Rasazy aho

Rasazy aho S.F

Manana olana @ taovam_pananahana ve ianao???          💁Aza misalasala ny miresaka @ nay mivantana .Afaka manampy anao iz...
01/06/2024

Manana olana @ taovam_pananahana ve ianao???
💁Aza misalasala ny miresaka @ nay mivantana .Afaka manampy anao izahay
Sakaizanao n'y mpitsabo fa tsis mahamenatra 💉💊
Fanafody no vidinao fa maimaim_poana ny fizahana

Soins intime 🌿🍃Ho anao izay manana olana @ fananahana afaka manampy anao izahayRaisina ho tsiambaratelo ny olanao
21/05/2024

Soins intime 🌿🍃
Ho anao izay manana olana @ fananahana afaka manampy anao izahay
Raisina ho tsiambaratelo ny olanao

Aide mémoire naturel💯%    ⭕ Azo atao tsara ny mamerina fitadidina ho an'ireo zay lasa nisy fiovana.    ⭕Mety tsara  na  ...
30/04/2024

Aide mémoire naturel💯%

⭕ Azo atao tsara ny mamerina fitadidina ho an'ireo zay lasa nisy fiovana.
⭕Mety tsara na zaza mpianatra indrindra ireo hanao fanadinana
⭕Mandaitra 100% ary azo antoka
Aza misalasala ary miresak aminay fa afaka manampy anao izahay

20/03/2024

Aza adino ny mijery voka_dalao ny St Valentin teo fa efa azo jerena tsara😁
P**i vao maraina no tena mety

FOMBA FIKOLOKOLOINA NY FIVAVIANA😊👇Fanasana azyRehefa manasa fivaviana dia tsara raha manaraka ireto:👉Rano madio no hanas...
06/02/2024

FOMBA FIKOLOKOLOINA NY FIVAVIANA😊
👇Fanasana azy
Rehefa manasa fivaviana dia tsara raha manaraka ireto:
👉Rano madio no hanasana azy raha toa ka rano tsy azo antoka dia ampangotrao aveo ampangatsiao zay vo isasana.
👉Fadio ny misikotra ny faritra tsy hita Maso fa ny faritra hita Maso ihany no sasao madio tsara.
👉Raha azo atao dia aza mampiasa "gel de toilette" aleo mampiasa savony Nosy raha tsy maintsy mampiasa ireny.
👇Fanamiana atao😀
👉Tsara raha manao silipo tsy tery reny satria fahasalamana no ilaina
👉Raha azo atao dia atao coton avokoa ny silipo fa tena anisany manaraka ny fepetra ara_pahasalamana izany.
⚠Mila mailo anao rehefa misy hafahafa ny isan'andro (oh: mis perte mivoka,mangidihidy, mailailay,mangirifiry, mivoka mony faritra ny fivaviana ...sns)
Afaka manampy anao zahay raha toa ka misy olana ianao midira MP
📌 Raha mahasoa anao aza adino abonné izany sy mizara ho an'ny hafa

Ry zareo ko de misahirana aminay😂
30/01/2024

Ry zareo ko de misahirana aminay😂

Mamerina fadimbolana "regle" tara !Vao vatany tsy tonga ny fadimbolana dia tsaratsara kokoa manao test de grossesse aloh...
13/12/2023

Mamerina fadimbolana "regle" tara !

Vao vatany tsy tonga ny fadimbolana dia tsaratsara kokoa manao test de grossesse alohany iresahanao @ Rasazy.
• Rehefa tsy bevohoka na tsy ao anatin’ny fitsaharam-pitsaihana, dia tokony ho malina hatrany raha tara ny fadimbolana. Ireto àry no tsara ho fantarina raha sendra izany.
• Tsy mandeha ny fadimbolana

Rehefa tsy mandeha mihitsy ny fadimbolana, kanefa tsy bevohoka, na tsy mbola tafiditra ao anatin’ny taonan’ny fitsaharam-pitsaihana, dia tokony ho mailo ny vehivavy. Antsoina hoe : “aménorrhée” io tranga io. “Aménorrhée primaire”, raha toa ka mbola tsy tonga fadimbolana mihitsy ary “amenorrhée secondaire” kosa, raha nanjavona ny fadim-bolana, mandritra ny 3 volana eo ho eo, kanefa efa nandeha ara-dalàna teo aloha.
Fomba fiainana
Maro ny antony mahatonga ny fadim-bolana tsy handeha, ankoatra ny vohoka sy ny fitsaharam-pitsaihana:
· Fampiasam-batana mihoatra ny tokony ho izy,
· Mihamahia tampoka,
· Rarin-tsaina be loatra,
· Fiatoana tamin’ny fanabeazana aizana.
👉Afaka manampy anao izahay fa sarobidy ny aina
Raha toa ka misy olana @ fadimbolana anao noho izany aza misalasala mandefa MP avy hatrany📩
de santé mahavonjy

25/11/2023

Manomboka miparitaka ny Gripa 😤
Mila mailo isika
Aza manao Dokotera tena havako aby

Vendredi jolie❤Inona laokanareo any ?          Sao dia misy nampitovy Aoka samy ho matotra annnnnnPerso: Aubergine(Baran...
27/10/2023

Vendredi jolie❤
Inona laokanareo any ?
Sao dia misy nampitovy
Aoka samy ho matotra annnnnn
Perso: Aubergine(Baranjely)😂

Misy produits naturels🌿🍃  👉Manasitrana tsiranoka @ fivaviana rehetra(mangidihidy, mangirifiry,mivoaka mony ,mivoaka fofo...
24/10/2023

Misy produits naturels🌿🍃
👉Manasitrana tsiranoka @ fivaviana rehetra(mangidihidy, mangirifiry,mivoaka mony ,mivoaka fofona maimbo,maina fivaviana ,marary rehefa manao firaisana ...sns)
👉Maneritery an'ilay PETA@ le mampazoto homana an'i Ramose😀
MP avy hatrany raha misy liana
Efficace💯

Mamerina fadimbolana "regle" tara !Vao vatany tsy tonga ny fadimbolana dia tsaratsara kokoa manao test de grossesse aloh...
20/10/2023

Mamerina fadimbolana "regle" tara !

Vao vatany tsy tonga ny fadimbolana dia tsaratsara kokoa manao test de grossesse alohany iresahanao @ Rasazy.
• Rehefa tsy bevohoka na tsy ao anatin’ny fitsaharam-pitsaihana, dia tokony ho malina hatrany raha tara ny fadimbolana. Ireto àry no tsara ho fantarina raha sendra izany.
• Tsy mandeha ny fadimbolana

Rehefa tsy mandeha mihitsy ny fadimbolana, kanefa tsy bevohoka, na tsy mbola tafiditra ao anatin’ny taonan’ny fitsaharam-pitsaihana, dia tokony ho mailo ny vehivavy. Antsoina hoe : “aménorrhée” io tranga io. “Aménorrhée primaire”, raha toa ka mbola tsy tonga fadimbolana mihitsy ary “amenorrhée secondaire” kosa, raha nanjavona ny fadim-bolana, mandritra ny 3 volana eo ho eo, kanefa efa nandeha ara-dalàna teo aloha.
Fomba fiainana
Maro ny antony mahatonga ny fadim-bolana tsy handeha, ankoatra ny vohoka sy ny fitsaharam-pitsaihana:
· Fampiasam-batana mihoatra ny tokony ho izy,
· Mihamahia tampoka,
· Rarin-tsaina be loatra,
· Fiatoana tamin’ny fanabeazana aizana.
👉Afaka manampy anao izahay fa sarobidy ny aina
Raha toa ka misy olana @ fadimbolana anao noho izany aza misalasala mandefa MP avy hatrany📩

Natioraly❤👉Tsy mety mandeha fadimbolanao nefa tsy bevohoka ve?Aza miasa saina fa afaka averina tsara izany ato aminay😏👉M...
04/10/2023

Natioraly❤
👉Tsy mety mandeha fadimbolanao nefa tsy bevohoka ve?
Aza miasa saina fa afaka averina tsara izany ato aminay😏
👉Mila fanabeazan'aizana natioraly ve Ianao satria tsy mahazaka ( pilule ,tsindrona...sns)?
👉Nanajanona fanabeazan'aizana dia tsy miverina ny fadim bolana @ zao?
👉Avy niteraka te hamerina fadim bolana ?
Aza misalasala afaka miresaka aminay avy hatrany Ianao fa vonona hanampy anao izahay.

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasazy aho posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram