Ga'sy BIO

Ga'sy BIO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ga'sy BIO, Health & Wellness Website, Antananarivo.

10/12/2023

Miarahaba antsika rehetra 🥰

Ho avy tsy ho ela ny vokatra Ga'sy Bio voalohany eto amin'ny pejy 🤗

Mandrapiandry an'izay aloha, iza avy isika ato ilay efa ela te hitombo ara-batana ? 👀

Fanampin-tsakafo manosika ny fahazotoan-komana, ara-pahasalamana tsara ary tsara tsiro 🤤

Mba lazao ao anaty commentaire hoe ireo zavatra efa nandramanareo hampitomboana vatana ? 😁

🌐 Vita Malagasy, tsara sy mahasalama, mety amin'ny rehetra, Ga'sy BIO 🌐

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ga'sy BIO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram