Khyronni de Mada

Khyronni de Mada Después del estudio filosófico, uno se vuelve salvaje o se convierte en un salvador - KHYRONNI ✍️ Artiste

Sakafon'ny trondro ny vitsika rhf tondraka ny rano, ary sakafon'ny vitsika ny trondro rhf ritra ny rano ❤️❤️La vie tourn...
29/09/2025

Sakafon'ny trondro ny vitsika rhf tondraka ny rano, ary sakafon'ny vitsika ny trondro rhf ritra ny rano ❤️❤️
La vie tourne au sens d'un aiguille!

Tanindrazako, tanindrazanao fa mety tsy ho tanindrazany!Tsy misy fiovana azo antenaina hono raha tsy aorian'ny fahapoteh...
28/09/2025

Tanindrazako, tanindrazanao fa mety tsy ho tanindrazany!
Tsy misy fiovana azo antenaina hono raha tsy aorian'ny fahapotehana. Mety ho ratsy ny vokany fa iny vokatra ratsy iny mihitsy no antsoina hoe fiovana. Aza mandany andro manaiky fiovana tsy nisy fanimbana. Aza manaiky mino fanatsarana tsy nialohavana fanafoanana. Endrika fanova-maso ihany ireny.
Raha te hanova, sahia mandrava, sahia mamafa satria ny olom-belona dia miaina eo anivon'ny ampaham-potoana 4. Manaiky ny fahadisoany izy an'io saingy tsy maintsy hamerina izany izy rhf tonga eo amin'io ftoana io indray. Ny fiaretana ela dia mbola ratsy noho ny filavona lefona. Fohazy ny ambom-po hijery vahaolana hafa satria na inona na inona raisina ao anaty fitiavana dia zaka fona ny vokany.
Aina iray, ezaka iray, ratra iraisana❤️‍🩹💪🏾✊🏾

25/09/2025

Ray ô! Nataonao io haizina io mba hitsapana ny herin'ny masonay mijery fa tsy sanatria hamingana ny tongotray 🙏🏾🥺

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Khyronni de Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Khyronni de Mada:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category