Fary Mamy

Fary Mamy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fary Mamy, Antananarivo.

🌿🌿Misy jus de canne oa @ magazay ramse andrefatsena na❤️
16/10/2025

🌿🌿Misy jus de canne oa @ magazay ramse andrefatsena na❤️

Bonjour inona no sakafo tianareo hoanina rehefa maraina : ❤️café ☕❤️thé 🍵🍹jus 🍹Ny ahy jus sy pain 🍞 atody !🌿Teneno ao @ ...
13/10/2025

Bonjour inona no sakafo tianareo hoanina rehefa maraina :
❤️café ☕
❤️thé 🍵
🍹jus 🍹
Ny ahy jus sy pain 🍞 atody !
🌿Teneno ao @ commentaires ny anareo 😊.

🌿🌿Ireto misy karazana fary anaky 3 izay misy eto Madagascar.
09/10/2025

🌿🌿Ireto misy karazana fary anaky 3 izay misy eto Madagascar.

🌿 Mandroso hihinana fary.
08/10/2025

🌿 Mandroso hihinana fary.

07/10/2025

🍹 Jeux concours 🎉: donne ton avis 😊et gagne ton jus.💚🍹
Ao anatin'ny TEAM SUCRÉ😋 enao sa TEAM LÉGER 🥤?
👉Tinay ho fantatra hoe inona no tinareo, fa miankina @ hevitrareo no hanamboaranay ny recette manaraka.
✅Comment A team sucré, ou B team Legé.
😍Identifie-o ary partagé-o @ namanao mba hohitany , de izay olona 3 m'identifier olona maro bé indrindra mahazo jus 1 cadeau.💚💚
Date farany @ lalao :8Octobre 2025

😘😘😘Miam 😍😍😍 Mazotoa homana zaza 😍
05/10/2025

😘😘😘Miam 😍😍😍
Mazotoa homana zaza 😍

🌿🌿 Matetika aho maka fotona hoan'ny tenako manokana, mande2 @ toerana calme tsara toy ny eo @ sary ❤️❤️Fa ny jus fary ts...
03/10/2025

🌿🌿 Matetika aho maka fotona hoan'ny tenako manokana, mande2 @ toerana calme tsara toy ny eo @ sary ❤️❤️
Fa ny jus fary tsy hadinoko fa miaraka amiko fona ☺️☺️☺️

✅🙏 Ireo n'y client mankafy ilay vokatra.❣️❤️ Courage zahay mahita anareo mankafy an'ilay jus Fary  1000SAVEURS🍹🍹Merci bc...
03/10/2025

✅🙏 Ireo n'y client mankafy ilay vokatra.❣️
❤️ Courage zahay mahita anareo mankafy an'ilay jus Fary 1000SAVEURS🍹🍹Merci bc @ fanohanana ❣️❣️

25/09/2025

Bonjour ☺️☺️ !
Partage kely hoantsika @ izao maraina izao.❤️❤️Samy naka dia nisotro avy ny tsirairay !☺️

23/09/2025

✨ De la canne fraîche au plaisir en bouteille ✨
Découvrez chaque étape de notre savoir-faire : un jus de canne pur, pressé avec soin, embouteillé dans le respect de la qualité et de la fraîcheur.

🌿🌿Chaque gorgée, c’est la nature qui s’exprime, directement de la canne à sucre jusqu’à vous. 🌱🥤🍹🍹

💚 Naturel, rafraîchissant et prêt à savourer.
👉 1000 SAVEURS ,1000ENERGIES–
L’authenticité en bouteille.

19/09/2025

🎊🎊Restorant fantadaza iray ato Ihosy mandray ny jus 🍹🍹🍹nay ❤️❤️

🌿Eritrereto hoe mihinana la sambosy bé potikena ao @ tranobogo enao dia asíana jus fary eo akekiny.💐 tsara ee hitako ery 💐

Hoatrizao indray ary hoe ilay jus tsika rehefa ao anaty frigo de luxe ☺️☺️❤️❤️Tiko ery n'y mijery azy❤️❤️
18/09/2025

Hoatrizao indray ary hoe ilay jus tsika rehefa ao anaty frigo de luxe ☺️☺️
❤️❤️Tiko ery n'y mijery azy❤️❤️

Address

Antananarivo
00101

Telephone

+261342912043

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fary Mamy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Fary Mamy:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram