Cabinet d'accouchement Mamy ny Aina

Cabinet d'accouchement Mamy ny Aina Promotion de la santé maternelle et infantile

26/02/2022

Bnsoir daholo😘
Fantatsika reny mitondra vohoka ve oe inona ny antony mahtonga ny fivaviana rovitra na etezana mihits rehefa manena ny zazakely isika ?
➡️infection vaginal ts voatsabo : perte masiso miloko mavo n'a maintso ary mangididy be, inona anefa no mahtong ny infection vaginal ?
👉infection urinaire :miafy pipy na ts misotro rano firy
👉infection intestinal :avaty amlavaka fikakazana miakatra any am fivaviana
👉rano isasana:ts azo antoka
👉havoretrana: kamo misasa na misikotra rhf misasa
👉azo avy @ firaisana aranofo
➡️ny ts fanaovana firaisana aranofo matetika iany ku dia mahatonga ny fivaviana harefo, enjana sady tery no maina foana, hany ka rhf atosiky ny zaza rhf manena de mora rovitra
➡️mety iany koa oe ny fivaviana mihits no efa kely lavaka dia ts maints miroso @ fanetezana ny mpampiteraka
➡️ny fisasana @ rano mangatsiaka dia isany manome vahana ny fahamafisan'ny fivaviana ts ho souple ary manamaina satri ts mampandeha ny tsiranoka noho izy ts manaitaitra
Raha ireo voalaza ireo ary inona izany no tokon hoatao manoloana izany ?
Manaova mora hoanzay andalampiterahana rhtr ary mirarisoa hoan'ireo ef teraka😘
Vidéo fanehoana

Miarahaba daholo🤗, miverina kely eto rasazy Mamy anamafy amintsika fa zavadehibe ny fisian'ny échographie mba tsy hanaov...
12/02/2022

Miarahaba daholo🤗, miverina kely eto rasazy Mamy anamafy amintsika fa zavadehibe ny fisian'ny échographie mba tsy hanaovanaovampoana amin'ny sehatry ny asa arapahasalamana😇,ary koa ho porofo hitandroana ny zon'ny mpampivelona na ny doctera,surtout en cas de menace d'avortement ou d'avortement en cours ou d'accouchement prématuré ou grossesse arrêtée, avec consentement de la femme enceinte et de sa famille,mba tsy hisian'ny hoe nosokirindrasazy de afaka ny zanako. Zavamiseho entina hitorina ny mpampivelona izany matetika.
Tadidio izany fa tsy ny sexe na ny DPA sy ny fitombon'ny zaza hany no tena ilana ny echo fa rehefa misy tsy mazava toireo izay efa notanisaina tao amin' ny publication MAMY NY AINA ariva teo,ankoatra ny hoe :tsy mietsika ny zaza, na mitombo loatra ny kibo tsy araka ny tokony ho izy, na misy rano mandeha, sns

Kuku 🤗 😊, hoantsika rehetra nanontany oe raovina no ita nsexe, raovina no mietsika nzaza, raovina no miodina nzaza, norm...
27/01/2022

Kuku 🤗 😊, hoantsika rehetra nanontany oe raovina no ita nsexe, raovina no mietsika nzaza, raovina no miodina nzaza, normal ve lay lanjany anefa efa zao semaine(lanja manodidina f ts exacte be) sns, dia misy sary ahafahantsika mandray lesona alefako ato mahavaly ny fanontaniana saingy hoan'ny ts mahay teny français dia afak manontany iany ato am'commentaire.
Rasazy Mamy 😘

27/01/2022
Comment calculer le jour d'ovulation ainsi que la période féconde ? 🤔👉Il faut d'abord savoir que les spermatozoïde peuve...
25/01/2022

Comment calculer le jour d'ovulation ainsi que la période féconde ? 🤔
👉Il faut d'abord savoir que les spermatozoïde peuvent survivre 4 à 5 j même dans l'utérus de la femme mais l'ovul n'a que 2j pour attendre le spermatozoïde.
➡️Donc, le jour J14 est précedé de 5j au max et suivi de 2j pour donner la période féconde.
➡️Sans oublier que le J14 est compté à partir du 1er jour des règles suivant, c'est à dire retrocomptage.
🤓En conclusion, les 2 semaines qui entour le J14 pourra engendrér de la grossesse en présence d'un rapport sexuel non protégé.
Ahoan ary ny fomba hikajiana ny andro mahalonako ?🤔
👉Tsara hofantatra aloha fa ny tsirinaina lahy dia maharitra 4 hatramin'ny 5 andro ao anatin'ny tranonjaza, saingy ny an'ny vavy kosa de 2 andro iany aorian'ny J14
➡️Araka izany ny andro mahalonaka dia J14 miampy 5 andro aloha sy 2 andro aorina.
➡️Marihina f ny J14 dia kajiana alohan'ny fadimbolana manaraka, izany hoe manisa miemotra.
🤓Fehiny:ny 2 herin'andro manodidina ny J14 dia ahiana mahabevohoka ra toa ka misy firaisana aranofo ts voaharo.
Voire schéma. 😊😊😊😘

Coucouuu, rasazy Mamy iany e 🤗 😊😊😘🔊Mba hampivelarana ny sehapahasalamana momba ny reny sy ny zaza,izahay ato amin'ny cab...
20/01/2022

Coucouuu, rasazy Mamy iany e 🤗 😊😊😘
🔊Mba hampivelarana ny sehapahasalamana momba ny reny sy ny zaza,izahay ato amin'ny cabinet d'accouchement Mamy ny Aina😘 dia mampisafo maimaimpoana mandritry ny andro voafetra, izay ahafahanao miresaka mivantana sy mizara ny tebitebinao ao anatin'izao fitondrana vohoka izao🙋.
Marihina fa ny fisafoan sy ny fizahampahasalamana no maimaimpoana fa ny sisa toy ny analyse sy nfanafody kosa dia andoavambola.
🔊Koa dia manantena ny fahatongavanareo maro dia maro e😘.
Tel:0349364984

Address

Belanitra Ankadikely Ilafy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00
Sunday 07:00 - 17:00

Telephone

+261349364984

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet d'accouchement Mamy ny Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram