reniranon'ikopa ka tonga namana vo mavomavo .

Teny tsisy tompony io fa izay mandray azy no voany .

Mandrosoa hasina tompoko .

Contacte tsy miova raha mila fikarakarana 0346622543 /0323994194

Mila zavatra mahomby sy azo antoka ve ianao ? Mr Soavelo mpitsabo nentimpaharazana malagasy dia manolotra vokatra vaovao...
28/12/2024

Mila zavatra mahomby sy azo antoka ve ianao ?

Mr Soavelo mpitsabo nentimpaharazana malagasy dia manolotra vokatra vaovao sy tena tsara toy ny mahazatra, ny tsara hatrany no atolotra e

Ranomanitra ❇️ANDRIAMBOLA MAHAVORY❇️

✅Manintona chance tsara ara-bola
✅mampisokatra lalambola maro
✅manampy mba havory vola sns...
✅tsara sy aingampiasa
✅manitra malefaka maha te ho tia
✅mety aminao mananana olana ara-bola lava.

Azo antoka tsara NIF/STAT : 6011676951. Afaka alainao mivantana na afaka manao livraison sy mandefa amin'ny faritra rehetra.

Ho an'ireo mila fikarakarana sy consultation a distance dia afaka mandefa mp na miantso , afaka mandray mivantana ihany koa Mr Soavelo .
Contacte :0346622543 / 0323994194

Miezaka manome ny tsara anareo avao ny tena tanjoko  . Tsy mora ny manala blocage fa azo atao tsara izany rehefa manana ...
19/12/2024

Miezaka manome ny tsara anareo avao ny tena tanjoko .
Tsy mora ny manala blocage fa azo atao tsara izany rehefa manana finoana enao .
Ny aoly ko amintsika eto misy .
Mila mahatoky ilay olo mitsabo ihany koa ianao ary mahay miresaka amin'ny dia vo maika manatsara ny vokatra tedavinao zay .


🙏🙏 💥

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mr Soavelo Mpitsabo voyant tokana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram