Sofina Mihaino ANAO

Sofina Mihaino ANAO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sofina Mihaino ANAO, Mental Health Service, Antananarivo.

Maro amintsika no misedra olana nefa tsisy mihaino na tsisy hizarana zay mamesatra , Zay no antony nanokafanay an'ity pejy ity mba hifampizarana, hifampitondrana izay mavesatra

Message à toutes les mères ❤️👩‍👧‍👦
22/09/2022

Message à toutes les mères ❤️👩‍👧‍👦

20/09/2022
MAFY BE NOHO NY HAFAMatoa misy zavatra avelan' Andriamanitra mitranga eo amin'ny fiainanao,Tsapanao mihitsy hoe mafy be ...
19/09/2022

MAFY BE NOHO NY HAFA
Matoa misy zavatra avelan' Andriamanitra mitranga eo amin'ny fiainanao,
Tsapanao mihitsy hoe mafy be noho izay mitranga amin'ny hafa ny mahazo anao,
Dia fantaro fa tian' Andriamanitra ho mafy noho ny hafa ianao,
Hahery noho ny hafa,
Koa mahereza indrindra ary mahatanjaha tsara,
Satria lehibe izay miandry anao,
Zavatra tokana no aza avela ho mafy noho ny zavatra avelan'Andriamanitra mitranga,
Dia ny fonao izany,
Aza avela ho mafy ny fonao,
Tehirizo ho fon-jaza,
Ho ambinina indrindra anie ianao.
Bonne semaine.
Neny Zo

Address

Antananarivo

Telephone

+261324697718

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sofina Mihaino ANAO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram