FARMA SANTÉ VIE Humaine

FARMA SANTÉ VIE Humaine Ny fahasalama no voalohan-karena���

  🚭🌮🍔▶️Ahenao na fadio ny :-fisotroana toaka be loatra.-ny fifohana sigara. -ny paraky. -ny zava-pisotro misy gazy. -ny ...
26/10/2021

🚭🌮🍔
▶️Ahenao na fadio ny :

-fisotroana toaka be loatra.
-ny fifohana sigara.
-ny paraky.
-ny zava-pisotro misy gazy.
-ny fisotroana kafe
-ny fihinanana ronono voahodina.
-ny fihinana ny sakafo kihendihendy.
-ny hena matavy
-ny charcuterie sy ny mayonnaise.
-Ny fihinana siramamy fotsy
-Aza manao dokotera tena. (Ny fihinana fanafody fahatany tsy hay fatra dia manimba ny aty)

-Lanjalanjao ny fihinana sakafo mba hisorohana ny lanja diso tafahoatra.
-manaova fanetseham-batana tsy tapaka.

Mazotoa mihinana sakafo be fibre toy ny :
Haricot vert, soja, lentille, petit pois,brocolis, sy ireo voankazo sy legioma isankarazany.

-mba hisorohana ny hépatite viral :
-sasao ny tànana rehefa avy any amin'ny wc
-ampangotrahy ny rano vao sotroina.
-aza manao firaisana ara nofo tsy voaharo.
-aza mampiasa fitaovana maranitra efa avy nampiasain'olona toy ny hety, lam sns...
-manaova fizaham-pahasalamana matetika.

▶️Ho an'ny ray aman-dreny, tandremo ny goûter homena ny zaza, mba sakafo hita fa tsy be akora simika ny omena ny zaza.

▶️Tandremo ary fa ny aty tsy salama dia mety hisy fiatraikany amin'ny maso, ny atidoha, ny taovam-pananahana, ny hozatra, ny vanin-taolana...

▶️Ny fisotroana ranom-boasarimakirana tapohana amin'ny rano matimaty isa-maraina dia manadio ny aty, tsy mety atao mihoatra ny 14 andro anefa izany fa mandreraka ny aty indray.

▶️Rehefa salama tsara ny aty dia afaka mandevona ireo menaka ratsy izay mety hanentsina ny làlandra, sy ireo poizina sy akora simika avy amin'ny sakafo, ary ireo otrikaretina isankarazany.

➡️Ny toeram-pitsaboana natoraly FARMA dia mitsabo ny aretina rehetra amin'ny alàlan'ny fanafody vita amin'ny zava-maniry sy ny otra réflexothérapie-kinésithérapie.

E-mail : santefarma777@gmail.com
tel 0341240080
Siège : 67 Ha nord Oeust

  sy ny   🌿Ireo fambara raha efa mivoatra ny aretina :-Manaintaina ny eo amin'ny hila-kibo havanana,miziriziry otran'ny ...
24/10/2021

sy ny 🌿

Ireo fambara raha efa mivoatra ny aretina :
-Manaintaina ny eo amin'ny hila-kibo havanana,miziriziry otran'ny misy rivotra fona ny kibo.
-Maloiloy sy mandoha
-voan'ny crampe matetika.
-mangidihidy ny vatana, mety hivoaka vay sy tsiranoka.
-Malainkomana.
-Mihena ny lanja.
-lasa mora reraka.
-mangotsoka ny vanin-taolana sy ny hozatra.
-mavo ny maso sy ny oditra.
-Maro ireo karazana aretin'aty fa ireto voalaza manaraka ireto dia anisan'ny aretin'aty izay tsaboina ato FARMA :

📣 Stéatose hépatique :izy io dia aretin'aty vokatry ny tavy izay miangona ao aminy.
-Ny antony mahatonga azy dia ny :
➡️Ny fihinana sakafo matavy sy be menaka.
➡️Ny hatavizana be loatra
➡️Ny Fisotroana toaka be loatra
➡️Ny fihinanana fanafody diso fatra (fanaovana dokotera tena)
➡️Ny fihinana sakafo be akora simika sns...
📣Hépatite virale : Aretin'aty avy amin'ny virus izay mifindra @ alàlan'ny firaisana aranofo tsy sy ny rà.
- avy amin'ny tsy fanasana tànana, indrindra rehefa avy any amin'ny gabone,ka mety hifindra amin'ny sakafo na ny rano sotroina.
-mifindra ihany koa amin'ny alàlan'ny nono (ho an'ny zazakely).
📣Cirrhose :Ny 75 % mahatonga ny cirrhose dia avy amin'ny Fisotroana toaka be loatra.
-ankoatr' izay ny hépatite sy ny tavy miangona amin'ny aty tsy voatsabo hatry ny ela.
📣Hépatomégalie (fitomboan'ny haben'ny aty).
-Izy io dia mety ho marika famantarana ny aretina maro, manomboka amin'ny hépatite ka hatramin'ny cirrhose ary koa ny homamiadana sasany.
▶️Raha toa ary ka manana ireo aretina voalaza ireo ianao dia aza misalasala manantona ny toeram-pitsaboana FARMA, fa efa misy ny vokatra natoraly hitsaboana izany ato aminay.
▶️Ho arahinao tsy ho ela eto amin'ny pejy ireo torohevitra hisorohana ny aretina sy ny fikolokoloana ny aty.
▶️Ny toeram-pitsaboana FARMA dia mitsabo ny aretina rehetra @ alàlan'ny fanafody natoraly vita@zava-maniry sy ny otra réflexothérapie-kinésithérapie.
E-mail :Santefarma777@gmail.com
Tel 0341240080

  👩‍🦳👩‍🦳👩‍🦳Izay manana olana ara-pahasalamana toy ireto manaraka ireto :✏️Kyste ovarien✏️Fybrome✏️Cycle mikorontana✏️Règ...
21/10/2021

👩‍🦳👩‍🦳👩‍🦳

Izay manana olana ara-pahasalamana toy ireto manaraka ireto :
✏️Kyste ovarien
✏️Fybrome
✏️Cycle mikorontana
✏️Règle douleureuse
✏️Trompe bouchée
✏️Maloto tranon-jaza
✏️Tsy mety mahazo zaza (mitady zaza)
✏️Misy perte mamofona, mangidihidy

🧔🧔🧔

Manana olana ara-pahasalamana toy ireto :
✏️Aretin'ny prostate (hypertrophie, prostatite)
✏️Malemy filahiana
✏️Tonga aloha loatra
✏️Malemy amperinasa
✏️Aretina azo avy @ firaisana
✏️Marary valahana lava

Izahay ato @ toeram-pitsaboana FARMA dia mitsabo ireo aretina voalaza ireo @ alàlan'ny:

✏️Fanafody natoraly vita@zava-maniry 100% sy ny otra réflexothérapie🌿☘️

✏️Raha liana ary ianao dia aza misalasala manantona ny toeram-pitsaboana FARMA 67ha Nord, manao ny consultation.
✏️Afaka mandefa hafatra any amin'ny adiresy mailaka ihany koa na ato amin'ny pejy.

✏️Manao massage relaxant ihany koa izahay.

Tel 0341240080
E-mail:Santefarma777@gmail.com
Siège : 67 Ha nord.

31/08/2021
  (morinda citrifolia)♦️Ireo vokatsoa ara-pahasalamana ho entin'ny NONI 🌿🌿🌿-Miaro sy misoroka ny fiakaran'ny tosidrà noh...
13/07/2021

(morinda citrifolia)
♦️Ireo vokatsoa ara-pahasalamana ho entin'ny NONI 🌿🌿🌿

-Miaro sy misoroka ny fiakaran'ny tosidrà noho izy manankarena
-Manasitrana aretin'ny vanin-taolana toy ny goutte,arthrite, rhumatismes.
-Mamono ireo sela ratsy izay miteraka fiforonan'ny cancer.
-Hitsaboana ny diabeta.
-Manasitrana ny aretin-doha lava.

🩸Ho an'ny vehivavy:
-Mandamina ny cycle mikorontana.
-Manadio ny tranonjaza
-Manafana ny tranonjaza( ho an'ireo mitady zaza).

-Mamono ny mikraoba tafiditra amin'ny vatana toy ny hélicobacter pylorie izay mahatonga ny aretim-bavony , ny salmonella typhi tafiditra ao @ tsinay izay mahatonga ny

-Miaro ny vatana amin'ny valan'aretina izay ho entin'ny virus noho izy mampitombo ny hery fiarovana ary manankarena otrikaina maro toy ny vitamine C izay avo telo heny nohon'ny voasary, vitamine A, B, IRON, SELENIUM, CALCIUM, POTASSIUM.
-Nohon'ny fahabetsahan'ny anti-oxydant ao anatiny dia maha ela velona sy mahatanora làlandava izy, ary mety ho an'ny olona marefo.

♦️FANAMARIHANA
-Mila fitandremana sy fahaizana ny mampiasa azy fa mety hitera-doza ho an'ny olona mitondra vohoka sy ny zazakely.
-Makà toro-hevitrin'ny mpitsabo fona alohan'ny ampiasa azy.

♦️Ny toeram-pitsaboana FARMA dia mitsabo ny aretina rehetra 'ny fanafody natoraly vita@zava-maniry sy ny otra réflexothérapie-kinésithérapie.

Tel 0341240080
Santefarma777@gmail.com
Lieu 67 Ha nord.

  💥💥🔴Ho antsika lehilahy izay manana olana:- Filahiana malemy- Vetivety dia tonga- Maty ho azy eo ampanaovana🔴Inty ny va...
01/07/2021

💥💥

🔴Ho antsika lehilahy izay manana olana:
- Filahiana malemy
- Vetivety dia tonga
- Maty ho azy eo ampanaovana

🔴Inty ny vahaolana ho anao
-PACK AD'CLE, natoraly vita @ zava-maniry 100%
- mampatanjaka
- mampienjana
- mampiridiridy

🔴Ireo antony mahatonga ny filahiana malemy:
-Diabeta tsy voatsabo tsara
-tosidrà avo
-tavy manentsina ny làlandra
-Ny aretin'ny voa
-Ny aretin'ny prostate
-Ny aretin-damosina
-Ny rarin-tsaina

Ny cabinet médecine traditionnelle FARMA dia mitsabo ny aretina rehetra @ alalan'ny fanafody natoraly vita -maniry sy ny otra réflexo-thérapie-kinésithérapie.

-prix 30 000ar
-Livraison possible
-santefarma777@gmail.com
-tel 0341240080
-Lieu : 67 Ha nord akaikin'ny APIPA na EGM.

  /   🩺🩺🩺🩸Fantaro fa afaka tsaboina tsara @ alàlan'ny fanafody natoraly vita amin'ny zava-maniry ny   🌿🌿🌿🩸Ireto misy fam...
30/06/2021

/ 🩺🩺🩺

🩸Fantaro fa afaka tsaboina tsara @ alàlan'ny fanafody natoraly vita amin'ny zava-maniry ny 🌿🌿🌿

🩸Ireto misy fambara vitsy ahafantarana fa miakatra ny tosidrà:
-marary sy mavesatra ny hatoka
-fanina
-manjavona ny maso
-maneno ny sofina
-midobodoboka mafy ny fo
-Volivoly ny tànana na ny tongotra
-mandeha rà ny orona
-Marary lava ny loha
-mora reraka
-mora sempotra
-mora tezitra, kizitina
-mikorontana ny torimaso.

🩸Tandremo fa ny tosidrà avo tsy voatsabo tsara dia mahatonga
-Ny fahatapahan-dàlan-drà ao @ atidoha (AVC)
- Ny aretin'ny fo sy ny làlandra
- Ny aretin'ny voa (insuffisance rénal)
- Filahiana malemy.

🩸Ny toeram-pitsaboana FARMA dia mitsabo ny tosidrà avo sy ny aretina mpahazo ny olombelona rehetra @ alàlan'ny fanafody natoraly vita @ zava-maniry sy ny otra réflexo-thérapie-kinésithérapie.

-santefarma777@gmail.com
-tel 0341240080
-toerana: 67 Ha nord akaikin'ny APIPA na EGM.

   ♦️Mitondra vokatsoa maro eo @ Fahasalamana ny otra réflexo-thérapie indrindra ny famerenana amin'ny laoniny ireo fias...
06/06/2021


♦️Mitondra vokatsoa maro eo @ Fahasalamana ny otra réflexo-thérapie indrindra ny famerenana amin'ny laoniny ireo fiasanan'ny taova rehetra izay tsy tomombana ka miteraka aretina maro amin'ny vatana.

♦️Maro ny aretina sitrana @ alalan'ny otra réflexo-thérapie toy ny:
-Diabeta (diabète type 2,diabète type 1)
-Tosi-drà avo (hypértension artérielle)
-Ny aretin'ny loha(maux de tête, sinusite ,Rhinite, dentalgie, paralysie faciale, insomnie, migraine, trouble de mémoire sns)

-AVC (Fahatapahan'ny làlan-drà @ ati-doha)
-Ny aretim-bavony sy ny kibo (Gastroptose,Gastralgie, maux de ventre,constipation, calcul biliaire, sns...)
-Ny aretin'aty (Stéatose, cirrhose hépatique, hépatite virales sns...)

-Aretin'ny fo (cardiopathie coronarienne, palpitation sns ...)
-Ny aretin'ny voa (insuffisance rénale, calcul rénale).
-Ny aretin-dehilahy toy ny (aretin'ny prostate sy ny filahiana malemy sns..

-Ny aretim-behivavy (fibrome, kyste ovarienne, dysménorrhée, mammite, Syndrome de l'âge critique... )

-Ny aretin-damosina (lombalgie aiguë traumatique, Hernie discale lombaire, Lombalgie par déficience rénale, Séquelles d'une fracture du coccyx...)
-Ny aretin'ny vanin-taolana rehetra.
-Fatigue générale.

🩸 : Tsy ny aretina ihany no ilaina otra fa ilaina koa rehefa misy fikorotanan-tsaina, rehefa reraka avy miasa iny dia mila ny otra relaxant.

♦️Ny toeram-pitsaboana F. A. R. MA dia mitsabo ny aretina rehetra @ alalan'ny fanafody natoraly vita avy amin'ny zava-maniry sy ny otra réflexo-thérapie - kinésithérapie.

♦️E-mail : santefarma777@gmail.com
♦️Tel:0341240080

 🌿🌿🌿-Efa nanao ireo fitsaboana maro samihafa antaonany maro fa tsy nahita mangirana.-Efa tsisy fanantenana intsony fa ts...
30/05/2021

🌿🌿🌿

-Efa nanao ireo fitsaboana maro samihafa antaonany maro fa tsy nahita mangirana.
-Efa tsisy fanantenana intsony fa tsy maintsy mihinana pile sy mitsindrona mandra-pahafaty.

-Inty misy vahaolana ho anao💥💥💥
-Fanafody natoraly ary tena mandaitra, izay vita avy amin'ny zava-maniry 100%
-Otra réflexo-thérapie, kinésithérapie.
-Ka tsy ianao intsony no antsoina oe diabetika.

🔴Aza avela mitarazoka ela ny diabeta fa miteraka voka-dratsy toy ny:
-Fahapotehan'ny làlan-drà
-Fahasimban'ny voa
-Fahajamban'ny maso
-Fahafatesan'ny filahiana
-Fahasimban'ny fo
-Fikorotanan'ny tosi-drà
-Fery tsy mety sitrana ary mety hiafara amin'ny fanapahana tongotra.

🔴Fantaro ary fa efa afaka sitranina tsara ny diabeta ary tsy hiverina aminao intsony.

🔴Raha liana ianao dia afaka miantso avy hatrany ny laharana 0341240080 afaka manantona ihany koa ety amin'ny toerana misy ny Cabinet FARMA, afaka andefasana hafatra koa ao @ pejy na ny adiresy e-mail:santefarma777@gmail.com

➡️Ny cabinet médecine traditionnelle FARMA dia mitsabo ny aretina rehetra mpahazo ny olombelona amin'ny alalan'ny fanafody vita avy amin'ny zava-maniry sy ny otra réflexo-thérapie sy kinésithérapie.

IZAHAY ETO AMIN'NY   DIA MIARAHABA ANAREO   NAHATRATRAN'IZAO FETINAREO IZAO☀️☀️☀️_______________________________________...
30/05/2021

IZAHAY ETO AMIN'NY DIA MIARAHABA ANAREO NAHATRATRAN'IZAO FETINAREO IZAO☀️☀️☀️
_________________________________________
INDRINDRA IREO RENY IZAY AO ANATIN'NY TSY FAHASALAMANA DIA MIRARY SOA SY MIRARY FAHASALAMANA FENO HO ANAREO IZAHAY
❤️💚💙

🔴Ireo voankazo mila fitandremana ho an'ny olona diabétique🍌🥭🍇.➡️Taux de sucre en g pour 100 g-Ny akondro 🍌 (20.50 g be i...
29/05/2021

🔴Ireo voankazo mila fitandremana ho an'ny olona diabétique🍌🥭🍇.

➡️Taux de sucre en g pour 100 g

-Ny akondro 🍌 (20.50 g be izao ny taux de sucre ao aminy)
-Ny voaloboka fotsy(16.10 g de sucre)
-Ny voaloboka mena(15 g de sucre)
-Ampongabendanitra(13.60 de sucre)
-Letchi (40 g de sucre)
-kaki (13.70 g de sucre)
-Manga(13.50 g de sucre)
-Aviavy (13, 40 g de sucre)

🔴Tsy Midika akory oe fadiana tanteraka ireo voankazo ireo fa raha tsy ampy fanetseham-batana dia tsy ho hanina Betsaka na mihoatra ny iray (1).

➡️ Ny cabinet médecine traditionnelle FARMA dia mitsabo ny aretina rehetra @ alalan'ny fanafody natoraly 100% vita avy @ zava-maniry sy ny otra réflexo-thérapie.

E-mail : santefarma777@gmail.com
📞 0341240080.

Address

F Andriamananto
Antananarivo
101

Telephone

+261341240080

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FARMA SANTÉ VIE Humaine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to FARMA SANTÉ VIE Humaine:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram