Rasazy harisoa

Rasazy harisoa Consultation, soin, traitement pour les couples qui souhaitent avoir des enfants.

Ny zanaka tokoa no voalohan-karena.👨‍👩‍👦👨‍👩‍👧Fifaliana ho anay hatrany ny mahita fa nahazo zaza soamantsara ireo mpivady...
27/10/2022

Ny zanaka tokoa no voalohan-karena.👨‍👩‍👦👨‍👩‍👧

Fifaliana ho anay hatrany ny mahita fa nahazo zaza soamantsara ireo mpivady nitsabo tena tato aminay.

📲Ho anao maniry na manana olana amin'ny fahazoana zaza, dia manasa anao hiditra amin'ny Mp na hiantso mivantana : 034 37 540 98

Lazaina fa tsy mitoe-jaza ny vehivavy iray raha toa ka tsy bevohoka ao aorian'ny 12 hatramin'ny 24 volana nisian'ny fira...
25/10/2022

Lazaina fa tsy mitoe-jaza ny vehivavy iray raha toa ka tsy bevohoka ao aorian'ny 12 hatramin'ny 24 volana nisian'ny firaisana ara-nofo matetika sy tsy voaaro.

📌Tsara ny manamarika fa tsy voatery avy amin'ny vehivavy ihany no sakana mety tsy ahazoana zaza, fa mety ho olana avy amin'ny lehilahy noho ny tsy fahafenoan'ny tsirinaina sy ny tanjany.

📲Izahay ato amin'ny Rasazy Tana dia mitsabo ny mpivady maniry ny ahazo zaza.
Manasa anao andefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.

Maro ireo mpivady no maniry mba hanataranaka saingy noho ny antony maro samihafa dia tsy mety mahazo. Toy ny  zaza tsy m...
23/10/2022

Maro ireo mpivady no maniry mba hanataranaka saingy noho ny antony maro samihafa dia tsy mety mahazo. Toy ny zaza tsy mipetraka, olana eo amin'ny "ovaire" na ko mety olana eo amin'ny lahy🤰

Azo tsaboina tsara nefa izany, ary misy vahaolana afahana manampy ireo mpivady.

Izahay ato amin'ny Rasazy tana dia manampy sy mitsabo ireo mpivady maniry mba hahazo taranaka.

📲 Efa maro ireo nanaraka fitsaboina tato aminay ka nahazo zaza soamantsara. Koa manasa anao hiantso na handefa hatra miafina

Address

Analamahitsy
Antananarivo
101

Telephone

+261343754098

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasazy harisoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram