28/08/2025
Hello 🥰😍 Andao Hilalao 😍 Hiaraka amin'ny Glasses 😍
Barea 2-1Maroc ary Nenareo ? 😍 soratao ao amin'ny commentaire wide Glasses ary nenareo soa dia nareo no tsara vintana mahazo bon d'achat 🥰😍
JEU PRONOSTIC BAREA - FINALE CHAN 30/08/2025 🏆MIARAKA Wide Glasses !
'Ndao hilalao dia mahazoa fanomezana avy amin’ny Wide Glasses😁⚽
Ireto ny étapes :
1- abonné ny pejy ihany Wide Glasses ! 📲
2- Ataovy ao amin'ny commentaire ny pronostic-anao amin'ity finale amin'ny CHAN ity.
Ohatra : Madagascar 1- 1 Maroc (90mn + prolongation, NB:tsy tafiditra ny tire au but
3)Ary mentionnez 8 personnes pour participer aux jeux.
4) - Partagez ce post sur votre mur et dans 𝟓 𝐠𝐫𝐨𝐮𝐩𝐞𝐬.
Amin'ny Sabotsy 30 Août 2025 isika manao ny fisarihana ao arinan'ny match
Hahazo loka izay 3 mahamarina aorian’ny fisarihana mivantana atao eto @ pejy ny sabotsy ao arinan'ny match !🎁
LOKA 1: 𝐛𝐨𝐧 𝐝’𝐚𝐜𝐡𝐚𝐭 𝐝𝐞 𝟑𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲
LOKA 1: 𝐛𝐨𝐧 𝐝’𝐚𝐜𝐡𝐚𝐭 𝐝𝐞 2𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲
LOKA 1: 𝐛𝐨𝐧 𝐝’𝐚𝐜𝐡𝐚𝐭 𝐝𝐞 1𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲
Isika rehetra miaraka manohana ny BAREA !!! 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Wide Glasses , manohana ny antsika !
🏆